Dounia RAV

Dounia RAV Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dounia RAV, Digital creator, Antananarivo.

25/05/2025

Bonne fête à toutes les mamans🥰

Ho an’ireo Reny niteraka fa ihany koa ho an’ireo manana fon-dReny rehetra

Prenez soin de vous les mamans
Bisouuuuussss 😚🫶

’ny reny

20/04/2025

Coucouuuuu

Ela be zay eh

Miverina amzay ary ny cover du Dimanche an!

Feo tsy nihira sady tsy nanao exercice nandritry ny 4 volana zany 🤧🫣 fa j’me suis forcé hoe tsy maintsy mamoaka vidéo androany
* zay manaraka anah any am tiktok maharaka anle izy 😉

Donc, bonne écoute eh

Hera (ma guitare) et moi vous souhaitons de Passez un très joyeux Noël 🎄 ry mpankafy mozika oh 🫶 🎶Et merciiii à vous les...
24/12/2024

Hera (ma guitare) et moi vous souhaitons de Passez un très joyeux Noël 🎄 ry mpankafy mozika oh 🫶 🎶

Et merciiii à vous les 543 🥹🫶
Merciii d’avoir été là depuis le début jusqu’à maintenant
Mbola vao manomboka ny fiarahantsika io an,
Hifampizarana ny fitiavana mozika 😉
invitez vos amies et restez connectés 😘🥰

Bizzzzzzzz 🐝

Salama abyyy 🤗 Fantatrareo ve ? Fantatrareo ve fa ny mozika tsirairay samy manana ny « fréquence »-ny ?Eh ouiiiiiiiiiiii...
22/12/2024

Salama abyyy 🤗

Fantatrareo ve ?

Fantatrareo ve fa ny mozika tsirairay samy manana ny « fréquence »-ny ?
Eh ouiiiiiiiiiiiii
De sady misy fiantraikany @ fiainantsika ny mozika henointsika isan’andro. Tsy @ parole ihany fa indrindra @ « Fréquence »
Henoy tsara angeh ilay hira fihainonao ireny, de diniho kely ny fiainanao eh 😅

Sur ce,
Bon début de semaine ry mpankafy mozika 🫶🎶

19/12/2024

Salama abyyy 🫶

Avoahy ny gitara
Sortez vos guitares

Tadidinareo ilay video cover ravitoto iny? 🥬
Nisy nangataka ny note nanaovako an’ilay izy
Dia inty ary fa nataoko video mihintsy 😙

Mbô mahay mampianatra ve ty tenako? 🥹 Araka ve ?

18/12/2024

Salama abyyy 🫶

Cover du jour 🙃

Zay tsara indrindra avy amiko omeko
Zay hantahantanao rehetra ekeko

Salama abyyy 🫶 Ndao hifampizara kely tsika androany ☺️ Ndao ary hifampizara an’izay hira tiantsika indrindra ao @ commen...
17/12/2024

Salama abyyy 🫶

Ndao hifampizara kely tsika androany ☺️

Ndao ary hifampizara an’izay hira tiantsika indrindra ao @ commentaire eh ! 🫶🎶

16/12/2024

Salama abyyy 🤗

Hainay fa mafy ny adinao
Indraindray marary mampitomany
Tairo asio tsiky 😁 dia « Courage » 💪
Fa ny diavolan-ko lava

Ndao faranana Tsara kely ty taona ty ry 🥰

08/12/2024

Salama abyyyy 🤗

Ity ary ny cover androanyyy

Tsaratsara kokoa raha mampiasa écouteur tsika rehefa mihaino azy
Bonne écoute

29/09/2024

Salama abyyy 🤗

Tonga 500 kay tsika ato 🎊🥰
Mendrika Vlog kely mihintsy izany (mety @ volana abony iny…)

Fa izao, Miverina @ fomba offisialy isika ato @ page 🙃, sy ireny video-tsika isaky ny Alahady ireny, …

Ka ´ty hira izay tsy afaka tao am-bavako nandritry ny « vacances » ´ty no anombohana ny fiverenantsika ato

25/06/2024

26/05/2024

Salamy abyyy 🤗

Arahabaina daholo ny reny rehetra ❤️

Oroka mamy be oh

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dounia RAV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share