Fanirisoa Toles

Fanirisoa Toles Antananarivo

🔥🔥Eeee....Manomboka izao dia azonao atao tsara:👉 NY MANARAMASO NY ENTANAO.👉AFAKA MI-VERIFIÉ NY ÉPAISSEUR IZAY SAFIDINAO....
11/12/2025

🔥🔥Eeee....Manomboka izao dia azonao atao tsara:

👉 NY MANARAMASO NY ENTANAO.
👉AFAKA MI-VERIFIÉ NY ÉPAISSEUR IZAY SAFIDINAO.
👉HITANAO NY FANODINANA NY ENTANAO.
👉MANDOHA VOLA IANAO DIA MITONDRA ENTANA MODY.(Miankina ny commande-nao ihany.)
👉ATERINAY NY ENTANAO (GRATUIT raha eto TANA ianao)
👉 USINE DIRECT❤️.

😂Koa inona indray ary no andrasana fa tongava haingana manao commande❤️.
🟥 TOLE GALVABAC ou ONDULE Miloko
0,20: 13000Ar/m
0,25: 14000Ar/m
0,30: 15000Ar/m
0,35: 17500Ar/m
0,40: 19000Ar/m
0,50: 24000Ar/m
0,60: 31500Ar/m
😘Aza misalasala miantso na manantona mivantana anay ety IKIANJA TRANOTOKANA.
📞0346688963 (WhatsApp)
📞0377075260 Mr FANIRY
❤️❤️VONONA HANOME FAHAFAHAM-PO HO ANAO MPANJIFANAY IZAHAY.

🔥🔥🔥Eee... Tole GALVANISÉ PRELAQUE GRIS ,VERT ARMÉE.  🎉🎊🎇🎆 PRIX PROMOTIONS 🎆🎇🎊🎉       ❤️  Épaisseur 0,30MM :15 000AR/m.❤️...
19/11/2025

🔥🔥🔥Eee... Tole GALVANISÉ PRELAQUE GRIS ,VERT ARMÉE.
🎉🎊🎇🎆 PRIX PROMOTIONS 🎆🎇🎊🎉

❤️ Épaisseur 0,30MM :15 000AR/m.❤️

🌈☔Tena aiza indray no hahita tahak'izao ry reto a😍. 15000Ar/m ny tôle 0,30mm couleur GRIS 🟫,VERT ARMÉE 🟩
🏢🏬 Tongava malaky ety IKIANJA TRANOTOKANA AMBOHIMANGAKELY (Arrêt FANAKA).

🚛Aza adino fa ATERINAY MAIMAIM-POANA ( Livraison gratuite) ny entanao rehefa miantsena ato aminay ianao. 🏵️🏵️Ho anareo any amin'ny faritra ihany koa tsy adino fa misy ny SARANY MIRARY natokana ho anareo.

✴️✴️✴️Koa inona ndray ary no andrasana fa tongava malaky ety @ USINE dia ataovy ny commande e😂.

""VONONA NY HANOME FAHAFAHAM-PO HO ANAO MPANJIFANAY IZAHAY.""

Tel:0383853985 MR FANIRY
0346688963 (WhatsApp)
0377075260

🙏🙏MANKASITRAKA ANAREO REHETRA IZAY EFA NANJIFA TSY TAPAKA TATO AMINAY❤   📢Ary manentana ihany koa anareo rehetra mitady ...
30/06/2025

🙏🙏MANKASITRAKA ANAREO REHETRA IZAY EFA NANJIFA TSY TAPAKA TATO AMINAY❤

📢Ary manentana ihany koa anareo rehetra mitady TÔLE AZO ANTOKA hanjifa fa vonona ny hanome fahafahampo ho anao mpanjifanay izahay👍👊.

