P‘tite Road

P‘tite Road Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from P‘tite Road, Digital creator, Antananarivo.

🦋Tongasoa eto @ Pejy!!!🦋

Tia-voyage✈️ | Tia-Sakafo🌮| Tia-Saka🐈
Rêver - Oser - Apprendre - Découvrir avec moi

🌸Pour grandir, il faut apprendre à rêver, oser découvrir de nouveaux horizons et s’épanouir dans l’inconnu🌸

11/08/2026

🎀Halli Hallo!🎀
Fiaianana tia saka. Ny saka pisonareo kunku ve mahay mandihy be otranzao?😻😃

Alefaso ao amin’ny commentaire aloha ny sarin’ilay mimisonareo ao, asiana présentation kely Babouzina😅🥰

🎀Halli hallo!!🎀Fiainana tia makasary📸. Zaraiko ampahana kely ianareo t@ Annif-ko sady asiako story time kely. 1996>>2026...
08/08/2026

🎀Halli hallo!!🎀
Fiainana tia makasary📸. Zaraiko ampahana kely ianareo t@ Annif-ko sady asiako story time kely.

1996>>2026
30ans mbola tsy manambady, tsy manan-janaka fa mba manana asa kusa e🤪🤣, ary nareo?

Anniversaire lavitra ny tanindrazana, lavitra ny fianakaviana, tsy misy havana sy namana manodidina ahy. Amin’ny maha olona introverti ana, dia honjohonjoko izaho samirery eny fiaianana. Dia atao izay mety.
30taona: nisy ny ambony, nisy ny ambany, tao ny sendra, fandalovana tsy fahasalamana, tao ny fifaliana, tao ny fahoriana. Fa ny zavatra tena mampalaelo ny fahalasana an’ny Neny (le jour de mon anniversaire). Isaky ny mitombo iray ny tsingeri-taona nahaterahako, dia mitombo iray koa ny tsingeritaona nahafatesany Neny. Tsy afaka akory za na ny nanao veloma azy farany aza, tsy afaka niaraka taminy hatramin'ny toerana farany fialany sasatra mandrakizay, noho ny elanelan-tany sy ny covid. Misy ratra sasany tsy voafafany fotoana mihitsy. Nianatra aho fa ny herim-po dia tsy manala ny tahotra, fa manampy antsika handroso na dia eo aza izany. Na tao ary izany rehetra zany dia ity aho mbola mijoro noho ny famindramponTompo, mbola nomenan’Andriamanitra tombon’andro, dia hisaorana Azy lehibe.
Ankehitriny, mijery ny lalana nodiaviko aho dia feno fankasitrahana lehibe foana amin’ny zavatra rehetra na ny soa na ny ratsy.
Noho izany, amin'ity faha-30 taonako ity, tsy taona iray fotsiny no ankalazaiko. Fa ankalazaiko ireo
fotoana rehetra nianjerako... sy nitsanganako indray.

Ary raha toa ka mandalo fotoan-tsarotra koa ianao, manantena aho fa hampahatsiahy anao ny tantarako. Za mino fa misy antony daholy ny zavatra rehetra mitranga eo amin’ny fiainana . Dia mahaiza mankasitraka an’ilay mpandahatra ny fiainatsika zanakolombelona, dia ankino Azy ny adinao, ny tebiteby, ny lalanao, ny fanirianao, fa Izy no hiahy anao.

Mamerina ny fisaorana t@ firanrian-tsoa rehetra😘
Mirary soa anareo kunku!❤️

✍️ 💌 À ma petite moi. Ce que la vie m’a appris, j’aurais aimé te le dire 💌 ✍️,🦋 Tu ne le sais pas encore, mais un jour t...
07/08/2026

✍️ 💌 À ma petite moi. Ce que la vie m’a appris, j’aurais aimé te le dire 💌 ✍️,

🦋 Tu ne le sais pas encore, mais un jour tu comprendras que chaque épreuve t’a rendue plus forte.

🦋 Ne doute jamais de ta valeur, même lorsque les autres ne la voient pas. Tu es suffisante, exactement comme tu es.

🦋 Continue de rêver grand. Les rêves qui semblent impossibles aujourd’hui deviendront les plus belles aventures de demain.

🦋 N’aie pas peur de te tromper. Les erreurs ne te définissent pas, elles t’apprennent à grandir.

🦋 Protège ton cœur, mais ne ferme jamais la porte à l’amour et à la gentillesse.

🦋 Tu perdras parfois des personnes que tu pensais garder pour toujours. Ce sera douloureux, mais cela laissera aussi la place à celles qui te feront vraiment grandir.

🦋 Ne compare jamais ton chemin à celui des autres. Chacun avance à son propre rythme, et le tien est parfait.

🦋 Prends soin de toi. Repose-toi quand tu en as besoin. Tu n’as pas besoin d’être forte tous les jours.

🦋 Voyage. Découvre le monde. Ose sortir de ta zone de confort. Les plus beaux souvenirs t’attendent là où tu n’as jamais été.

🦋 Fais confiance à Dieu. Même lorsque tu ne comprendras pas ce qui t’arrive, Il préparera toujours un chemin meilleur que celui que tu avais imaginé.

🦋Et surtout… sois fière de toi. Tu deviendras une femme courageuse, bienveillante et résiliente. Tu traverseras des tempêtes, mais tu ne cesseras jamais d’avancer.

Ton toi du futur

03/08/2026

Misaotra betsaka anareo rehetra nahatsiaro sy nirary soa tamin’ny anniversaire-ko. Mirary soa anrsika rehetra dia tahinJesosy daholy o!! Bisous beuh daholy🥰😘

28/07/2026

-Ndry ilay miady mafy @ hanoanana iny no mahita olon-kafa tampoka tsy lera.
-Ooups, kay za ihany ilay izy fa be perruque fotsiny🤣😂🤭

26/01/2026

🌸✨GRWM✨🌸

22/01/2026

🎀Halli Hallo!!🎀
Vlog Phantasialand 🇩🇪

Ndao fa entiko miaraka amiko mandehandeha sy mitety toerana maro ianareo ’ny Vidéo spéciale Découverte hozaraina eto pejy, alors
😉 Abonnez-vous 😉

02/01/2026

Volo ngita tsy mikopaka. Kopa-tanana kely ho antsika izay manana volo-ngita!👋🏽

🎀 Halli Hallo!!!🎀Fiaianana   Aleo asiana Recap antsary ny voyage vita t@ 2025.  Aona mu ilay fiteny oe: « Rich because I...
01/01/2026

🎀 Halli Hallo!!!🎀
Fiaianana
Aleo asiana Recap antsary ny voyage vita t@ 2025. Aona mu ilay fiteny oe: « Rich because I’ve seen these places with my own eyes »
À Dieu seul soit la Gloire🙏

Aiza zao ny toerana mba tinareo hotsidiana sy ho hita maso??

Ho avy tsy ho ela ny ✈️ Vlogs ✈️ fa aza adino ny manaraka ny page an!!
😉 Abonnez-vous 😉

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261348769928

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when P‘tite Road posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to P‘tite Road:

Shortcuts

Share