A.S Partage Abondance

A.S Partage Abondance ☀Abondance illimitée ☀🌈❤️🧡💜💙💚💛☀️

20/10/2024

Ndao mba hanovo fahalalàna hanova zavatra ho tsara indray isika androany
👉INONA AVY NO karazana HARCÈLEMENT FANTATRAO SY EFA NIAINANAO TOKONY FOANANA ETO MADAGASIKARA?

PRS: harcèlement morale
Ireo izay mihendrika fandrahonana na teny sy fihetsika mitarika tahotra sy fikorotanantsaina atao amin'ny olona iray na zaza na ankizi na olondehibe!
👉rehefa tsy misy ireo dia mora hoan'ny saina ny mivoatra ampilaminana,ary mora hoan'ny vatanao ny ahazo aingavao entinao miatrika ny fiainanao rehetra,ahavitanao tsara mihoatra izay efa vitanao omaly,ary ahafahanao mivoatra lavitra izay eritreretinao!

20/10/2024

MARAINA VAOVAO,ANDRO VAOVAO,HERY VAOVAO
☀Mamiratra ianao androany,
☀mahavita izay tsy vitanao atr@izay ianao androany,
☀mahery ianao androany (foana NY alahelo,tsy hisy ranomaso)

😘zarao fa mety mahasoa ny hafa

19/10/2024

ATOMBOY AMINAO I MADAGASIKARA MANANKARENA
👉Fomba fiainanao, Fomba fieritreretanao,Fomba fijerinao,
Esory ary foano élimineo suprimeo ny onde negatif
ATOMBOY AMINAO, ESORY AO AMBAVANAO SY NY SAINAO NY TENY OE "tsy manambola aho / tsisy tsena raha mivarotra enao sns..."
👉Alaivo sary antsaina oe feno vola eo antananao, aza mitebiteby ny oe raha tsy misi intsony, tsy manana intsony,
Ataovy antsaina oe feno ny fiainanao, tsy ory ninoninona ianao, milamina ianao dia ilamina ny manodidina anao(ny ankohonanao)

😉NDAO amiratra, NDAO anova ny tantara, anova ny anarapetaka atao antsika oe Madagasikara mahantra

Zarao fa mety Mahasoa ny hafa

19/10/2024

❌Oe mahantra ny tany, mahantra i Madagasikara a ?❌
Tsia, tsia, ary mbola TSIA
👉Tsy mahantra Izany Gasikara, tsy mahantra ny tany satria mbola itoeran'ny arenakibon'ny tany maro be izi,
👉Mbola misi olombelona miaina eo aminy
👉Isika olombelona no tsy nampianarina sy tsy nampahalalana ny mahasarobidy ny NATIORA MANANKARENA itoerantsika ka tsy haintsika ny heriny sy fifandraisan'ny fiainatsika aminy
👉Noho izany tokony HAJAINA sy atao voalohalaharana ny NATIORA IAINANTSIKA
👉esory ao antsainao manomboka izao ny oe mahantra isika eto Madagasikara, ataovy oe MANANKARENA AHO MILAMINA AHO😘

👉NDAO ANANKARENA, NDAO AMIRATRA ISIKA😊

zarao fa mety ahasoa ny hafa

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when A.S Partage Abondance posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share