Le Subl'aïme

Le Subl'aïme Bienvenue -Tongasoa

Bonne journée 🥰💋
05/07/2025

Bonne journée 🥰💋

Hello hello🥰Ndao hanao manjakely amin'izao volana vaovao izao🤣❤️ miaraka amin'ny boucles d'oreilles en acier inoxydable ...
02/07/2025

Hello hello🥰
Ndao hanao manjakely amin'izao volana vaovao izao🤣❤️ miaraka amin'ny boucles d'oreilles en acier inoxydable 🥰

Nareo koa vé ohatranah hoe ohatran'ny tsy mety izany ny outfit vao tsy misy bijoux 🤣ces boucles d'oreilles sont parfaites pour finaliser votre look ✨

Passez votre commande dès maintenant 🫶

Tena mandeha reto ny andro ka efa juillet sahady tsika 🤣😭Enga anie ity volana ity mba hitondra soa sy fahombiazana ho an...
01/07/2025

Tena mandeha reto ny andro ka efa juillet sahady tsika 🤣😭
Enga anie ity volana ity mba hitondra soa sy fahombiazana ho antsika rehetra 🤗
Bisousssssss daholo😚 Bonne journée 🫶

01/07/2025

Bonjour mes amours🥰😘inona vaovao izayy elaela izay😅
Misy arrivage tsika fa aza miala alavitra 🥰

N'oubliez pas de commencer votre journée par un beau sourire 😄🥰Bisousssssss 😚😚
27/06/2025

N'oubliez pas de commencer votre journée par un beau sourire 😄🥰
Bisousssssss 😚😚

Izahay équipe an'ny LE SUBL'AÏME dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🇲🇬❤️
26/06/2025

Izahay équipe an'ny LE SUBL'AÏME dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🇲🇬❤️

Juste pour te le rappeler 😘😘
24/06/2025

Juste pour te le rappeler 😘😘

Bonne journée à vous😘😘 XOXO 🫶
23/06/2025

Bonne journée à vous😘😘
XOXO 🫶

Coucouuuu harivariva indray ohh🥰nanao ahoana semaine anareo tantarao ao amin'ny commentaire 🫶 zah ry reto marary dia tsy...
22/06/2025

Coucouuuu harivariva indray ohh🥰nanao ahoana semaine anareo tantarao ao amin'ny commentaire 🫶 zah ry reto marary dia tsy dia hita eto amin'ny page fa tsy hoe adiniko nareo akory
Bonne nuit daholo dia prennez soin de vous mes chéries 🥰soyez bénis 🥰 bisous 😚

(Tsy misy idirany ilay sary fa mba tiako aseo anareo fotsiny hoe tianareo ve raha asiantsika arrivage lunettes )

Bon dimanche daholo mes chéries😚❤️prennez soin de vous 🫶
22/06/2025

Bon dimanche daholo mes chéries😚❤️prennez soin de vous 🫶

Efa matory daholo vé nareo sa mbola miandry bonne nuit sy bisous??🤣Zah ato mbola mijery film🤣Bonne nuittt 😘 Bisous dahol...
19/06/2025

Efa matory daholo vé nareo sa mbola miandry bonne nuit sy bisous??🤣
Zah ato mbola mijery film🤣

Bonne nuittt 😘 Bisous daholo😘

Ity olona tyh hono ry reto hanao retour fa midongy mafy mihitsy izy 🤣satisfaite bé hono izy tamin'ilay collier sy boucle...
17/06/2025

Ity olona tyh hono ry reto hanao retour fa midongy mafy mihitsy izy 🤣satisfaite bé hono izy tamin'ilay collier sy boucles d'oreilles tato aminay 🥰❤️ zah nge efa miteny anareo foana fa tsara bé nge oa ilay qualité ehhh🤭manaova achat aingana raha mbola tsy nahazo🥰

Sady mahamanja bé lasa manja ho azy nareo🤭❤️

Bonne soirée daholo😘

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Subl'aïme posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Le Subl'aïme:

Share