Family's agency Madagascar

Family's agency Madagascar 🇲🇬Agence Mannequinat Madagascar 🥰Hamerina indray ny Hasin'ny Mannequin sy hanome haja koa 🥰 +261380757470 plus info

Hoy izahay hoe lasa Ary izy tyh ♥️🥰❤️mandroso hatrany Ary miezaka mampandroso koa n'y staff vaovao ato aminay ♥️ 🥰 aza t...
03/09/2025

Hoy izahay hoe lasa Ary izy tyh ♥️🥰❤️mandroso hatrany Ary miezaka mampandroso koa n'y staff vaovao ato aminay ♥️ 🥰 aza tara misoratra anarana e ♥️

Izahay efa niteny hoe Iza avy amin'ireo mannequin nô hiantohana sortie gratuit 🥰♥️ireo izy 6 Vavy hanao sortie ♥️🥰 havok...
02/09/2025

Izahay efa niteny hoe Iza avy amin'ireo mannequin nô hiantohana sortie gratuit 🥰♥️ireo izy 6 Vavy hanao sortie ♥️🥰 havokanay eto sary any sortie amin'ny zoma ho avy izao 🥰♥️miaraka Amin 'ny staff rehetra ♥️🥰🇲🇬
Fa enao Mbola maniry hiditra mombre ato aminay misorata anarana sao tara eo 🥰🥰
Photo 1 ère examens : certificat fin de formation 🥰🇲🇬

Salama daoly tompoko 🥰♥️    Noho fankalazana faha 2 taona agence dia mitohy indray formation ato aminay ho anao izay Lin...
01/09/2025

Salama daoly tompoko 🥰♥️
Noho fankalazana faha 2 taona agence dia mitohy indray formation ato aminay ho anao izay Lina 🥰♥️
Formation : mannequin professionnel, animatrice de vente, hôtesse, figurante, animatrice, publicitaire, model photo,....
Toy izao momba izany
Miatrika examens 2 avy koa ny ankizy rehetra ato🥰♥️
1 ère examens : certificat fin de formation ( certificat ara _panjakana)
2 ème examens : certificat professionnel izay mavoafehy formation rehetra no mahazo azy( certificat ara _panjakana)
Dossier :
Anarana feno
Laharana finday
Taona
Sary lava 2
Refinao
Tongava misoratra anarana fa voafetra ny toerana ato aminay
Nb: plus 12 ans
1m50 plus ♥️🥰

Aza tara efa lasa andiany volohany tamin'izay tyh ayyy ♥️♥️🎙️
01/09/2025

Aza tara efa lasa andiany volohany tamin'izay tyh ayyy ♥️♥️🎙️

Ho antsika izay Mbola maniry hanao sy izay tsy nahatratra casting volohany Téo ,♥️🥰ity indray casting manaraka ho anareo izay Lina handray anjara indrindra fa natokana ho antsika eto Analamanga 🥰♥️🇲🇬
Mañasa antsika izay avy amin'ny faritra izay mipetraka eto tana ♥️ MBA Tonga hisoratra anarana hitondra sy hiaro voninahitra n'y faritra misy anareo
Dossier : Anaranao feno
Taona
Laharana finday
Sary lava 2
Halavana
Faritra fiavianao
Izay mahafeno dossier ihany nô hiraisina

29/08/2025

Mitohy fisoratana anarana vaovao ato aminay sao tara enao a ♥️🥰🥰

29/08/2025

Tapitra ny votes bonus 3 points d'examen 🥰com's repose votes

22/08/2025

31 Août 2025 à 14h 🥰ao The Macass ambatomena ♥️ Iza avy Ary hoy nareo handeha hanao sortie hiantohan'ny agence 🥰♥️

Eto misaotra mpiara miasa sahady izay manampy amin'ny fanatsarana foana 🥰♥️🇲🇬 hisaorana manokana Ilay Adjoint DG vaovao ...
22/08/2025

Eto misaotra mpiara miasa sahady izay manampy amin'ny fanatsarana foana 🥰♥️🇲🇬 hisaorana manokana Ilay Adjoint DG vaovao ato amin'ny family's agency Madagascar
" Lalaina Mickayah no 2 ème Dg Family's agency sy Miss et Mister îles Verte Madagascar manoboka izao ♥️🥰 Ary 31 Août 2025 izy handray fitantanana sy taratasy manendry izany avy Massou Graciah Tompony andraikitra volohany ity agence ity ♥️🥰
✓ manaraka izay efa andalampiomana projet izao anombohana azy angamba efa mahay ny ankizy toy ny izay " Afaka sy mahazo certificat ato aminay hiantohana sortie" efa anomboka izao fanadinana ka havoka eto indray izay hahazo sortie izany ♥️🥰🥰
Mitohy ihany inscription ho any 2 ème vague formation de vacances ♥️

2 ème vague ♥️🥰🥰ho anao izay Lina amin'ny resaka mannequin, hôtesse, figurante, publicitaire, model photo, animatrice de...
20/08/2025

2 ème vague ♥️🥰🥰ho anao izay Lina amin'ny resaka mannequin, hôtesse, figurante, publicitaire, model photo, animatrice de vente, animatrice,... Tongava misoratra anarana fa rentre efa ankaiky ho any vague vaovao 🥰♥️♥️
Dossier :
✓ nom complet
✓ Adresse
✓ âge
✓ mesure
✓ numéro téléphone
✓ photo au pied 2 ♥️🥰

15/08/2025

Tongava daoly ♥️ izay Mbola hisoratra anarana amin'ny fifaninana miss et mister sy Talenta 🥰🥰

Andao tohana izy ♥️tohanana amin'ny réaction plus j'aime page ♥️ fin de vote 29 Août 2025 à 17h ♥️ Ary examens kosa 31 a...
15/08/2025

Andao tohana izy ♥️tohanana amin'ny réaction plus j'aime page ♥️ fin de vote 29 Août 2025 à 17h ♥️ Ary examens kosa 31 août 2025♥️

Andao Ary tohanana amin'ny vote réaction plus j'aime page ♥️ izy eeeh ♥️♥️tohano Ary izy ♥️ fin de vote 29 Août 2025 à 1...
15/08/2025

Andao Ary tohanana amin'ny vote réaction plus j'aime page ♥️ izy eeeh ♥️♥️tohano Ary izy ♥️ fin de vote 29 Août 2025 à 17h Ary examens kosa 31 août 2025♥️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Family's agency Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share