23/02/2026
๐๐ง๐ฐ VAKIO RAHA TIANAO HO TSARA NY FIAINANAO ๐๐ง๐ฐ
๐ AZA TIA MIDITRA AMIN'NY FIAINAN'NY HAFA FA IZAY AHATSARA NY FIAINANAO SY NY HOAVINAO NO IFANTOHY โ ๏ธ
Aza miditra amin'ny fianan'olona ary aza mitsara sy manameloka olona fa Andriamanitra no natao hitsara fa tsy ianao izay olombelona.
Na heverinao fa mpanota sy olona ratsy aza, mpandainga, mijangajanga/mivaro-tena, mampirafy, miatsara ivelatsihy, mpifoka, mpisotro, mpitenindratsy, mpanararaotra,.....na hoe : Mbola tsy manambady foana, nisara-bady, mbola tsy niteraka foana, tsy miasa tsy mampidibola fa velomim-potsiny, tsy nahavita fianarana, mpivoaka alina,...
Ary na heverinao tsy mendrika aza ny ataon'ny hafa dia tsy anjaranao no Hitsara โ ๏ธ Fa fiainany iny fa tsy anao.
โ ๏ธ AZA MIDITRA FIAINAN'OLONA ๐ ๐
TSY ANJARANAO NO HITSARA/HANAMELOKA/HIDITRA AMIN'NY FIAINAN'NY HAFA
Satria ianao koa dia mpanota, nofo sy rร manana ny kilemanao. ๐
๐ซต Ary Mba ho tezitra koa ianao raha ny momba anao sy ny fiainanao no hidikidiran'ny hafa.
๐ซต Sa ve ianao masina tanteraka sy tonga lafatra no natao hitsara sy hanameloka ny hafa โ๐ค
๐ Tsia, fa ianao koa aza mbola Andriamanitra no hitsara anao.
INONA MOA IZAY IZAHO, INONA MOA IZAY IANAO : OLOMBELONA ๐ซ
โ ๏ธ AZA MIDITRA FIAINAN'OLONA ๐ ๐
Eny fa na nahatezitra anao sy nanao fihetsika tsy nety taminao sy tamin'ny olona akaiky anao aza ny sasany...MAHAIZA MANGINA FOTSINY ๐ง FA HIVALY AMINY FOANA NY ATAONY NA TSARA NA RATSY ๐ซ
๐ Aza mampidina ny Niveau โ
(Energie ambony mihabo ๐๐๐) misy anao, amin'ny Niveau โ (Energie mihiba) misy azy โโโ
โ ๏ธ AZA MIDITRA FIAINAN'OLONA ๐ ๐
โ Ny olona tena mahantra (tsy resaka vola ihany) sy ambany toe-tsaina no tia miditra fiainan'olona, tia mitsara olona sy manenjika ny hafa, manameloka, mila ady, tia fosafosa, tia korontana sy mpanankorontana eny amin'ny fiaraha-monina/ amin'ny fianankaviana, tia zavatra ratsy/korontana/disadisa/mampikorontana/tsy mampivoatra โ, tia zavatra mihiba (Negatif) โโโ
โ
Ny olona mora tafita sy mandroso tsy manam-potoana hitsarana sy hanamelohana ny hafa fa variana hampivoatra ny fiainany, tia fihavanana, tia mifanampy, mahay mangina satria manaja tena, mahay manaja ny hafa, tia zavatra tsara/milamina/mahasambatra/mampivoatra ๐, tia zavatra mihabo (Positif) ๐๐๐
๐ Partagez ๐
Mandroso Hatrany