Malagasy tsy mikipy maso

Malagasy tsy mikipy maso Page natokana hizarana ny mampangirifiry ny malagasy sy hanoherana an'ireo amboletra ataon'ny olom-bitsy manan-karena.

VIDIN'NY LA VANILLE ETO MADAGASCAR METY HO 5.000ARIARY/KG AMIN'NY TAOM-PIOTAZANA 2023-2024 HOAVY IO.    Efa ho dimy taon...
25/05/2023

VIDIN'NY LA VANILLE ETO MADAGASCAR METY HO 5.000ARIARY/KG AMIN'NY TAOM-PIOTAZANA 2023-2024 HOAVY IO.

Efa ho dimy taona tokoa no nitondrasan'ny filoham-pirenena Andry Rajoelina izay ary nampanantena fa hampiakatra ny vidin'ny la vanille, amin'izao dia tsisy mpividy tanteraka ny vokatra la vanille, maro ireo maty vola nividy la vanille t@ taom-piotazana 2022-2023, ary ny par kilo alohaloha izao dia 3000ariary.
Azo vinavinaina izany fa mety ho 5.000 ariary ka hatramin'ny 10.000 ariary ny kilaon'ny la vanille maitso amin'ny volana juin-juillet-aout aty amin'ny faritra SAVA.
Tsiahy kely: 2016-2017-2018 dia 200.000 ariary ny kilaon'ny la vanille maitso(Vanille verte) ka niteny ny filoha Andry Rajoelina tamin'ny propagande-ny tamin'ny novembre 2018 fa hampiakarina avo telo heny rehefa lany izy. Efa efatra taona ny lasa tsisy zavatra niova fa vao mainka milentika ny vidin'ny la vanille.
Ny solution mba narosony dia fanagadrana olona nandrovitra ny tee-shirt ny avy eo fividianana BAJAJ hoan'ny mpanao tee-shirt.
Ry Filoha hajaina ooo aoka mba ho jerenao ny promesse nataonao e sa fampandriana adrisa izy inyπŸ™„πŸ™„πŸ™„πŸ™„πŸ™„
Ny mahagaga anefa dia tsy midina mihitsy ny vidim-piainana fa vao mainka miakatra .

07/05/2023

πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚ ILAY TANA-MASOANDRO.

Ho tapitra ihany ny dimy taona izay nofaritan'ny lalΓ m-panorenana hitondran'ny filoham-pirenena fa tsy hita hoe aiza ilay tanΓ na masoandro eπŸ€”πŸ€”πŸ€”πŸ€”πŸ€”πŸ™ˆπŸ™ˆπŸ™ˆπŸ™ˆπŸ™ˆπŸ™ˆ. Sa nofy faha ririnina fotsiny izy iny. Jereo ange ilay vidΓ©o eeeeπŸ™ˆπŸ™ˆπŸ™ˆ.
Inona indray ilay fampanantenana manaraka eπŸ¦“πŸ—πŸ¦•πŸšπŸš…πŸš„πŸš‹πŸšŽ. Sa Tramway indray sa cimenterie πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

Send a message to learn more

Address

Augusto Neto 67Ha Nord Est Antananarivo
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malagasy tsy mikipy maso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category