Asa Azo Antoka

Asa  Azo Antoka FAMPIANARANA ASA EN LIGNE. MISY 1)LIEN FISORATANA ANARANA AO
2)MISY VIDEO MANORO LALANA IREO

02/10/2023

Toy izao ny resaka nifanaovako tamin'olona hahantra mandrakizay raha tsy miova...

▶️Fa maninona ianao no tsy miasa?
❌Satria tsy mahita asa aho kooo

▶️Maninona raha mitady asa?
❌Aiza nefa no hahita e?

▶️Maro be ny tolotr'asa eny rehetra eny, na ao anatin'ireny groupe Facebook ireny aza dia efa be dia be ny offre!
❌Ka za anie tsy manana traikefa e (expérience)

▶️Maninona ary raha manao asa tsy mitaky traikefa aloha e? Na maninona raha manao stage aloha mha hahazahoana expérience?
❌ Ny mahasosotra amin'ireny anie kely karama loatra e, sady mandany fotoana be nefa ataon'ny orinasa boto.

▶️Ny traikefa anie no zava-dehibe e, tsy aleo mahazo kely toy izay tsy manao n'inona n'inona?
❌Tsy mety amiko zany asa kely karama zany, asa be karama zao no tadiaviko.

▶️Ny karama be anie mitaky diplaoma sy traikefa be e, mila mianatra sy manao concours zany ianao...
❌Efa tsy amin'izany intsony ny saiko, efa ny hahazo vola zao no imasoako

▶️Ary raha manao varotra indray ary e? Na manao bizna, asa-tena...
❌Ny olako anie : tsy manana fonds amin'izany aho e

▶️Be dia be zao no te hampiasa vola raha tsara projet ianao...
❌Tsy mety amiko izany mitrosa zany, lafo be ny zana-bola amin'izao

▶️Ary raha mitady mpiara-miombon'antoka?
❌ Ka ny olana dia tsy misy azo hitokisana mihitsy ny olona amin'izao ry M. Ratsimba ah

▶️Sady tsy te hiasa zany ianao no tsy mety aminao koa ilay fandraharana?
❌ Ka ilay sécurité eto amin'ny tanana koa anie mahamay be e, tery zao ny cash point voaroba tamin'ny volana sekkktambra...

▶️Dia tsy anao n'inona n'inona izany? Dia inona ihany ary izany no mety aminao ity?
❌Mila vonjy aminao aho fa tena tsy misy laoka mihitsy izahay androany hariva....

-------------------------------------------------------------------------------------------------------

Mifohaza namana ah
Hampangino ny saina mpitady excuse dia asaivo miteny amin'izay ny saina mpamorona solution

Tsy mbola nisy be excuses tafita amin'ny fiainana
Zaro ny sainao tsy hamorona excuse

Hey, mitsangàna, batao ny fandriananao dia mandehana.

Tsara ity alatsinainy ity

Azo hatao asa fivelomana tsara aloha jusqu'zao ny sproutgigs.
15/09/2023

Azo hatao asa fivelomana tsara aloha jusqu'zao ny sproutgigs.

Ho an'izay nanao inscription t@ lien tato @ page. Misy   techniq vitsivitsy azo zaraina ho anareo ireto fa midira  . Mil...
14/09/2023

Ho an'izay nanao inscription t@ lien tato @ page. Misy techniq vitsivitsy azo zaraina ho anareo ireto fa midira .
Mila ny nom d'utilisateur alohan'andefako azy(izay nanao inscription t@ lien ihany

😄 Za ilay hoe tsipika kely iray aza dia non satisfait, rehefa tena maika iny hanenjika $1 de de tsy verifier intsony ny ...
07/09/2023

😄 Za ilay hoe tsipika kely iray aza dia non satisfait, rehefa tena maika iny hanenjika $1 de de tsy verifier intsony ny fandrika madinidinika😊

😂 Aza hatao 1mn kosa rangah le asa na dia efa expert aza nareo an 😁miaraka bloké eto nge tsika mianakavy é
05/09/2023

😂 Aza hatao 1mn kosa rangah le asa na dia efa expert aza nareo an 😁
miaraka bloké eto nge tsika mianakavy é

03/09/2023

Rehefa tsy ampy 10 ilay page.
Aza misahirana

Betsaka ny   miasa ato an. Misy ny tena miasa Misy tsindraindrayMisy koa ny manandra-kandrana fotsiny.Reto zao ny liste ...
01/09/2023