Tel:0346688963/ 0383853985/0377075260Mr Faniry

🎁PROMOTION TOLE&PROMOTION PANNE🎁...........................................................................📢Vonona ny ha...
22/02/2025

🎁PROMOTION TOLE&PROMOTION PANNE🎁...........................................................................
📢Vonona ny hanome fahafaham-po ho anao mpanjifanay hatrany izahay❤️. Aza misalasala miresaka aminay raha misy ny mahaliana anao, fa vonona ny hamaly anao hampitiavana be izahay.😍.
Tel:0346688963
0383853985 Mr Faniry
0377075260..................................................
🟢 TÔLE GALVANISÉE PRELAQUÉ.
Forme : BAC na ONDULÉ
0, 20MM :13500Ar/m
0, 25MM :15000Ar/m
0, 30MM :16500Ar/m
0, 35MM :18500Ar/m
0, 40MM :20000Ar/m
0, 45MM :23000Ar/m
0, 50MM :25500Ar/m
0, 60MM :30000Ar/m..................................................
🟢 PANNE MÉTALLIQUE
Panne C 80/30/1,5:18500Ar/m
Panne C 80/40/1,5:19500Ar/m
Panne C 100/40/1,5:20000Ar/m
Panne C 100/50/1,5:22500Ar/m
Panne C 100/50/02:27000Ar/m
Panne C 120/50/02:32500Ar/m
Panne C 150/50/02:35000Ar/m...................................................
🗨️ Ho anareo any amin'ny faritra,na aiza na aiza faritra misy anao dia afaka mandefa any izahay.
♦️Mirary ny soa ho anao sahady izahay tompoko eo ampamitana ny tranonao,ny asanao...
FANIRISOA TÔLE.
🎁L'expert en toiture 🎁

♦️PANNE C MÉTALLIQUE ♦️   Tsy aleo ve mba miova fijery kely indray isika manomboka eto e😅. Tinao holovain-jafy ve ny tra...
12/02/2025

♦️PANNE C MÉTALLIQUE ♦️
Tsy aleo ve mba miova fijery kely indray isika manomboka eto e😅. Tinao holovain-jafy ve ny tranonao?.

Andao hataon-tsika PANNE C MÉTALLIQUE indray ny hazotafo manombok'izao. Tsara nefa tsy mifankaiza amin'ny vidin'ny hazo ny vidiny.
🔴PANNE C80/40/1,5:18500Ar/m
PANNE C80/50/1,5:19000Ar/m
PANNE C100/40/1,5:20500Ar/m
PANNE C100/50/1,5:22000Ar/m
PANNE C100/50/02:26000Ar/m
...
☎️Aza misalasala miresaka aminay raha misy ny mahaliana anao. Afaka mamaly anao ihany koa izahay fa tongava MP💌.
Tel:0346688963
0383853985 Mr Faniry

MAHAFALY ANAY INDRAY NY MANOLOTRA FIHENAM-BIDY BE HO ANAO MITADY TAFO AZO HANTOKA .Tel:0346688963      0383853985  Mr Fa...
30/01/2025

MAHAFALY ANAY INDRAY NY MANOLOTRA FIHENAM-BIDY BE HO ANAO MITADY TAFO AZO HANTOKA .
Tel:0346688963
0383853985 Mr Faniry
0334106477

🔴 Tôle galvanisée prélaque (Bac na ondulé)
0,20:13500Ar/m
0,25:14500Ar/m
0,30:15800Ar/m
0,35:18500Ar/m
0,40:20000Ar/m
0,45:23000Ar/m
0,50:26000Ar/m
0,50:31500Ar/m
🔴 Tôle Aluzinc..........(Neutre,Vert,bleu)
🔴Panne C80/30/1,5: 20500Ar/m
Panne C80/50/1,5:21500Ar/m
Panne C100/40/1,5:22500Ar/m
Panne C100/50/2:26000Ar/m

Koa raha misy ny mahaliana anao dia aza misalasala miantso na mandefa hafatra mihafina fa vonona ny hamaly anao izahay tompoko.
""TRANO TSARA TAFO,VONINAHITRA HO AN'NY TOMPONY."

