LA7 TV

LA7 TV CH43 / 647.25MHZ

๐ŸŒž ๐“๐จ๐ž๐ญ๐ซ๐š๐ง๐๐ž๐จ ๐ฆ๐š๐Ÿ๐š๐ง๐š, ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐Ÿ๐ข๐ก๐ž๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ฌ๐จ๐š :๐ŸฅคMisotroa rano madio matetika (farafahakeliny 1,5 litatra isanโ€™andro)๐Ÿ‘• Mana...
17/10/2023

๐ŸŒž ๐“๐จ๐ž๐ญ๐ซ๐š๐ง๐๐ž๐จ ๐ฆ๐š๐Ÿ๐š๐ง๐š, ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐Ÿ๐ข๐ก๐ž๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ฌ๐จ๐š :

๐ŸฅคMisotroa rano madio matetika (farafahakeliny 1,5 litatra isanโ€™andro)

๐Ÿ‘• Manaova fitafiana maivana sy satroka ๐Ÿ‘’

๐ŸŒฌ Ataovy azon'ny rivotra tsara ny trano fonenana sy ny toeram-piasana๐Ÿข๐Ÿฌ

โ›ฑ๏ธ๐Ÿช‘๏ธ Mipetraha aminโ€™ny toerana maloka sy

๐Ÿ›€๐Ÿšฟ Tandrovy hatrany ny fahadiovanโ€™ny vatana (mandro isanโ€™androโ€ฆ)

ยฎ Direction de la promotion de la santรฉ

โ€ผ๏ธAPARITAHO HO HITAN'NY HAVANYโ€ผ๏ธ๐Ÿ‘‰ Ny AVO hono no anarany.โŒ Tsy fantany kosa ny anaran'ny ray aman-dreniny ๐Ÿ˜”๐Ÿšจ Hitan'ny ol...
10/10/2023

โ€ผ๏ธAPARITAHO HO HITAN'NY HAVANYโ€ผ๏ธ

๐Ÿ‘‰ Ny AVO hono no anarany.

โŒ Tsy fantany kosa ny anaran'ny ray aman-dreniny ๐Ÿ˜”

๐Ÿšจ Hitan'ny olona nirenireny teny Antsahamasina izy. Ary nisy nanatitra ao amin'ny ๐Ÿ‘ฎ Brigade Gendarmerie Itaosy, eo Avaratsena akaikin'ny Poste Andranonahaotra.

๐Ÿ“ž Antsoy ny 0341400955, raha misy mahafantatra ny ray sy ny reniny.

ยฎ Bde Itaosy

๐Ÿ—“ Andro maneran-tany ho an'ny ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ฌ๐š๐ฅ๐š๐ฆ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฌ๐š๐ข๐ง๐š ๐Ÿง  ity 10 Oktobra ity๐Ÿ“Œ Fahasalaman'ny saina : Fahatomombanan'ny olona ...
10/10/2023

๐Ÿ—“ Andro maneran-tany ho an'ny ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ฌ๐š๐ฅ๐š๐ฆ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฌ๐š๐ข๐ง๐š ๐Ÿง  ity 10 Oktobra ity

๐Ÿ“Œ Fahasalaman'ny saina : Fahatomombanan'ny olona iray ahafahany miatrika ny onjam-piainana sy misedra ireo olana misy eo aminโ€™ny fiainana. Ahafahany mamokatra tsara.

ยฎ Santรฉ mentale

๐Ÿ—“๏ธ 01 Oktobra โญ• Tsiaro manokana an'i RADO na Georges Andriamanantena noho izao andro nahaterahany izao. โญ• Raha mbola vel...
01/10/2023

๐Ÿ—“๏ธ 01 Oktobra

โญ• Tsiaro manokana an'i RADO na Georges Andriamanantena noho izao andro nahaterahany izao.

โญ• Raha mbola velona tokoa izy dia 100 taona androany.

ยฉ A.S Andry

๐Ÿฆƒ ๐— ๐—ฃ๐—”๐—ก๐—š๐—”๐—Ÿ๐—”-๐—•๐—ข๐—ฅ๐—ข๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—Ÿ๐—ข๐—ญ๐—” ๐Ÿฆƒ๐Ÿ‘‰ Tonga hatrany AMBOHIMANOA, Sabotsy Ambohitromby ingahy ity mangalatra vorontsiloza.Teo am-piv...
01/10/2023

๐Ÿฆƒ ๐— ๐—ฃ๐—”๐—ก๐—š๐—”๐—Ÿ๐—”-๐—•๐—ข๐—ฅ๐—ข๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—Ÿ๐—ข๐—ญ๐—” ๐Ÿฆƒ

๐Ÿ‘‰ Tonga hatrany AMBOHIMANOA, Sabotsy Ambohitromby ingahy ity mangalatra vorontsiloza.

Teo am-pivarotana ireo vorona halatra๐Ÿฆƒ๐Ÿฆƒ๐Ÿฆƒ miisa 03 teo amin'ny tsenan'Ambatofotsy izy no voasambotry ny Zandary miasa ao amin'ny POSTE AVANCE AMBATOFOTSY androany 01 oktobra 2023.