Betsaka ny miasa ato an.
Misy ny tena miasa
Misy tsindraindray
Misy koa ny manandra-kandrana fotsiny.
Reto zao ny liste
-farany ambony efa nahazo 5 000 000 ariary tao anatin' eritaona
-farany ambany efa nisy nahavita tache 14 nefa 1 no mba marina.
Tsy hoe tsy mandiso Akory ireo nahazo $1000 ireo an. io Voalohany io efa nandiso
Asa 600 mahery fa jereo ané ny profil any e. Saingy tsy ampy 10% ny asa marina koa anefa zany.
Fehiny:Tsy ny asa diso no ratsy fa ny marina mila betsaka😊

  2 Andro 🤓 (8h /jour)
28/08/2023

2 Andro 🤓 (8h /jour)

25/08/2023

1 volana hiasana dia zatra na pingitrika anglais otranay aza teny @ collège
🏁 betsaka ny gasy no miasa ao
🏁 phone iray monja ,
na dia kopahana ohatran’ny fatapera charbon aza rehefa mandeh tsara fotsiny ny connection dia miasa
🏁 ny traikefa dia azo rehefa eo ampiasana
🏁 3mois dia tafiakatra [niveau 5]

➡️ misy fiandohana ny zava-drehetra,
➡️ ny mateza dia mila faharetana,
ARAHO TSARA NY VIDEO FA TRAIKEFA HIFAMPIZARÀNA IO

FIREFOX:1)mitsitsy kokoa 200Mg/jour eo fotsiny no lany2)afaka blokena ny pub 3)tsy misokatra arrière plan ny fenêtreCHRO...
22/08/2023

FIREFOX:
1)mitsitsy kokoa 200Mg/jour eo fotsiny no lany
2)afaka blokena ny pub
3)tsy misokatra arrière plan ny fenêtre
CHROME (Old vesion):
1)mahalany 400Mg/jour
2)misokatra ny arrière plan(izany hoe mandeha foana ilay minute na fermé aza ny fenêtre: ilay rehefa mitaky code ilay asa)
Afaka ampiarahana tsara izy roa

T@ IZAHO AFAKA  -Tsy nanana eritreritra hianatra eny  MPANJAKANA (ankatso) za satria tsy nisy nahaliana ahy ny karazana ...
20/08/2023

T@ IZAHO AFAKA
-Tsy nanana eritreritra hianatra eny MPANJAKANA (ankatso) za satria tsy nisy nahaliana ahy ny karazana fillière nisy teny.
Nefa koa raha hianatra priveé dia mila manana asa satria tsy arak'i Neny intsony ny écolage.
Ny asa mba hita sy azo atao anefa dia mila handany ny tontolo andro iray manontolo. Izany hoe raha miasa izany dia tsy afaka hianatra intsony...
Tonga dia naleoko aloha niasa avy hatrany satria ny tena dia tsy mba 'olona manana ny ampy. rahateo koa efa sahirana t@ famelomana.
Asa afaka hatao vadin'asa ireny no asa tena nahaliana ahy satria mbola teh hianatra foana izaho. nefa mitaky engagement be daholo ny asa rehetra. produit... Sns
10 taona taty aoriana: vao nahita ny en ligne (sproutgigs). Rehefa nikaroka vadin'asa nandritry ny fotoana ela dia resy lahatra tanteraka fa ity karazana asa en ligne ity no tena mety @ mpianatra maniry hanana fidiram-bola, na olona mitady asa, na efa manana asa fa manana temps libre toa ahy.
Tsapako milamina tsara ankehitriny ny -bolako satria manana asa telo(3)isa be izao zah ary ny iray volana amzao dia mitovy karaman'ny mpiasam-panjakana 3mois nefa izaho mbola manohy ny fianarako ihany. Anisan'ny manapy betsaka io fidirambolako io ny .ka izay no nahatonga ahy hizara ity mba ho itan'ireo mpianatra maniry hanana fidiram-bola.
MBA ZARAO HO HITAN'IREO SAHIRANA @ FITADIAVANA ASA INDRINDRA NY MPIANATRA AFAKA TSY MBOLA MAHITA HATAO

Address

Atsimondrano Soavina Lot Sv 62 Vahilava
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Asa Azo Antoka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share