
11/04/2025
Iza daholo ilay mila atao manjamanja ato : volo / vatana / tarehy
🟣🟣Nohon'ny fisokafan'ny Pejy Dia
Hanolotra "LALAO"izahay, mety azahonao
✴️"PACK CHEVEUX" produits 3 bé zao, atao amin'ny VOLO (SOIN et REPOUSSE)
✴️Pack amincissant ( Creme+thé naturel+savon)
✴️PACK VISAGE ( masque curcuma+savon+lotion)
Ary olona 3 be no ahazo raha manaraka tsara ny torolalan'ny lalao:
1) Partageo en mode public ity publication ity
2)Partageo anaty groupe 5 misy resaka volo -vatana -tarehy
3)Inviteo ny namanao I'jaime ny Page-nay / mentionné namana 5 ao
4)Ary Teneno anaty Com's ny PROBLÈME amin'ny VATANAO ka mahatonga anao andray anjara amin'ny "LALAO"
5) ka izay commentaires 3 voasarika no mahazo PaCk 1 avy.
6) capture obligatoire sous commentaire
MILALAOVA ARY, aza adino manisy J'aime ny Page
FIN DE JEUX 01Juin
Ho anao izay té ikarakara volo manolotra
Mini Pack izahay ho fikarakarana ny volonao, sady soin no repousse izy ireo:
🟣PACK CHEVEUX 45.000ar
Shampooing vahoana 250ml
Masque lissant 100ml
Booste Bain d'huile 50ml (soin et repousse)
Manao livraison/mandefa faritra
🟣PACK AMINCISSANT : 45.000ar
Creme + thè naturel +savon
🟣PaCk visage :45.000ar
Masque curcuma + savon +savon
Manao livraison/ mandefa faritra