Vaovao Ranohira

  • Home
  • Vaovao Ranohira

Vaovao Ranohira Ny Pejy Vaovao Ranohira dia pejy iray natokana ilazana ny zava-mitranga sy ny vaovao malaza ao amin'n

๐Ÿ“ ๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐ˆ๐‡๐Ž๐‘๐Ž๐Œ๐๐„ โ€“ ๐…๐ˆ๐’๐€๐•๐€๐๐€ ๐“๐‘๐€๐๐Ž ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐ˆ๐’๐€๐Œ-๐๐€๐‡๐ˆ๐๐˜ (๐‡รด๐ญ๐ž๐ฅ๐ฌ)& ๐‘๐„๐’๐“๐€๐”๐‘๐€๐๐“๐’๐Ÿจ๐Ÿฝ๏ธRaikitra ny hetsika fisavana sy fanaraha-m...
01/07/2025

๐Ÿ“ ๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐ˆ๐‡๐Ž๐‘๐Ž๐Œ๐๐„ โ€“ ๐…๐ˆ๐’๐€๐•๐€๐๐€ ๐“๐‘๐€๐๐Ž ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐ˆ๐’๐€๐Œ-๐๐€๐‡๐ˆ๐๐˜ (๐‡รด๐ญ๐ž๐ฅ๐ฌ)& ๐‘๐„๐’๐“๐€๐”๐‘๐€๐๐“๐’๐Ÿจ๐Ÿฝ๏ธ

Raikitra ny hetsika fisavana sy fanaraha-maso ireo Trano fandraisam-bahiny (Hรดtels) sy Restaurants ato aminโ€™ny faritra Ihorombe, indrindra eto Ihosy, Ranohira ary Ilakaka.
๐ŸŽฏ Tanjona: Hiantohana ny fahadiovana ๐Ÿงผ, hisorohana ny aretina mety hiparitaka ๐Ÿฆ , ary hanatsara ny kalitaonโ€™ny tolotra fizahantany eto an-toerana.

โš ๏ธ "Aleo misoroka toy izay mitsabo."
โžก๏ธ Ity hetsika ity dia anisanโ€™ny paikady hiarovana ny mpizahatany sy ny mponina, aminโ€™ny alalanโ€™ny fanamafisana ny fanarahana fenitra madio sy ara-pahasalamana.

๐Ÿ™Œ Mankasitraka ireo mpandraharaha aminโ€™ny sehatry ny fizahantany izay efa vonona hanaraka sy hitandrina ny fepetra mifehy ny asa, ho fahombiazana iombonana.

๐Ÿ•ต๏ธโ€โ™€๏ธ Ireo mpitsirika sy teknisianina avy amin'ny Ministeranโ€™ny Fizahantany sy ireo rantsam-panjakana voakasika dia manana traikefa lalina ary mijoro aminโ€™ny fanatanterahana ny fitsirihana.
๐Ÿšซ Tsy ekena ny fanao mifanohitra aminโ€™ny lalร na mifehy ny asa sy ny fanaharam-penitra nasionaly aminโ€™ny sehatry ny fizahantany.

๐Ÿ“Œ Tsiahivina hatrany fa ny fahadiovana sy ny fanajana fenitra dia andraikitry ny rehetra ๐Ÿค, Faritra Ihorombe madio, azo antoka ary mahafinaritra ho anโ€™ny vahiny sy ny mponina.


Source: Offres Touristiques de la Rรฉgion Ihorombe
Vaovao Ranohira โ„ข๏ธ

โ€ผ๏ธ๐Ÿ”ด  #๐—”๐—–๐—–๐—œ๐——๐—˜๐—ก๐—ง ๐—ฅ๐—ก๐Ÿณ, ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—” ๐Ÿฎ ๐— ๐—”๐—ง๐—ฌ ๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ก'๐—œ๐—ญ๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—ข๐—›๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—”๐——๐—” ๐—ข๐— ๐—•๐—ฌโœ๏ธ Nodimandry i   Tahiry, ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜†  , ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ...
01/07/2025

