Anny Time

Anny Time Parce que chaque moment mérite d’être partager. 🥰

Za : Tena aokizay ilay fihihinana goûter sao tsy antonona eo indray ilay akanjo Za ihany avy eo : Anaovy composé 1 dia m...
21/05/2026

Za : Tena aokizay ilay fihihinana goûter sao tsy antonona eo indray ilay akanjo
Za ihany avy eo : Anaovy composé 1 dia m**o anana 2 dia beignets de piments 2 dia tsy asiana lasary

The inspiration :                 His realization :
18/05/2026

The inspiration : His realization :

17/05/2026

🇺🇲 : Home alone
🇨🇵 : Maman j'ai raté l'avion
🇲🇬 : Kevin

Izaho isaky ny mahita tara-masoandro dia mijery ny lokon’ny voloko 👩🏻‍🦰
16/05/2026

Izaho isaky ny mahita tara-masoandro dia mijery ny lokon’ny voloko 👩🏻‍🦰

Un grand merci à Tanoshi Shop pour les figurines 🥹🫶🏻 j’ai enfin trouvé celles de mes personnages préférés de l’animé Nar...
13/05/2026

Un grand merci à Tanoshi Shop pour les figurines 🥹🫶🏻 j’ai enfin trouvé celles de mes personnages préférés de l’animé Naruto 😻

09/05/2026

All you need is … a new color 👩🏻‍🦰

* Ny story an’ireo vehivavy rehetra amin’izao *Ao amin’ny commentaires ny prompt 👇🏻
09/05/2026

* Ny story an’ireo vehivavy rehetra amin’izao *

Ao amin’ny commentaires ny prompt 👇🏻

23/04/2026

Craquez pour cette manucure élégante aux nuances rose ombré, sublimée par des pointes blanches délicates et de fines fleurs au cœur doré 🌸
💅 Forme amande raffinée
🌷 Nail art floral doux et féminin
💖 Finition brillante pour un effet chic et naturel
Parfaite pour toutes les occasions — du quotidien aux moments les plus spéciaux.
📍 Prenez rendez-vous chez JAREN et laissez vos mains révéler toute votre élégance 😍

Ramose : te hihinana burger be za 🥺Za : aiza tsika no hijery burger zany? 🥺 tsika tsy mahazo mandeha lavitra fa garde ma...
18/04/2026

Ramose : te hihinana burger be za 🥺
Za : aiza tsika no hijery burger zany? 🥺 tsika tsy mahazo mandeha lavitra fa garde malade 🥺
Ramose : ndao hi commande ao amin’ny 𝓕𝓵𝓮𝓼𝓱 𝓕𝓸𝓸𝓭 🥹
Za : ndraso jereko ilay carte dia antsoiko zareo dia aterina aty 🥺
Za : atao inona nen’dry? Nena ataoko burger tsiou 🥺
Ramose : nena ataovy burger crispy stp 🥹
Za miantso an’ilay responsable : anaovy burger crispy 1 dia burger tsiou 1 azafady ☺️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anny Time posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share