๐“•๐“ธ๐“ป ๐“จ๐“ธ๐“พแฐ”

๐“•๐“ธ๐“ป ๐“จ๐“ธ๐“พแฐ” ''Ankino @ Jehovah ny asanao dia ho lavorary izay kasainao''

๐Ÿ“ฒ0324776824๐Ÿ“ž

''Kely no hiandoanao fa lehibe indrindra no hiafaranao''

๐ŸŒน๐ŸŒธIdรฉe Makeup ๐ŸŒธ๐ŸŒนN**E masosotra kely ery๐Ÿ˜๐Ÿ˜
15/10/2025

๐ŸŒน๐ŸŒธIdรฉe Makeup ๐ŸŒธ๐ŸŒน
N**E masosotra kely ery๐Ÿ˜๐Ÿ˜

15/10/2025

Mention spรฉciale ร  mes nouveaux(elles) super fans ! Narovana Ravelomanana, Samsonia Razakaniaina, Isabelle Ravolanirina, Precie Josee, Nomena MG, Nicki Yan, Narovana Herinirina Rav, Sariaka Nomenjanahary, Gรฉnie Andriamahefa, Henintsoa Rakotoarison
๐Ÿฅณ๐Ÿฅณ๐Ÿฅณ๐Ÿฅณ

Hello! ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ vao maraina eee๐Ÿฅฐ๐ŸฅฐPartage kely indray alohaaa ๐Ÿ’•๐Ÿ’•Izaho ilay eo antenantenany eโคโคMAKEUP SOFT N**E Aza misalasala ...
15/10/2025

Hello! ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ vao maraina eee๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
Partage kely indray alohaaa ๐Ÿ’•๐Ÿ’•
Izaho ilay eo antenantenany eโคโค
MAKEUP SOFT N**E
Aza misalasala miditra mp, tarif makeup ร  partir 15000 ar fotsiny ๐Ÿ’Œ
NB: Afaka mandefa commande amin'ilay akanjo anaovako amin'ny sary io ko ianareo ilay lamody kely ireny
Tsy lafo avao, anefa vita finition milayyy ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

13/10/2025

๐‘ฝ๐’Š๐’…๐’†ฬ๐’๐ŸŽฅ ๐’Œ๐’†๐’๐’š ๐’๐’Š- ๐’“๐’†ฬ๐’‚๐’๐’Š๐’”๐’†ฬ ๐’๐’‚ ๐’Š๐’๐’‚๐’š ยฐ๐‘ด๐‘จ๐‘ฒ๐‘ฌ๐‘ผ๐‘ท ยฐ teo๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
๐‘ต๐’‚๐’•๐’‚๐’ ๐’”๐’๐’Ž๐’‚๐’“๐’š ๐’‚๐’Š๐’๐’ˆ๐’‚๐’๐’‚ ๐’Œ๐’†๐’๐’š ๐’”๐’ ๐’๐’‚๐’๐’š ๐’Ž๐’†๐’ˆ๐’‚๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’†๐’ ๐Ÿ˜๐Ÿ˜
๐’๐’‚๐’š ๐’‡๐’‚ ๐’ƒ๐’Š๐’”๐’๐’–๐’” ๐’ƒ๐’Š๐’”๐’๐’–๐’” ๐’…๐’‚๐’‰๐’๐’๐’ ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
๐‘ป๐’‚๐’“๐’Š๐’‡ ๐‘ด๐‘จ๐‘ฒ๐‘ฌ๐‘ผ๐‘ท ๐’‚ฬ€ ๐’‘๐’‚๐’“๐’•๐’Š๐’“ ๐Ÿ๐Ÿ“๐ŸŽ๐ŸŽ๐ŸŽ ๐’‚๐’“ ๐’‡๐’๐’•๐’”๐’Š๐’๐’š ๐’Ž๐’ƒ๐’๐’๐’‚ ๐’‚ฬ€ ๐’…๐’๐’Ž๐’Š๐’„๐’Š๐’๐’† ๐’‚๐’๐’๐’‰๐’‚ atretooo๐Ÿฅณ๐Ÿฅณ๐Ÿฅณ

Hello hello!! ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐ŸฅฐPartage kely avy aty aminay indray androany ๐Ÿฅณ๐Ÿฅณ๐ŸฅณIzy ilay faravavy ๐Ÿ˜๐Ÿ˜ Mpanao โ€ขMAKEUPโ€ข no sady afaka mikar...
13/10/2025

Hello hello!! ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
Partage kely avy aty aminay indray androany ๐Ÿฅณ๐Ÿฅณ๐Ÿฅณ
Izy ilay faravavy ๐Ÿ˜๐Ÿ˜ Mpanao โ€ขMAKEUPโ€ข no sady afaka mikarakara ny volonareoโœ…โœ…
No filtre
Nohezaina tsy asina filtre mihintsy ny sary ahitanareo ny rรฉalitรฉ any tsara
Tarif MAKEUP ร  partir 15.000 ar ร  domicile โœ…โœ…โœ…

๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚Fa tsy hitako izay atao zanyyyy๐Ÿฅฒ๐Ÿ˜† dia nataoko ilay faux ongle fatao am tongotra ireny ilay izy fa tena tsy tafavoaka i...
04/10/2025

๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚Fa tsy hitako izay atao zanyyyy๐Ÿฅฒ๐Ÿ˜† dia nataoko ilay faux ongle fatao am tongotra ireny ilay izy fa tena tsy tafavoaka ilay iray ko๐Ÿคฃ๐Ÿค—๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚
Aleo mba asiana kely an'izao hiomehezana kely fa ny fiainana efa enjana! ๐Ÿ˜œ
Courage daholooo๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

Hello Hello๐Ÿ˜๐Ÿ˜Nampiomehy dia nozaraiko๐Ÿ˜ช๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚ , fa dia marina tokoa anie fa ilay ndry mba avy nanao formation voalohany indri...
03/10/2025

Hello Hello๐Ÿ˜๐Ÿ˜
Nampiomehy dia nozaraiko๐Ÿ˜ช๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚ , fa dia marina tokoa anie fa ilay ndry mba avy nanao formation voalohany indrindra iny , dia manandrana mamerina dia mbola mapiomehy kely aloha ๐Ÿ˜
Fa efa ambaranay zao hoe manaova exercice foana fa tsisy afa tsy izay no tena ahaizana tsara๐Ÿ˜ sy azahoana expรฉrience milay โœ…๐Ÿ˜ dia mahatafavoaka zavatra tsara aprรจs โœ…โœ…๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธZay fa bisous daholo dia mazotoa mitady vola ๐Ÿ’ฒ๐Ÿ’ธโœŠ
*SaryindranaโŒ

๐Ÿ’ก Le vrai secret, cโ€™est dโ€™apprendre une compรฉtence qui te donne ton indรฉpendance.๐Ÿ’ฏQuand tu maรฎtrises un savoir-faire, pe...
01/10/2025

๐Ÿ’ก Le vrai secret, cโ€™est dโ€™apprendre une compรฉtence qui te donne ton indรฉpendance.๐Ÿ’ฏ

Quand tu maรฎtrises un savoir-faire, personne ne peut tโ€™enlever รงa.
Ton talent devient ton arme, ton outil, ton business.

๐Ÿ’… Onglerie, make-up, coiffure de mariageโ€ฆ
Ces compรฉtences changent des vies chaque jour.
โœ…La seule question est :
Est-ce que toi tu veux rester spectatrice ou actrice de ta vie ?

โœจSurtout N'oublie pas : Beautรฉ, ambition, indรฉpendance : doit รชtre ta Nouvelle Dรฉfinitionโœจ

โŒidรฉe faux ongleโŒ
29/09/2025

โŒidรฉe faux ongleโŒ

๐Ÿ˜ขMarary ny firenentsika ๐Ÿ˜ขMarary isika vahoaka ๐Ÿ™Andaho isika hiaraka hanandram-bavaka๐Ÿ™Tsy misy tsy hain'Andriamanitra ata...
27/09/2025

๐Ÿ˜ขMarary ny firenentsika
๐Ÿ˜ขMarary isika vahoaka
๐Ÿ™Andaho isika hiaraka hanandram-bavaka๐Ÿ™
Tsy misy tsy hain'Andriamanitra atao, Izy no hanampy antsika hama izao olana hatrehitsika izao๐Ÿ™ Dia apetrao Aminy ny zavatra atao rehetra ๐ŸŒŸ
โŒAry ho an'ireo mpanararotra aoka izay re tompoko o๐Ÿ™ miangavy efa maro ny olona very asa ankehitriny @ nataonareo , tena efa ampy izay ๐Ÿ™Matahora an'Andriamanitra ๐Ÿ’ฃtsy ho zakanareo mantsy ny kapoka omeny ๐Ÿ™Izao dia mibebaha hifonay ny zava-bita,
ny alahelon'olona rehetra mantsy zao no nohaninareo sy hampiasainareo any ๐Ÿ–tongava saina ๐Ÿ’ฃ๐Ÿ’ฃ

Inona daholo hoa ny asan''ilay pinceaux ampiasainareo ireny eโ—โ—โ—โ“โ“โ“Ity ny valiny โค๐Ÿงก๐Ÿ’›๐Ÿซฐ๐Ÿฅฐ
27/09/2025

Inona daholo hoa ny asan''ilay pinceaux ampiasainareo ireny eโ—โ—โ—โ“โ“โ“
Ity ny valiny โค๐Ÿงก๐Ÿ’›๐Ÿซฐ๐Ÿฅฐ

Tena mba aok'izay leo izahay malagasy ry Mpitondra o! Aiza ilay firenena lazainao fa mandrosooโœŠโœŠ ANDAO ISIKA HIJORO HATR...
25/09/2025

Tena mba aok'izay leo izahay malagasy ry Mpitondra o! Aiza ilay firenena lazainao fa mandrosooโœŠโœŠ
ANDAO ISIKA HIJORO HATRANY RY MALAGASY NAMANA! ๐Ÿ™
HIARAKA HITOLONA HO AN'NY TARANA HO AVY
HIARAKA ANANGANA INDRAY NY FIRENENA โœŠ
MITOLEFIKA NY FIRENENTSIKA KA MILA HARENINA IZY ๐Ÿ˜ข๐Ÿ˜ข
JESOSY AH! HAFAO NY FIRENENA MALAGASY, TAHIO HATRANY MADAGASIKARA! ๐Ÿ™

Address

Antananarivo

Telephone

+261327295146

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐“•๐“ธ๐“ป ๐“จ๐“ธ๐“พแฐ” posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share