24/10/2025
Rehefa avy mandeha 20 km,milanja kitapo fara fahakeliny 20kg, miaka-midina amin'ny tendrombohitra dia tonga amin'ny toerana tahaka izao matetika dia tsy rarahina intsony na maloto na tsia, na maimbo from na tsia đ€Ł
Fa tonga dia matory aloha, sa aona hoy nareo?