29/05/2026
😍 TOHINY : Tsy mitsangamenatra izahay Madafilmlab NANABE SY NITANTANA NY CINEASTA TANORANAY satria dia indro sombitsombiny amin'ny fandraisan'i Kuro Mi anjara amin'ilay panel ngezabe izay nahitana mpandray anjara maro toa ani' DocA - Documentary Africa sy ny maro hafa.
👉 FIER ihany koa izahay nahita azy nipresente ny film ny ary tena manana ny assurance izy . International le sehatra, izy irery no any , SAHY IZY , SAHY NY TANORA MALAGASY 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
🤞🤞🤞ny nofinofinay Madafilmlab ?
MANIRY ZAY KA MANIRY HOE mba ho fitaratry ny tovovavy malagasy i Kuro Mi ka ho be aminareo vehivavy no hirotsaka anaty METIERS DU CINEMA . ALEFA ZAREO AN.
MISAOTRA my Festival de Cine Africano-FCAT MANOME SEHATRA NY TANORA CINEASTE MALAGASY
ISSM, Ivon-toeran'ny Sarimihetsika sy Sarimiaina Malagasy
FANAMARIHANA : ao am CINEMA dia teny Anglais no ifaneraserana . Tsy maninona ianareo raha miteny frantsay na Malagasy ( toa an'ilay CINEASTE Luck Anikulapo Moa Anbessa izay nipresente ny filmny tao am Berlinale - Berlin International Film Festival TAMIN'NY TENY GASY RANORAY) saingy ilaina foana zareo ny mahay teny maromaro mba hifaneraserana ah.
Misaotra anareo fans
SARY : Festival de Cine Africano-FCAT TARIFA
sombiny amin'y texte : la session Les îles africaines de l’Indien : cinéma et communauté (28 mai) sera axée sur les enjeux de production et de durabilité culturelle dans l’océan Indien, avec Mohamed Saïd Ouma, directeur de DOC-A (Documentary Africa Found), réalisateur et représentant des Comores, Madagascar, Maurice, Seychelles au sein de la Fédération panafricaine des cinéastes (FEPACI) ; et Kuro Mi, artiste pluridisciplinaire malgache dédiée à l’animation, la peinture et le cinéma, qui arrive au FCAT grâce au consulat honoraire d’Espagne à Madagascar. Les deux seront conduits par José Antonio Jiménez de las Heras, professeur à l’université Complutense de Madrid spécialisé dans la narration cinématographique et chercheur en cinéma politique, cinéma social nord-américain et cinémas africains.