โ€ผ๏ธ๐Ÿ”ด #๐—”๐—–๐—–๐—œ๐——๐—˜๐—ก๐—ง ๐—ฅ๐—ก๐Ÿณ, ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—” ๐Ÿฎ ๐— ๐—”๐—ง๐—ฌ ๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ก'๐—œ๐—ญ๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—ข๐—›๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—”๐——๐—” ๐—ข๐— ๐—•๐—ฌ
โœ๏ธ Nodimandry i Tahiry, ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† , ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฐ๐˜…๐Ÿฐ ๐—ป๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐˜‡๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ feno rano, tao Morarano, 6 km miala anโ€™Ambatolampy ny maraina teo.
๐Ÿ“ŒMaty ihany koa ny mpamily araka ny vaovao farany voaray, miisa 3 izy ireo no tao anaty fiara.
Source: Vaovao 24-7
Vaovao Ranohira โ„ข๏ธ

๐’๐๐Ž๐‘๐“ ๐Œ๐„๐‚๐€๐๐ˆ๐๐”๐„ : ๐‚๐‘๐Ž๐’๐’ ๐Œ๐Ž๐“๐Ž ๐ˆ๐‹๐€๐Š๐€๐Š๐€ ๐Ÿ๐Ÿ†’ Nanatanteraka fifaninana cours moto ๐Ÿ ny tao aminโ€™ny Kaominina ny 28/06/2025 teo...
30/06/2025

๐’๐๐Ž๐‘๐“ ๐Œ๐„๐‚๐€๐๐ˆ๐๐”๐„ : ๐‚๐‘๐Ž๐’๐’ ๐Œ๐Ž๐“๐Ž ๐ˆ๐‹๐€๐Š๐€๐Š๐€ ๐Ÿ

๐Ÿ†’ Nanatanteraka fifaninana cours moto ๐Ÿ ny tao aminโ€™ny Kaominina ny 28/06/2025 teo, izany dia tafiditra tao anatinโ€™ny hetsika fankalazana ny fetim-pirenana Malagasy ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ.

๐Ÿ†“ Hetsika izay nokarakarainโ€™ny ๐‘ฎ๐’๐’–๐’‘๐’† ๐‘ด๐‘จ๐‘ฏ๐‘ฌ๐‘น๐‘ณ๐‘ณ๐‘จ ๐’”๐’š ๐‘ฐ๐‘บ๐‘จ๐‘ณ๐‘ถ ๐‘ด๐‘ถ๐‘ป๐‘ถ๐‘ช๐‘น๐‘ถ๐‘บ๐‘บ niaraha-miasa taminโ€™ny ๐—–๐—œ๐—ง๐—ฌ ๐— ๐—ข๐—ง๐—ข๐—ฅ, ๐Ÿญ๐Ÿฌ๐Ÿฌ% ๐— ๐—ข๐—ง๐—ข, ๐—™๐—จ๐—ก ๐—•๐—”๐—œ๐—ž๐—˜, ๐— ๐—”๐——๐—” ๐—”๐—จ๐—ง๐—ข, ๐— ๐—”๐—ก๐—š๐—œ๐—ž๐—ข, ๐—ญ๐—”๐—ฅ๐——๐—œ๐—ก ๐——๐—จ ๐—ฅ๐—ข๐—œ, ๐—ฃ๐—ข๐—ช๐—˜๐—ฅ ๐—–๐—ข๐—ก๐—ฆ๐—ง๐—ฅ๐—จ๐—–๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก, ๐—ฆ๐—ข๐—–๐—œ๐—˜๐—ง๐—˜ ๐—š๐—ข๐—ก๐——๐—ข๐—ช๐—ก๐—”, ๐—›๐—”๐—ฃ๐—จ๐—ก๐—˜๐—ฆ, ๐—ข๐—ฅ๐—”๐—ก๐—š๐—˜, ๐— ๐—”๐—›๐—˜๐—ฅ๐—Ÿ๐—Ÿ๐—” ๐—ฅ๐—”๐——๐—œ๐—ข, ๐——๐—˜๐—–๐—œ๐——๐—˜๐Ÿญ.

๐ŸŸก Maro no nandray anjara taminโ€™izany ka nahitana teratany Malagasy sy Vahiny ary nizara taminโ€™ny sokajy: 50CC, 65CC, 85CC, amateur, Elite 1 sy 2, Veterant1 sy 2, ary MX.

