
17/09/2025
Modèle GM ho anareo ilay somary Ngeza Trano
Tena tsara be ity modèle ity sady mihaja 🥰
Couleurs : tena manaraka ny toetr'andro
Tissu : suedine (tsy atahorana ho an tsika manana saka sy aliaka kely)
Ary tena matevina tsara
✔️Pose tête flexible
✔️Modulable izany oe afaka hafodikodina endrika izay hitiavanao azy
✔️Mora diovina kely
Aza ela fa efa dispo ato amin magasin ireto couleurs ireto izao 🥰
Alaivo haingana ny anjaranao sao lasan hafa 🏃🏾
Payement possible à la livraison 📱
Payement possible à mobile money
🛻Livraison gratuite sur Tana 💥
🛻Livraison possible Province 🥰
Showroom: ANOSIZATO est
Tel: 034 42 910 22 / 032 19 684 84
Efa maro ny hafa-po raha ny amin ny qualité na amin ny service 😍😘