Tsenakely

Tsenakely Vente en ligne

Sary hita teny ho eny
24/06/2022

Sary hita teny ho eny

24/06/2022
🛑Accident🛑Digue Antsofinondry vao maraina, mila mailo hatrany
24/06/2022

🛑Accident🛑
Digue Antsofinondry vao maraina, mila mailo hatrany

🐳Sary omaly 23 Jona 2022🐳Efa migadona soamantsara ao amin'ny ranomasin'i Sainte Marie ireo trozona lehibe .Miavaka kely ...
24/06/2022

🐳Sary omaly 23 Jona 2022🐳
Efa migadona soamantsara ao amin'ny ranomasin'i Sainte Marie ireo trozona lehibe .
Miavaka kely moa ny fomba fiainan'izy ireo satria mahavita mitety kilometatra aman'aliny izy ireo isan-taona ka hamonjy ny ranomasina mafana aty Madagasikara mba hiterahany satria biby miteraka na vivipares ny trozona.
Zarao mba ho hitan'ny Malagasy🇲🇬

Sary nindramina

« J'ai créé un service de lavage dénommé SETALMA qui consiste à laver les chaussures  des étudiants qui logent au sein d...
24/06/2022

« J'ai créé un service de lavage dénommé SETALMA qui consiste à laver les chaussures des étudiants qui logent au sein du campus social .

Je m'appelle ABDOULAYE SAKHO, je suis étudiant en sciences économiques et de gestions à l’Université Cheikh Anta Diop Diop de Dakar.

Dés ma première année d’étude je me suis posé la question :

Quelle voie devrais-je prendre pour créer quelque chose d'authentique qui m’est propre.

Quelque chose qui va me permettre de subvenir à mes besoins quotidiens ( car la vie estudiantine n’est pas facile) .
Le travail consiste à faire le tour des pavillons et récupérer les chaussures sales, les laver puis les livrer.

Et aujourd’hui les étudiants m’appellent partout pour venir récupérer et nettoyer leurs chaussures. »
Meilleure École du Sénégal

Efa nivoaka ny valim-panadinana CEPE hoan'i CISCO Soanierana Ivongo hoy ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena.
24/06/2022

Efa nivoaka ny valim-panadinana CEPE hoan'i CISCO Soanierana Ivongo hoy ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena.

23/06/2022

🔴AMBOVOMBE ANDROY

Velaran-tany midadasika no rakotra fambolena Ampemba (Shorgo) ao Bekopika, kaominina Andalatanosy, distrikan'Ambovombe, faritra Androy.

Nanatanteraka fihaonana tamin'ireo fikambanan'ny tantsaha mpamokatra ao Bekopika ny Minisitry ny fambolena sy fiompiana, ny tompon'andraikitra eo anivon'ny PAM, FAO sy ny fandaharan'asa DEFIS ary ireo tompon'andraikim-panjakana eny ifotony nahitana ny Goverinoran'ny faritra sy ireo Talem-paritra.

Niarahan'ny rehetra nahita fa mahavita ary mendrika hampiana ireo fikambanan'ny tantsaha izay miray hina sy tena mamokatra tokoa ao Bekopika.
Tsy maintsy homena fiofanana ara-teknika ireo vondron'ny tantsaha mpamboly. Ho vatsiana fitaovam-pamokarana ari-fomba ahafan'izy ireo mamokatra bebe kokoa hanatratrarana ny vinan'ny fitondram-panjakana dia ny fahavitantena ara-tsakafo.

23/06/2022
🛑Fampianarana Ambony🛑Nampidirina ao anatin’ny Budget général ny karaman’ireo mpandraharaha eny anivon’ny Oniversite na i...
23/06/2022

🛑Fampianarana Ambony🛑
Nampidirina ao anatin’ny Budget général ny karaman’ireo mpandraharaha eny anivon’ny Oniversite na ireo PAT sy ireo mpiasan'ny CROUA hoy ny Minisitry ny toe karena sy ny fitantanam-bola RABARINIRINARISON Rindra Hasimbelo nandritry ny fanambarana mahakasika ny tetibolampanjakana nasiam-panitsina 2022.
Afaka tebiteby arak'izany izy ireo tokantrano aman'jatony mahakasika ny karama raisiny isambolana izay tara foana hatramin'izay.

🛑Fasan'ny Karàna🛑Nitrangàna lozampifampoizana mahatsiravina minitra vitsy lasa izay. Namoy ny ainy ilay mpanamory moto a...
23/06/2022

🛑Fasan'ny Karàna🛑
Nitrangàna lozampifampoizana mahatsiravina minitra vitsy lasa izay. Namoy ny ainy ilay mpanamory moto ary tsy naninona kosa ilay olona nentiny avy ao aoriana. Mila mitandrina foana amin'izao fety izao.
Sary nindramina

Miarahaba ny mpanakanto Matsubara mankalaza ny tsingeritaona nahaterahany anio. Inona ny hira nankafizanao azy? Matsubar...
23/06/2022

Miarahaba ny mpanakanto Matsubara mankalaza ny tsingeritaona nahaterahany anio. Inona ny hira nankafizanao azy?
Matsubara

Fankalazana ny fetim-pirenena ho an'ny Boeny
22/06/2022

Fankalazana ny fetim-pirenena ho an'ny Boeny

21/06/2022

Nodimandry ny hariva teo i Sophie Ravelomanantsoa, mpamokatra, mpanolotra fandaharana ary mpilalao tantara tao amin'ny Radio Nasionaly Malagasy (RNM).

🛑AVIS DE CONCOURS SEMIPI🛑
21/06/2022

🛑AVIS DE CONCOURS SEMIPI🛑

Miarahaba ny SEG nahatratra ny tsingerintaona nahaterahany anio. Ho ela velona ary mahavità be amin'ny adidy masina saha...
21/06/2022

Miarahaba ny SEG nahatratra ny tsingerintaona nahaterahany anio. Ho ela velona ary mahavità be amin'ny adidy masina sahaninao.

COMMUNE RURALE AMBOHITSEHENO DISTRICT MANJAKANDRIANA Mpianatra mpanala fanadinana CEPE miisa 192 anatin'ny kaominina no ...
21/06/2022

COMMUNE RURALE AMBOHITSEHENO DISTRICT MANJAKANDRIANA
Mpianatra mpanala fanadinana CEPE miisa 192 anatin'ny kaominina no norosoin'ny tomponandraikitra izay tarihin'Andiamatoa Ben'ny Tanàna ANDRIAMBOLAMANANA Rivohery sakafo tao amin'ny trano filanonana. Marihina fa efa fanao isan-taona izao asa fanohanana izao amin'ny alalan'ny fanolorana fitaovana. Mirary fahombiazana hoan'ireo kilonga kely.

Mirary fahombiazana feno hoan'ireo zaza Malagasy hiatrika ny fanadinana CEPE anio.
21/06/2022

Mirary fahombiazana feno hoan'ireo zaza Malagasy hiatrika ny fanadinana CEPE anio.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsenakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share