Miandriray

Call

Miandriray ☎034 80 567 15 - 033 97 587 55

📞 +261 34 80 567 15 ( WhatsApp)

18/09/2026

Nareo ve efa nahita anaran'olona hoe Ando dia lava?🥺😂

Ny paoziko vao avy nandrezatra maped sy carioca dia izao efa very sahady hono nefa vao boribory misy rambony no vita🥺Ila...
16/09/2026

Ny paoziko vao avy nandrezatra maped sy carioca dia izao efa very sahady hono nefa vao boribory misy rambony no vita🥺

Ilay gourde spiderman efa tavoahangy sisa any☺️

15/09/2026

Androany ririnina rahampitso fahavaratra

Tsy matotra mitsy otran'ilay sipa nino tokoa fa hoe ho alaina ho azy ny volana🥹

Tyh angaha mtap😂

14/09/2026

Efa lasa taille M ve sa hoe rehefa mahita sakafo dia mihinana tsy mijanona aloha dia atomboka amin'ny erinandro indray le regime e🥺

13/09/2026

Tiako fotsiny ny mampatsiahy anareo fa Alatsinainy anie rahampitso e sao adino😂🥺

Kely sisa dia zoma🙏

11/09/2026

Ny bebe bebe foana♥️feno 80 taona anio izy

11/09/2026

80 Taona androany 💐🎂

Misaotra an'ilay nahary nanome azy ho anay ♥️taranany

10/09/2026

Maty ve ianareo vehivavy raha tsy manao tezitra ao anatin'ny iray andro ?🥺

Address

Antananarivo

Telephone

0348056715

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miandriray posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share