🎇🎇TOLOTRA MIHAVAKA NO ATOLOTRA HO ANAO ANIO🎇🎇 Tel: 038 38 539 85        034 66 889 63 Mr FANIRY         033 62 000 23🟩TO...
24/09/2024

🎇🎇TOLOTRA MIHAVAKA NO ATOLOTRA HO ANAO ANIO🎇🎇
Tel: 038 38 539 85
034 66 889 63 Mr FANIRY
033 62 000 23

🟩TOLES GALVANISÉ PRELAQUE (Ondule na Bac)
🔴0,20:13700Ar.
🔴0,25:15000Ar.
🔴0,30:16500Ar.
🔴0,35:19500Ar.
🔴0,40:22500Ar.
🔴0,45:26000Ar.
🔴0,50:28000Ar.
🔴0,60:34000Ar.

🟩Qualité ALUZINC. 🟩QUALITE ALUZINC
NEUTRE. BLEU na VERT

🔴0,20:13300Ar. 🔴0,20:13500Ar
🔴0,25:15600Ar. 🔴0,25:16000Ar
🔴0,30:18300Ar. 🔴0,30:18500Ar
🔴0,40:25500Ar. 🔴0,40:26000Ar
🔴0,50:33000Ar. 🔴0,50:33500Ar

🎇🎇PANNE C 80/40/1,5:19000Ar/m
🎇🎇PANNE C 80/50/1,5:22000Ar/m
🎇🎇PANNE C 100/40/1,5:22000Ar/m
🎇🎇PANNE C100/50/1,5:23000Ar/m

🏫🏫🏫 Forme TUILE ROND, TUILE CARRÉ, TUILE SIAM.

🔴 + 4 000Ar/m

🏫🏫🏫 Accessoire complet.
🔨📍🔨📍Tire fond: 600Ar/pcs
🔨📍🔨📍Autopercieuse:800Ar/pcs
🔨📍🔨📍Tige filte:1000Ar/pcs

⭕⭕Aza misalasala ary manontany 📩📩 na miantso mivantana📲📲📲 ny laharana eo ambony.
"" MAHORENASOA IANAREO TOMPOKO.""

Aza misalasala fa vonona hatrany izahay ny hiara-iasa aminareo.TEL:0346688963        0337064118
01/11/2022

Aza misalasala fa vonona hatrany izahay ny hiara-iasa aminareo.

TEL:0346688963
0337064118

🙋🤝🙋"SALUT TOUTS LES MEMBRES"       ✋✋✋Tsy voatery mande lavitra ianao vao mahita tafo.Izahay dia afaka manampy anao hatr...
04/10/2022

🙋🤝🙋"SALUT TOUTS LES MEMBRES"

✋✋✋Tsy voatery mande lavitra ianao vao mahita tafo.
Izahay dia afaka manampy anao hatrany eo ampananan-tontosana ny TRANONAO,NY ASANAO...
Ireto avy ny forme misy:
👉Galvabac
👉Ondulé
👉Tuile
👉TPG

Eppaiseure: 0,20 ; 0,25 ; 0,30 ; 0,35 ; 0,40 ; 0,50 ; 0,60
➡Couler afaka misafidy ianao.
🚛🚛Livraison gratuite raha eto Tana.
Aza misalasala ary fa vonona hatrany izahay ny hanome fahafaham-po anao .
Tel: ☎☎034 66 889 63
☎☎033 70 641 18

☎☎0346688963☎☎☎☎0337064118☎☎Tongava Mp 📩 raha toha ka misy mahaliana anao. Afaka miantso mivantana ihany koa."Ny tsara i...
08/09/2022

☎☎0346688963☎☎
☎☎0337064118☎☎

Tongava Mp 📩 raha toha ka misy mahaliana anao. Afaka miantso mivantana ihany koa.

"Ny tsara ihany,ny mora hatrany.."

Address

Axe RN2
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanirisoa Toles posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share