Antsou Shop

Antsou Shop Telephone 📞📲📱
Accessories 👓🕶💍📸
Modes 👗👚👙🩱👖👕👔

24/06/2024

Miarahaba tompoko
Etoana dia miala tsiny indrindra , tena mifona , fa noho ny antony izay tsy niankina taminay fa noho ny vaky trano izay nahazo anay dia misy ireo entana tokony livrena androany anefa tsy lasa ary ko misy ireo hafa izay tokony aterina ny andro manaraka no lasan'ireo tsy mataho-tody
Ka noho io antony io no anaovanay izao fialan-tsiny izao
Efa eo apandaminana ny atao izahay
Ho anareo izay efa nandefa avance dia ho averinay alo ny volanareo .
Manome toky kosa izahay fa itohy ny fiarahatsika .
Hisy fona ny zava-baovao omenay anareo fa aza manahy
Mankasitraka amin'ny fahatokosanareo sy mbola atokisanareo anay
Bisous be 😘

‼️LIQUIDATION TOTALE AVANT ARRIVAGE ‼️✅ SWEAT À CAPUCHE AVEC OU SANS FERMETURE✅ TAILLE S M L✅ Livraison Tana /Province ❌...
19/06/2024

‼️LIQUIDATION TOTALE AVANT ARRIVAGE ‼️
✅ SWEAT À CAPUCHE AVEC OU SANS FERMETURE
✅ TAILLE S M L
✅ Livraison Tana /Province

❌ VIDINY MIRARY DIA MIRARYYYY SATRIA 15.000 AR 12.000 AR AVOKOAAAA IZAYYY HITANAREOOO REHETRA AOOOO ❌

🍒Maka 3 mahazo réduction anh 🍒

✅ Enjikenjeooo ary fa efa vitsivitsy sisa no atoooo

18/06/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Malala Niaina Raheliarisoa, Keylor Fen'sou Casillas, Malala Lam Yee Man, Sahy Miatrika Murriah, Kialazozo Mtn, Catalina Briana Nath, Dinah Randrianarisoa, Nanty Nantenaina, Ouny Kwely, Tokiniaina Rmtn Miory, Léa Havana Raharimalala, Jean Fabien, Sugar Joe, Mii-Ary Nosy, Tsilavina Feno Fitiavana, Petit Saint, Noelette Chabrina Michel, Miary Papoum Andria, Minaoharisoa Christiane, Hent's Razafindramiandra, Casimir Lantonirina, Rmh Mamy Hasinjaka, Kbefity Rahaja, Fÿ Tie, Liang Tichana, Manoa Manou, Lovatiana Nomena, Niry Nirindrainy, Niary Donnie Anjaratiana, Anjara Noumena, Tamby Nyony Rj, Originette Raferanasoavina, Ęstïnåh Hãdįjä, Myah Tinasoa, Jasminah Alexandra, Tafita Fanantenana, Mendrikiniaina Kanto, Kialani Nirina, Larïãss Fÿderanah, Andriamamonjy Tiana, Zilio's Zilios, Daniel Lam, Malala Tïna, Sidonie Anjaratina, Tãhįnä Fãh, Sylvana Rakotoniera, Malala Ny Riana, Thany Yuka, Esdras Benarisika, Princy Yandee Manitriniaina

Sweat USA 🇺🇸 🔥✅ 30. 000 Ar✅ Taille ML
18/06/2024

Sweat USA 🇺🇸 🔥
✅ 30. 000 Ar
✅ Taille ML

Sweat Marron Pingrong matevina tsara 🔥✅ 20.000 Ar✅ Taille M
18/06/2024

Sweat Marron Pingrong matevina tsara 🔥
✅ 20.000 Ar
✅ Taille M

🍒Sweat pour couple mamyy kely 🍒Frip TBE✅ Noir taille M✅ Jaune taille S✅ 20.000 Ar chacunRaha maka an'izy roa dia 35.000 ...
18/06/2024

🍒Sweat pour couple mamyy kely 🍒
Frip TBE
✅ Noir taille M
✅ Jaune taille S
✅ 20.000 Ar chacun
Raha maka an'izy roa dia 35.000 Ar

Livraison gratuite si centre ville ‼️ ‼️

Sweat noir frip TBE 🔥 mbola mainty tsara✅ 20.000 Ar✅ Taille ML
18/06/2024

Sweat noir frip TBE 🔥 mbola mainty tsara
✅ 20.000 Ar
✅ Taille ML

Sweat Nike frip TBE 🔥✅ 30.000 Ar✅ Taille MLLivraison gratuite si centre ville ‼️ ‼️
18/06/2024

Sweat Nike frip TBE 🔥
✅ 30.000 Ar
✅ Taille ML

Livraison gratuite si centre ville ‼️ ‼️

‼️ARRIVAGE VAO MARAINA BEEEEE amin'ny vidiny mirary dia mirary ‼️✅Sweat à capuche / sweat à fermeture ✅Taille S, M, L, X...
18/06/2024

‼️ARRIVAGE VAO MARAINA BEEEEE amin'ny vidiny mirary dia mirary ‼️

✅Sweat à capuche / sweat à fermeture
✅Taille S, M, L, XL
✅Homme / Femme / Enfants
✅Livraison Tana /Province

ARAHO TSY TAPAKA ARY NY PEJYYYY OOOO

🍒1er Jp = 1er servi anh 🍒(anaty commentaires ny détails)

Address

Antananarivo

Opening Hours

09:00 - 17:00

Telephone

+261348119118

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antsou Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share