26/09/2020
Salama tompoko.
Mamarana ny herinandro isika ary mamarana ihany koa ny Tantaran'ny fanjakana sakalava teto madagasikara.
Ra hiverenana kely izay voaresaka nandritra ny tapabolana izay dia, anisany fanjakana tena natanjaka teto madagasikara tamin'izany fotoana izany ny fanjakana sakalava.
Na ny tany amin'ny ilany atsimo izany dia ny Menabe na ny tany amin'ny ilany avaratra tany boina.
Araho ato anaty fandaharana ary ny tohiny sady farany amin'ny Tantara