๐ŸŸ  ๐‘‡๐‘œ๐‘›๐‘”๐‘Ž ๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿ๐‘–๐‘˜๐‘Ž ๐‘ ๐‘ฆ ๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘œ๐‘š๐‘’ ๐‘ฃ๐‘œ๐‘›๐‘–๐‘›๐‘Žโ„Ž๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘›๐‘ฆ ๐บ๐‘œ๐‘ฃ๐‘’๐‘Ÿ๐‘›๐‘œ๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐น๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘…๐‘Ž๐‘š๐‘Ž๐‘ก๐‘œ๐‘Ž Rakotondrasoa Annie Franckline ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘œ๐‘˜๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘–๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘–๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘ก๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘œ๐‘š๐‘๐‘Ž ๐‘œ๐‘“๐‘–๐‘ ๐‘–๐‘Ž๐‘™๐‘ฆ, ๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘›๐‘œ ๐‘›๐‘–๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘ ๐‘œ๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘š๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘›๐‘—๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘ ๐‘ฆ ๐‘›๐‘–๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘ฃ๐‘Žโ„Ž๐‘œ๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž๐‘›โ€™๐ผ๐‘™๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž ๐‘›๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘ ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐Ÿค.



Governoran'ny Faritra Ihorombe Ofisialy
Vaovao Ranohira

๐Ÿ“Œ๐Ÿ˜ฑ๐—™๐—œ๐—”๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ž๐—” ๐—ง๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—ฌ  #๐—ง๐—˜๐—ฉ๐—”๐—ก๐—”, 4  #๐— ๐—”๐—ง๐—ฌ ๐™ˆ๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™™๐™š๐™๐™– ๐Ÿฐ ๐™ฃ๐™ค ๐™ข๐™–๐™ฉ๐™ฎ, ๐™ข๐™–๐™ง๐™ค ๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™ฃ๐™–๐™ง๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ซ๐™ค๐™ ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ก๐™ค๐™ฏ๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™ซ๐™–๐™›๐™–๐™ข๐™ค๐™ž๐™ซ๐™ค๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™›๐™ž๐™–๐™ง...
25/06/2025

๐Ÿ“Œ๐Ÿ˜ฑ๐—™๐—œ๐—”๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ž๐—” ๐—ง๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—ฌ #๐—ง๐—˜๐—ฉ๐—”๐—ก๐—”, 4 #๐— ๐—”๐—ง๐—ฌ

๐™ˆ๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™™๐™š๐™๐™– ๐Ÿฐ ๐™ฃ๐™ค ๐™ข๐™–๐™ฉ๐™ฎ, ๐™ข๐™–๐™ง๐™ค ๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™ฃ๐™–๐™ง๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ซ๐™ค๐™ ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ก๐™ค๐™ฏ๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™ซ๐™–๐™›๐™–๐™ข๐™ค๐™ž๐™ซ๐™ค๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™›๐™ž๐™–๐™ง๐™– ๐™Ž๐™ฅ๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™š๐™ง, ๐™ฉ๐™–๐™ค ๐™Ž๐™ค๐™–๐™ซ๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ๐˜ผ๐™ฃ๐™ฉ๐™ง๐™–๐™ฃ๐™ค๐™ง๐™ค๐™–, ๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ก๐™–๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™š๐™ค.

โ™จ๏ธ Nisy ankizy baolina teo ambanin'ilay tevana ary nisy ankizy hafa naka ireo mpilalao, tao anatin'izay no nitranga tampoka ny ๐™ก๐™ค๐™ฏ๐™– ๐™ ๐™– ๐™–๐™ฏ๐™ค ๐™ฉ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ž๐™ก๐™–๐™ฎ ๐™ซ๐™ž๐™™๐™š๐™ค ๐™ž๐™๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ ๐™ค๐™–.
Tsy fantatra mazava izay tena ny loza.

Source: Vaovao 24-7
Vaovao Ranohira โ„ข๏ธ

โŒ๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—ฆ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—”  : ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—” ๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ฌ ๐—ก๐—”๐— ๐—ข๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—œ๐—ก๐—ฌ ๐—ฉ๐—ข๐—ž๐—”๐—ง๐—ฅ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—ฃ๐—ข๐—œ๐—ญ๐—œ๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ฅ๐—”-๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ž๐—”๐—™๐—ขโžก๏ธ20 ny olona noraisina an-tanana tratran'ny ...
23/06/2025

โŒ๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—ฆ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” : ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—” ๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ฌ ๐—ก๐—”๐— ๐—ข๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—œ๐—ก๐—ฌ ๐—ฉ๐—ข๐—ž๐—”๐—ง๐—ฅ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—ฃ๐—ข๐—œ๐—ญ๐—œ๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ฅ๐—”-๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ž๐—”๐—™๐—ข

โžก๏ธ20 ny olona noraisina an-tanana tratran'ny fahapoizinana ara-tsakafo tao Ambositra androany. Efa nisy olona iray namoy ny ainy araka ny fampitam-baovao avy amin'ny DRSP Amoron'i Mania io hariva io.

