
09/06/2022
COCA - COLA : Hifarana ny 30 Jona izao ny fivarotan’ny Star azy.
Manomboka ny 01 Jolay izao dia tsy hivarotra zava-pisotro Coca-cola intsony ny orinasa Star.
Tapaka ny fifanarahana eo amin'ny orinasa Coca-Cola amin'ny famokarana, ny fivarotana ary ny fanaparitahana ny zava-pisotro Coca , Fanta ary Sprite.
Vondron’orinasa maro manerana an’I Afrika ihany koa voakasika amin’ity fanapahana fiaraha-miasa amin’ny Coca-Cola ity.