Fiv/iac/stim te ho Reny/Ray

Fiv/iac/stim te ho Reny/Ray Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fiv/iac/stim te ho Reny/Ray, Digital creator, Antananarivo.

Bonne fête les mamans:❤️ à celles qui le sont, ✨ à celles qui le seront bientôt,🍀 à celles qui se battent pour le deveni...
25/05/2025

Bonne fête les mamans:
❤️ à celles qui le sont,
✨ à celles qui le seront bientôt,
🍀 à celles qui se battent pour le devenir
💪🏾 et celles qui ne souhaitent pas le devenir mais s’occupent de ceux des autres comme les leurs.

Bonne fête à toutes 💐

Salama e!!Be dia be nareo mitaraina sy manontany  hoe « efa nanao écho dia normale daholo ny ao hoy ny Dr  nefa mbola ts...
25/04/2025

Salama e!!
Be dia be nareo mitaraina sy manontany hoe « efa nanao écho dia normale daholo ny ao hoy ny Dr nefa mbola tsy mety bevoka foana »…

Zao ary:
Be dia be ny mety ho olana, tsy ho hitan’ny échographie tsotra amin’izao. Ankoatry ny fanaovana écho sy bilan hormonal (prise de sang) dia ireto zavatra roa (02) ireto no tsy maintsy tokony hatao :

☝🏾: Mila manao ilay atao hoe HYSTEROSALPINGOGRAPHIE (radio de trompes) ny vehivavy > fijerena ny trompes io hoe perméables ve sa tsia (bouchées sa tsia), raha sanatria manko tsetsina ireo dia tena tsy ho bevoka mihitsy satria ny trompes no lalan’ny tsirin’aina hihaona. Mila miresaka sy maka ordonnance any @ Gynéco rehefa hanao azy.

✌🏾: SPERMOGRAMME hoan’ny lehilahy. Fanataro fa tsy ny vehivavy ihany no misy olana fa maro be koa ny lehilahy no manana olana, indrindra @ resaka tsirin’aina. Tsy voatery hoe « tonga foana ny ahy, mihenjana foana ny ahy » dia midika izany fa mahery koa ny soldats🙂. Misy hoe tonga ny anao fa ranony tsisy ventiny, na koa soldats sampona, tsy matanjaka fa vao tonga dia mitsarara daholo zalahy, vitsy an’isa…maka ordonnance any @ Gynéco.

🍀 manaova ireo examen reo ianareo mivady hahitàna ny vahaolana.

🙏🏾 tadidio fa mila mifanohana sy mifanampy ny mpivady fa tsy mifanilika. Tsy ady mora io, atambaro ny hery sy ny fitiavana hahatrarana ny vokatra sy tanjona iriana.

Mirary soa 🍀

Zaraina fa mahasoa 👇👇Mirary soa 🍀🍀Anovulation : Tsy mivoaka atody 🥚❌Ny anovulation dia toe-javatra izay tsy misy atody a...
23/03/2025

Zaraina fa mahasoa 👇👇
Mirary soa 🍀🍀

Anovulation : Tsy mivoaka atody 🥚❌

Ny anovulation dia toe-javatra izay tsy misy atody avoaka mandritra ny tsingerin’ny fadimbolana. Maro ny antony mety mahatonga izany, ka tsara mijery mpitsabo raha te hahazo fanazavana sy fitsaboana araka ny tokony ho izy.

💡 Torohevitra azo atao hanatsarana ny famokarana atody :

🔹 Sakafo tsara ho an’ny ovulation :
✔ Anandrano (algues) : Manampy amin’ny fifandanjan’ny hormonina.
✔ Ranon’apango : Sotroina amin’ny 11h – 13h ihany.
✔ Yaourt sy chocolat : Afangaro ary hanina mba hanamafisana ny hery fiarovana.
✔ Pibasy (papaye), voatabia hazo (figue), goji : Manan-karena antioxidant sy vitaminina.

🔹 Fanampin-tsakafo sy fanafody voajanahary :
✔ Supradyn (azo vidina amin’ny farmasia) : 1 sotro isan’andro.
✔ “Anis étoilé” : Misy amidy eny amin’ny Art malagasy. 4ème jour ka hatramin’ny 17ème jour amin’ny tsingerina, ampangotrahana anis étoilé 6 amin’ny 750 ml rano mandritra ny 10 min, dia sotroina 1 vera alohan’ny hatory.

🔹 Fanampin-tsakafo tsara ho an’ny fahavokarana :
✔ Omega 3 – Manampy amin’ny fivoahan’ny atody.
✔ Maca – Mahery amin’ny fampitomboana ny fertilité.
✔ Linum (graine de lin) – Manampy amin’ny fifandanjan’ny hormonina.
✔ Camomille – Mampitony sy manatsara ny tsingerina.
✔ Zinc – Manan-danja amin’ny fitomboan’ny atody.
✔ Dynatonique, Maharani, Alchemille, Graine de soya, Acide folique – Manamafy ny fahavokarana.

✨ Mirary soa ho anareo rehetra ! ✨



https://www.facebook.com/100063763965490/posts/1191464832988971/?mibextid=rS40aB7S9Ucbxw6v

Miarahaba tratry ny taona ô!!Mirary zaza sy fahasalamana. Mankahery hatrany amin’izay fitsaboana atao, hioty vokatra mam...
03/01/2025

Miarahaba tratry ny taona ô!!
Mirary zaza sy fahasalamana. Mankahery hatrany amin’izay fitsaboana atao, hioty vokatra mamy be🤰🤱
✨2025✨
FiFiv/iac/stim te ho Reny/Ray️

⚠️ TANDREMO ⛔️ Mila consultation Dr hatrany izay vao mahazo mividy sy mihinana fanafody. Coucou daholo !!Duphaston (dudu...
29/12/2024

⚠️ TANDREMO ⛔️ Mila consultation Dr hatrany izay vao mahazo mividy sy mihinana fanafody.

Coucou daholo !!

Duphaston (dudu) a dia fi déclencher-na règles raha hoe nitohana ela ny règles kanefa tsy bevoka.
Fandaminana cycles ihany koa, zany hoe mihinana isam-bolana 10 jours (j16-j25) dia matetika mandeha ny règles j28/29.
Raha hoe efa mitsaika ka sendra tafihinana dia tsy misy atahorana, manamafy ny fipetrahan’ny zaza vo miforona izy io.
Mirary soa 🍀

09/11/2024

Fahafahan-jaza matetika, inona avy no mety ho antony !?


Vidéo by

09/11/2024

Fomba fanaovana FIV (fécondation in vitro)

Vidéo by

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiv/iac/stim te ho Reny/Ray posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share