โžก๏ธNampiana ny isan'ireo mpiasan'ny fahasalamana izay mandray an-tanana ny tranga mba hahatsara sy hahatomombana ny fikarakarana.

โžก๏ธOlona miisa 35 hafa ihany koa any amin'ny kaominina Ambatomifanogoa, Distrikan'Ambatofinandrahana no tratra araka ny fampitam-baovao.

DRSP Amoron'i Mania ๐Ÿ“ท
โœ๏ธLe Jitรฉ
Vaovao Ranohira โ„ข๏ธ

๐€๐๐ƒ๐Ž๐‡๐€๐๐ˆ๐‹๐€๐Š๐€๐Š๐€: ๐…๐€๐Œ๐€๐“๐’๐ˆ๐€๐๐€ ๐€๐๐†๐Ž๐•๐Ž ๐Ÿ’ก๐Ÿ†— ๐‘‡๐‘œ๐‘›๐‘”๐‘Ž ๐‘Ž๐‘œ ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐พ๐‘Ž๐‘œ๐‘š๐‘–๐‘›๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐ด๐‘š๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘–๐‘ฃ๐‘œโ„Ž๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐ด๐‘›๐‘‘๐‘œโ„Ž๐‘Ž๐‘›๐‘–๐‘™๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ 18/06/2025 ๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘–๐‘ก๐‘Ž๐‘œ๐‘ฃ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ...
20/06/2025

๐€๐๐ƒ๐Ž๐‡๐€๐๐ˆ๐‹๐€๐Š๐€๐Š๐€: ๐…๐€๐Œ๐€๐“๐’๐ˆ๐€๐๐€ ๐€๐๐†๐Ž๐•๐Ž ๐Ÿ’ก

๐Ÿ†— ๐‘‡๐‘œ๐‘›๐‘”๐‘Ž ๐‘Ž๐‘œ ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐พ๐‘Ž๐‘œ๐‘š๐‘–๐‘›๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐ด๐‘š๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘–๐‘ฃ๐‘œโ„Ž๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐ด๐‘›๐‘‘๐‘œโ„Ž๐‘Ž๐‘›๐‘–๐‘™๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ 18/06/2025 ๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘–๐‘ก๐‘Ž๐‘œ๐‘ฃ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘š๐‘๐‘–๐‘›๐‘ฆ โ„Ž๐‘Ž๐‘š๐‘Ž๐‘ก๐‘ ๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘›๐‘”๐‘œ๐‘ฃ๐‘œ ๐‘›๐‘Ž โ„Ž๐‘’๐‘Ÿ๐‘–๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐ŸŒž๐Ÿ’ก ๐‘ก๐‘œ๐‘ฆ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘๐‘Ž๐‘ก๐‘’๐‘Ÿ๐‘–๐‘’ ๐‘ ๐‘ฆ ๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘’๐‘Ž๐‘ข๐‘ฅ ๐‘ ๐‘œ๐‘™๐‘Ž๐‘–๐‘Ÿ๐‘’๐‘  ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘๐‘œ๐‘ฅ ๐‘๐‘œ๐‘›๐‘ฃ๐‘’๐‘Ÿ๐‘ก๐‘–๐‘ ๐‘’๐‘ข๐‘Ÿ.

๐Ÿ“Œ Izao no tanteraka dia nohonโ€™ny finiavanโ€™ny Tomponandraikitra mpamatsy herinaratra ๐—š๐—ฟ๐—ผ๐˜‚๐—ฝ๐—ฒ ๐— ๐—ฎ๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐—น๐—น๐—ฎ ๐—ฅ๐—”๐—ฉ๐—˜๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—œ๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—” ๐—•๐—ฒ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป (NIRY MAHERILLAH).

๐ŸŸ  Tonga nanatrika sy nijery izany ireo olona Manakaja Sivily sy Miaramila izay notarihinโ€™ny Ramatoa Governora Rakotondrasoa Annie Franckline sy ireo Mpitondra Fanjakana tao an-toerana.

๐Ÿ‘‰ Maharitra 2 ka hatraminโ€™ny 3 volana eo ny fametahana ๐Ÿ”จ ireo fitaovana ireo ka aorianโ€™izany dia handeha soa amantsara ny herinanaratra ๐ŸŒž izay nampitaraina ny vahoaka.