๐Ÿคณ Antso, fampilazana fahaverezana no voarain'ny Zandary an-telefonina ka nahatonga ny fitsirihana sy ny fanamarinana teny an-tsena ka nahatrarana ity mpangalatra ity.

๐Ÿšจ Niaiky avy hatrany izy rehefa nohadihadiana, nambarany fa teny an-tanimbary no nangalarany ireo vorona ireo.

ยฉ Zandarimaria Tana Ville

28/09/2023

๐“๐ž ๐ก๐š๐ง๐š๐ญ๐šn๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐ง๐จ๐Ÿ๐ข๐ง๐จ๐Ÿ๐ฒ, ๐ญ๐ž ๐ก๐š๐ง๐š๐ญ๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ง๐ฃ๐จ๐ง๐š... ๐€๐ก๐จ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐ญ๐š๐จ? ๐Ÿค”

๐ŸŽค Hizara amintsika ny lalana nodiaviny sy ny sedra niainany i Retogniane Durlin sy i Patrick Randriamirado.

๐Ÿ‘‰ Manome fotoana antsika rahampitso Zoma 29 Septambra ร ry, ao anatin'ny fandaharana .

๐Ÿ“บ , aorian'ny vaovao ny Zoma 29 Septambra

๐Ÿ“บ , Sabotsy 30 Septambra, amin'ny ๐Ÿ•– 08 ora alina

๐Œ๐ฉ๐ข๐ฏ๐š๐๐ฒ ๐ง๐ข๐ค๐ž๐ญ๐ซ๐ข๐ค๐š ๐ฌ๐š๐ซ๐ข๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐ข๐ง๐š ๐ค๐ข๐๐ง๐š๐ฉ๐ฉ๐ข๐ง๐  ๐Ÿ™„๐Ÿ’ต Vola 11 tapitrisa Ariary no notakian'ilay mpaka an-keriny tamin'ny antso ๐Ÿ“ž ...
27/09/2023

๐Œ๐ฉ๐ข๐ฏ๐š๐๐ฒ ๐ง๐ข๐ค๐ž๐ญ๐ซ๐ข๐ค๐š ๐ฌ๐š๐ซ๐ข๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐ข๐ง๐š ๐ค๐ข๐๐ง๐š๐ฉ๐ฉ๐ข๐ง๐  ๐Ÿ™„

๐Ÿ’ต Vola 11 tapitrisa Ariary no notakian'ilay mpaka an-keriny tamin'ny antso ๐Ÿ“ž ho takalon'ilay raim-pianakaviana.

๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ Ny fikarohana nataon'ny mpitandro filaminana nefa no nahalalana da sarintsarina fakana an-keriny no nitranga.

๐Ÿ’ต 07 tapitrisa ny vola voalaza fa efa nalefan'ny fianakaviana. Izay tamin'ny findain'ilay rangahy ihany .Efa natorony ny toerana nanafenany ny puce.

๐Ÿšจ Fantatra ihany koa fa tao ambony plafond, tao an-tranon'izy ireo ihany no niery ilay raim-pianakaviana. Nandritra ny 03 andro tsy nahitana azy.

ยฉ ๐™๐š๐ง๐๐š๐ซ๐ฒ ๐€๐ง๐ค๐š๐ณ๐จ๐›๐ž

โŒ IANAREO KOA DIA MISAHIRANA MANAO HERISETRA FA RAHA MBA CALME โŒ๐Ÿ“บ Hanaraka ny fandaharana   ihany koa isika ao amin'ny  ...
22/09/2023

โŒ IANAREO KOA DIA MISAHIRANA MANAO HERISETRA FA RAHA MBA CALME โŒ

๐Ÿ“บ Hanaraka ny fandaharana ihany koa isika ao amin'ny
, ny Sabotsy 23 Septambra, ๐Ÿ•— amin'ny 08 ora alina.

๐Ÿ‘‰ Femeranana ny Alahady 24 Septambra, ๐Ÿ•‘ amin'ny 02 ora tolakandro.

"๐—œ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ธ๐—ผ๐—ฎ ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐˜€๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ฐ๐—ฎ๐—น๐—บ๐—ฒ"

โŒ Hiompana amin'ny fisorohana ny herisetra ny

๐ŸŽค Vahiny hiresaka amintsika izay lohahevitra izay :

๐Ÿ”บRANDRIAMAMONJY Anna Manoa -
Dรฉveloppeur d'activitรฉ PSAE

๐Ÿ”บDR KALOTIANA Nourah Dora - Mpikamban'ny PSY-Kร”ZY Madagascar

๐Ÿ“บ Rahariva ao amin'ny ร ry ny fotoanantsika, aorian'ny vaovao.

๐Ÿ‘‰ Famerenana amin'ny Alatsinainy tolakandro, ๐Ÿ• amin'ny 02 ora sy sasany

16/09/2023

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261348342874

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LA7 TV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category