MIAntsena eto

MIAntsena eto Vous cherchez des vêtements qui célèbrent toutes les silhouettes ? Ne cherchez plus ! Chez MIAntsena. nous croyons que le style n’a pas de taille.👗👕👖

21/06/2025

Ato amzay ry le ankizy Aaa♥️🥰
Moumoute 100.00ar pas plus de 300.00 ar

Misy an'ilay promotion Mvidy 2 ,30000ar♥️

Miora Ny Iriko
Neticia Shopping

Bonjour daholo le ankizy aahh!!Ao daholo vé nareo .somary nangingina ny page tsika fa nisy problème kely tamin'ny resaka...
21/06/2025

Bonjour daholo le ankizy aahh!!
Ao daholo vé nareo .somary nangingina ny page tsika fa nisy problème kely tamin'ny resaka livraison Dia nitady olona matotra mihitsy aloha izahay anao ny livraison anareo❤️
Dia aveo ny live tsika @14 manomboka Dia eo daholo Ary😛❤️
Mora bé daholo n'y ho avy eo 10000ar et pas plus de 35000 ar (moumouta)

Aleo mitandrina foana na de amin'olona akaiky azaMiondrika Ampanajana amin'ny fahoriana mihatra amin'ny fianakavian'ny m...
18/06/2025

Aleo mitandrina foana na de amin'olona akaiky aza
Miondrika Ampanajana amin'ny fahoriana mihatra amin'ny fianakavian'ny maty izahay eto aminy Pejy🙏

06/06/2025

Ato daholo akie ann!!
Bodofotsy mafana tsara ann 65000 ar daholo!!!

Suédine alefatsika 25000 ar daholo oui daholo!!

Blousson cuir 10000 ar dhl

06/06/2025

coucou daholo nareo anao live bodofotsy mafana tsara tsika aveo Ann!! alefantsika eo daholo iany koa n'y suédine ataotsika mora Ann!!

03/06/2025

Bonjour daholo nareo!!!
Aleo nareo indray no mba anontanina hoe inona ndray no arrivage tinareo alefantsika manaraka ohh..❤️

Alefa ❤️
30/05/2025

Alefa ❤️

29/05/2025

Raikitra ty ary e,
17h30mn fotoanantsika.

Rahariva ny fotoanantsika anh,Live perfecto suedine 🥰Pulle femmeRobe pulleMisy akanjo mafana ho anjaza ko 😱Ho hitantsika...
29/05/2025

Rahariva ny fotoanantsika anh,
Live perfecto suedine 🥰
Pulle femme
Robe pulle
Misy akanjo mafana ho anjaza ko 😱
Ho hitantsika ao daholo

Ela ela tsy nihaona de asitsika cadeau bedebe mandritry ny live

À ce soir 😘

P.s:Reo @ sary ny santionany 🤤

28/05/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Cours Informatique, Valeria Cathicea, Yapo Kouadio Guillaume, Misa Kely, Nide Miandrisoa, Hi Avo, Daniel Faya, NyAvo Nasandratra, Steeve Steeve, Manambitana Ambinintsoa, Joël Romaric, Finaritra Nisi, Rakotomalala Hajatiana, Johary Johary Nirina, Tailler Kurt, Nandrandraina Andie, Nani Ardi, Donia's Nianah, Mirado Feno, Zoelan Ÿah, Jr Alexis, Mividy Taratasy

24/05/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Hery Natty, Noëlys Ralaimanantsoa, Nenin'izy Ndahy, Nicky Minaj, Setra Niaina, Øø Andrianina Øø, Setra Reyna

22/05/2025

Bonsoir daholo tsika oohh!!
misy live tsika aveo an!
live destockage bé atao tsika prix mora bé daholo
refa avieo daholo Ary n'y fotoana ohh,😘😘

Address

Antananarivo

Telephone

+261346154492

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MIAntsena eto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share