๐Ÿ”ต ๐ป๐‘–๐‘ ๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž ๐‘ ๐‘ฆ โ„Ž๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘ง๐‘œ ๐‘ก๐‘œ๐‘š๐‘๐‘œ๐‘›๐‘ก๐‘ ๐‘œ๐‘Ž ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›โ€™๐‘–๐‘Ÿ๐‘’๐‘œ ๐‘“๐‘–๐‘ก๐‘Ž๐‘œ๐‘ฃ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘–๐‘Ÿ๐‘’๐‘œ ๐‘–โ„Ž๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘˜๐‘œ๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐น๐‘œ๐‘˜๐‘œ๐‘›๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘†๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž๐‘ฃ๐‘–๐‘Ÿ๐‘œ ๐‘€๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘ ๐‘œ๐‘Ž ๐‘Ž๐‘œ ๐‘€๐‘Ž๐‘›๐‘œ๐‘š๐‘๐‘œ๐‘๐‘’โ˜บ๏ธ.



Governoran'ny Faritra Ihorombe Ofisialy
Vaovao Ranohira

๐Ÿ”ด FAHAPOIZINANA ARA-TSAKAFO MAHAJANGA OLONA 3 MPIHAVANA NAMOY NY AINY Tsakitsaky niaraha-nifety ny folak'andron'ny Alaha...
18/06/2025

๐Ÿ”ด FAHAPOIZINANA ARA-TSAKAFO MAHAJANGA

OLONA 3 MPIHAVANA NAMOY NY AINY

Tsakitsaky niaraha-nifety ny folak'andron'ny Alahady teo fetin'ny ray no niarahan'ireto mpianaakavy ireto. Niantsena tamin'ny " Grande surface" iray tao Mahajanga izy ireo, ka avy amin'io sakafo io izay fantatra fa "Mortadelle" no niavian'ny fahapoizinana. Ny harivan'io ihany dia nandoa ity zazakely vao 2 taona izay tafihinana tamin'io sakafo io, toy izany koa ireo ambiny ka noentina niditra hopitaly avy hatrany.

Tsy tana intsony anefa ny ain'ireo 3 tamin'izy ireo, isan'izany ity zazakely ity, raha toa ka mbola manaraka fitsaboana eny amin'ireo Hopitaly ankehitriny ireo 4 ambiny izay mpianakavy avokoa.

Efa nisy moa ny fepetra noraisina tamin'io " Grande Surface " iray ao an-toerana androany maraina sy ny fakana singa ireo tsakitsaky nampidi-doza ireto fianakaviana ireto.



Vaovao Ranohira โ„ข๏ธ

  (fehiny) : Olona 2 maty (lehilahy lehibe sy vehivavy lehibe), 1 kosa mbola araha-maso akaiky ny fahasalamanyZaza 5 haf...
17/06/2025

(fehiny) : Olona 2 maty (lehilahy lehibe sy vehivavy lehibe), 1 kosa mbola araha-maso akaiky ny fahasalamany

Zaza 5 hafa mbola arahana maso ny fahasalamany
ka ny 1 amin"izy ireo no ahiana mafy.

Izy ireo izay fianakaviana mipetraka eny Tsaramandroso Ambony voalaza fa nihinana charcuterie tamin'ny alahady fetin"ny Ray teo

Tonga nijery sy nitsapa alahelo tety @ CHU PZAGA Androva ireo manampahefana eto an-toerana notarihin"ny Goverinora ny faritra Boeny sy ny Ben'ny tanร na ny Mahajanga

Loharano TVM Mahajanga
Vaovao Ranohira โ„ข๏ธ

โš ๏ธ๐Ÿ”ฅ๐—ก๐—ข๐—ญ๐—˜๐—ฅ๐—”๐—ก'๐—œ ๐—œ๐—ฆ๐—ฅ๐—”๐—˜๐—Ÿ๐—ฌ  #๐—•๐—”๐—ข๐— ๐—•๐—” ๐—ง๐—ข๐—˜๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—ฅ๐—ข ๐—”๐—ก๐—ฌ  #๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ก๐๐จ๐ณ๐ž๐ซ๐š๐ง'๐ข ๐ˆ๐ฌ๐ซ๐š๐ž๐ฅ๐ฒ ๐›๐š๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ  #๐จ๐ณ๐ข๐ง๐ข๐ง๐š ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐จ๐ฆ๐›๐จ๐š๐ง๐š ๐ก๐ž๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฎ๐ซ๐š๐ง๐ข๐ฎ๐ฆ...
13/06/2025

โš ๏ธ๐Ÿ”ฅ๐—ก๐—ข๐—ญ๐—˜๐—ฅ๐—”๐—ก'๐—œ ๐—œ๐—ฆ๐—ฅ๐—”๐—˜๐—Ÿ๐—ฌ #๐—•๐—”๐—ข๐— ๐—•๐—” ๐—ง๐—ข๐—˜๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—ฅ๐—ข ๐—”๐—ก๐—ฌ #๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ก

๐๐จ๐ณ๐ž๐ซ๐š๐ง'๐ข ๐ˆ๐ฌ๐ซ๐š๐ž๐ฅ๐ฒ ๐›๐š๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ #๐จ๐ณ๐ข๐ง๐ข๐ง๐š ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐จ๐ฆ๐›๐จ๐š๐ง๐š ๐ก๐ž๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฎ๐ซ๐š๐ง๐ข๐ฎ๐ฆ ๐š๐ง๐ฒ ๐๐š๐ญ๐š๐ง๐ณ, 200 km miala an'i Teheran, sy toerana maro tao amin'ny renivohitra ny alin'ny alakamisy hifoha androany zoma.
โ€ผ๏ธ #๐Œ๐š๐ญ๐ฒ ๐ญ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฃ๐ž๐ง๐ž๐ซ๐š๐ฅ๐ฒ 2 ๐ฅ๐ž๐ก๐ข๐›๐ž๐ง'๐ง๐ฒ ๐†๐š๐ซ๐๐ข๐ž๐ง๐ฌ de la Rรฉvolution, andian-tafika manokan'ny mollahs any Iran sy ny manam-pahaiza 2 amin'ny sehatry ny nokleary.
๐Ÿ“Œ๐™‰๐™ž๐™ก๐™–๐™ฏ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™‹๐™ง๐™–๐™ž๐™ข๐™ž๐™ฃ๐™ž๐™จ๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ž๐™จ๐™ง๐™–๐™š๐™ก๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ๐˜ฝ๐™š๐™ฃ๐™ฎ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ ๐™‰๐™š๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™ฎ๐™–๐™๐™ค๐™ช ๐™›๐™– #๐™๐™ค๐™ฅ๐™ค๐™ฉ๐™š๐™๐™ž๐™ฃ'๐™ž ๐™„๐™จ๐™ง๐™–๐™š๐™ก๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ง๐™–๐™›๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ข๐™—๐™ค๐™–๐™ง๐™–๐™ฃ๐™– ๐™—๐™–๐™ค๐™ข๐™—๐™– #๐™–๐™ฉ๐™ค๐™ข๐™ž๐™ ๐™– ๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™„๐™ง๐™–๐™ฃ ๐™ฃ๐™– ๐™›๐™ž๐™ง๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ค ๐™ฃ๐™– ๐™›๐™ž๐™ง๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ค ๐™ž๐™ก๐™–๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™ฎ.

Source: Vaovao 24-7
Vaovao Ranohira โ„ข๏ธ

FANGATAHANA ANโ€™ISALO HIDITRA AO AMINโ€™NY LABEL GEOPARCโœ… Tanjonโ€™ny MNP (Madagascar National Parc) Ranohira sy ny eto anivo...
10/06/2025

FANGATAHANA ANโ€™ISALO HIDITRA AO AMINโ€™NY LABEL GEOPARC

โœ… Tanjonโ€™ny MNP (Madagascar National Parc) Ranohira sy ny eto anivonโ€™ny Faritra Ihorombe ny hampiroborobo ny sehatra Fizahantany dia nangataka hiditra ao aminโ€™ny "LABEL GEOPARC INTERNATIONAL" iarahana amin'ny faritra Atsimo Andrefana.

๐Ÿ”ถ Manoloana izany dia tonga tany Isalo Ranohira ireo manampahaizana 2 avy any aminโ€™ny UNESCO nijery ifotony nandritra ny 5 andro nandinika ny ahafahantsika miditra aminโ€™izany.

Maro ny tombontsoa azo aminโ€™io:
๐Ÿ‘‰ ny fahafantaranโ€™izao tontolo izao bebe kokoa ny zavamisy ao aminโ€™ny valajavaboahary, izay miteraka fitomboanโ€™ny mpizahantany.
๐Ÿ‘‰ hahazo tombony manokana koa ireo mponina manodidina aminโ€™ny alalanโ€™ny โ€œTourisme Solidaireโ€ dia tsy hitrandraka intsony ny harena ao anatinโ€™ny faritra arovana fa izy ireo mihintsy no hiaro izany. ๐ŸŒณ๐ŸŒณ

๐Ÿ”ธ Haharitra roa taona moa ny fangatahana ka Kaominina 5 no hahazo tombontsoa aminโ€™izany dia Andohanilakaka, Ilakakabe, Ranohira ary Kaominina 2 hafa avy aminโ€™ny Faritra Atsimo Andrefana.

โœ๏ธNandray anjara feno tamin' izany Ramatoa Governora Rakotondrasoa Annie Franckline satria hiteraka fampandrosoana aminโ€™ny lafiny rehetra ny fahazahoantsika izany. โšœ๏ธ



โœ๏ธ๐Ÿ“ธ Governoran'ny Faritra Ihorombe Ofisialy
Vaovao Ranohira โ„ข๏ธ

Antampon'Ihorombe : Nivadika ny fiara nitondra ireo mpianatra L2 Jeografia Fianarantsoa hiazo an'i Toliara Fiara Sprinte...
07/06/2025

Antampon'Ihorombe : Nivadika ny fiara nitondra ireo mpianatra L2 Jeografia Fianarantsoa hiazo an'i Toliara

Fiara Sprinter ana mpiasa administration ao amin'ny Oniversite Fianarantsoa, no nofain'ny mpianatra L2 Jeografia, hiazo an'i Toliara, amin'ny voyage d'รฉtude ataon'izy ireo, ny talata 03 jona 2025.

Tonga teny Antampon'Ihorombe Ihosy, dia nilaza tamin'ny mpamily ilay ramatoa tompon'ny fiara, sady mpiasa ao amin'ny Oniversite ihany, fa omeo azy ny familiana, hitondrany ny fiara.

Tsy tonga lavitra akory, dia nivadika ny fiara sprinter, nitondra ireto mpianatra ireto. Maro ny naratra, nisy no tapaka sofina.
Nentina hopitaly Tambohobe Fianarantsoa ireo naratra, ary mbola manohy fitsaboana.

Raha ny resaka heno, dia tsy manana fahazoan-dalana, na permis, amin'ity karazana fiara ity, ilay ramatoa, izay manana fiara 5 mihofa. Naratra kely izy, ary any an-tranony, raha ny angom-baovao.

Matahotra fanenjehana ireo mpianatra, ka tsy misy sahy mitoroka.

Source: Patrick
(Sary nindramina)
Vaovao Ranohira โ„ข๏ธ

FIHAONAMBEM-PARITRA HANDRINDRANA NY FANDRIAM-PAHALEMANA ATY AMINโ€™NY FARITRA IHOROMBE RANOHIRA๐Ÿ‚๐Ÿ‚ LOHAHEVITRA : ยซ FILONGOA...
31/05/2025

FIHAONAMBEM-PARITRA HANDRINDRANA NY FANDRIAM-PAHALEMANA ATY AMINโ€™NY FARITRA IHOROMBE RANOHIRA

๐Ÿ‚๐Ÿ‚ LOHAHEVITRA : ยซ FILONGOANโ€™NY MPIARAKANDRO, FANDRIAMPAHALEMA MAHARITSY ยป๐ŸŒณ๐ŸŒณ

๐Ÿ‘‰ Notanterahina tao Ranohira androany 30/05/2025 ny fihaonambem-paritra handrindrana ny fandriampahalemana ato aminโ€™ny Faritra Ihorombe. Izao no atao dia fitadiavam-bahaolana iarahan'ny Faritra sy Prรฉfecture ary ireo mpikambana ao aminโ€™ny OMC rehetra.

๐Ÿ‘‰ ๐˜๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฏ-๐˜ฌ๐˜ฆ๐˜ท๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ง๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ช๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜ฐ ๐˜ต๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜จ๐˜ข๐˜ฅ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ต๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏโ€™๐˜ช๐˜ป๐˜ข๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฌ๐˜ข ๐˜ท๐˜ฐ๐˜ข๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ด๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ง๐˜ฐ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฉ๐˜ข๐˜ญ๐˜ข๐˜ต๐˜ณโ€™๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜บ, ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฑ๐˜ข๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฅ๐˜บ ๐˜ฉ๐˜ช๐˜ข๐˜ญ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ช๐˜ณ๐˜ข ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ข๐˜ฏ๐˜บ, ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ข๐˜ฅ๐˜บ ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฌ๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ช๐˜ฌ๐˜ฐ๐˜ญ๐˜บ, ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ ๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜‹๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข.๐˜›๐˜ด๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ด๐˜บ ๐˜ง๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ด๐˜ฐ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ท๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ณ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข ๐˜ต๐˜ด๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜ช๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ญ๐˜ฆ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข.

๐Ÿ”ธ Nandritra izany no nampahafantarana ny toerana misy anโ€™ny Faritra Ihorombe na aminโ€™ny lafiny asa fampandrosoana, sy fandriampahalemana maharitra ny dinika ara-piarahamoninaโ€ Dialogue Social โ€ efa natao.

๐Ÿ‘‰ ๐‘ป๐’๐’๐’ˆ๐’‚ ๐’•๐’‚๐’๐’š ๐’‚๐’-๐’•๐’๐’†๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’‚๐’๐’๐’Ž๐’† ๐’—๐’๐’๐’Š๐’๐’‚๐’‰๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’Š๐’›๐’‚๐’๐’š ๐’๐’š ๐‘ด๐’‘๐’Š๐’Œ๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’๐’‚ ๐’†๐’ ๐’‚๐’๐’Š๐’—๐’๐’โ€™๐’๐’š ๐‘ฎ๐’๐’—๐’†๐’“๐’๐’†๐’Ž๐’‚๐’๐’•๐’‚: ๐’๐’š ๐‘ฑ๐’†๐’๐’†๐’“๐’‚๐’๐’š ๐‘ด๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’Š๐’•๐’“๐’š ๐’๐’š ๐‘ญ๐’๐’๐’๐’‚๐’๐’Š๐’๐’…๐’‚๐’‰๐’š ๐’๐’Š๐’”๐’๐’๐’๐’•๐’†๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐‘ท๐’“๐’‚๐’Š๐’Ž๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐‘ณ๐’†๐’‰๐’Š๐’ƒ๐’†๐’โ€™๐’๐’š ๐‘ฎ๐’๐’—๐’†๐’“๐’๐’†๐’Ž๐’‚๐’๐’•๐’‚, ๐’๐’š ๐‘ด๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’Š๐’•๐’“๐’š ๐’๐’š ๐‘ญ๐’Š๐’•๐’”๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’‚๐’…๐’š ๐‘ด๐’‘๐’Š๐’•๐’‚๐’‰๐’Š๐’“๐’š ๐’๐’š ๐‘ป๐’๐’Ž๐’ƒ๐’๐’Œ๐’‚๐’”๐’†๐’Ž-๐’‘๐’‚๐’๐’‹๐’‚๐’Œ๐’‚๐’๐’‚, ๐‘ด๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’Š๐’•๐’“๐’š ๐’๐’š ๐‘จ๐’•๐’Š๐’•๐’‚๐’๐’š, ๐‘ด๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’Š๐’•๐’“๐’š ๐’๐’š ๐‘ญ๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐‘ป๐’†๐’Œ๐’๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐‘ญ๐’‚๐’๐’๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐‘จ๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚๐’”๐’‚ ๐‘ด๐’‘๐’Š๐’‚๐’‰๐’š ๐’๐’š ๐‘ญ๐’‚๐’“๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐‘ฐ๐’‰๐’๐’“๐’๐’Ž๐’ƒ๐’†, ๐’๐’š ๐‘ฑ๐’†๐’๐’†๐’“๐’‚๐’๐’š ๐‘ด๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐‘ซ๐’†๐’๐’†๐’ˆ๐’–๐’†ฬ ๐’Ž๐’Š๐’‚๐’…๐’Š๐’…๐’š ๐’๐’š ๐’›๐’‚๐’๐’…๐’‚๐’“๐’š. ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿ‘‰ Nikarakara izany ny Solombavambahoaka roa lahy voafidy tato aminโ€™ny Distrikanโ€™Ihosy ny tao Ivohibe ary Iakora, ny teo anivonโ€™ny Gouvernorat izay notarihin-dRamatoa โ€ฆ sy ny mpiaramiasa aminy, ny Prefetnโ€™Ihosy sy ireo OMC, ny Lehibenโ€™ny Distrika, ny Benโ€™ny Tanร na, ny Lonaka sy ny Raiamandreny ara-drazana sy ireo Sefo Fokontany.

โ€œDikao mbelahy gnโ€™aloha fa Ihorombe tsy mihemotsy koaโ€



Governoran'ny Faritra Ihorombe Ofisialy
Vaovao Ranohira โ„ข๏ธ

Address


Telephone

+261346282361

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vaovao Ranohira posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share