Myrrhe Bouclette

Myrrhe Bouclette Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Myrrhe Bouclette, Création digitale, Antananarivo.

Efa te hanao retour be an’ito gamme Ito za fa mbola tsy laniko ilay izy Hatreto aloha Tena tsara ilay izy Rehefa lany di...
13/09/2025

Efa te hanao retour be an’ito gamme Ito za fa mbola tsy laniko ilay izy

Hatreto aloha Tena tsara ilay izy
Rehefa lany dia miverina eto ny tenako 🌺❤️🙏

Mbola tsy Maty a e!
Mbola sahirana @ fiainana
Tsy misangy ilay 2025

Zay fa bisous daholo ❤️

Tsisy ambara loatra fa mba mitsidika kely ato e! Ohatranizao izany ny Tena rehefa natoraly 😅😅😅Bisous mamy be daholo 😘😘😘
25/04/2025

Tsisy ambara loatra fa mba mitsidika kely ato e!
Ohatranizao izany ny Tena rehefa natoraly 😅😅😅
Bisous mamy be daholo 😘😘😘

22/03/2025

Salanitra e!

Ity ary ilay izy e!

🌸 Sady manadio izy ity no manala fofona
Tena misy samihafana be ny WC diovina @ Produits pour toilette sy ny diovina @ Vinaigre sy bicarbonate de soude

🌸 Io combo io dia Sady manadio ny anatiny no manadio ihany koa ny tuyau d’évacuation
Izany hoe tsy tokony hisy fofona WC ireny mihintsy ny WC anao fa Tena hoe fofona neutre

🌸 Raha misy ilay tache maisatra iny (tartre) ny ao anatiny WC anao dia ataovy mijanona plus de 4h ao aloha io combo io izay vao kosehina @ ilay brosse
Manao izay intelo eo ianao dia ho hitanao fa ho afaka tanteraka iny

Mbola misy azo hampiasana io combo io akotrany fanasana WC fa Aleo ataotsika vidéo hafa indray aloha

Zay fa Mirary soa hatrany 🌸🌺🌺🌸

Salanitra! Ela ela tsy tato fa Tena sepotra ny fitadiavana Mo ilay volo kou Tena mivarangita ka tsisy fahazotoana anao p...
15/03/2025

Salanitra!

Ela ela tsy tato fa Tena sepotra ny fitadiavana
Mo ilay volo kou Tena mivarangita ka tsisy fahazotoana anao partage mihintsy 🙄

Fa zao ary e! 👉🤌🏼
Aleo ho velariko kely ny partage @ ity taona ity

Ireto no fizarana ho ataoko ato

🌸 Astuce Cheveux bouclés
🌸 Astuce Nettoyage maison (satria izay no asako aty)
🌸 Recette Pâtisserie sy izay manodidina azy satria izay no talentako

Hiezaka hizara matetika ato ihany ny tenako
Bisous mamy be 😘

Je suis de retour ☺️🙏 Pour ce 8 mars voici ce que je vous conseille Laissez le truc de vouloir les même droits que les h...
08/03/2025

Je suis de retour ☺️🙏
Pour ce 8 mars voici ce que je vous conseille Laissez le truc de vouloir les même droits que les hommes, on sait tous que c’est nous les plus fortes, les plus courageuse entre les deux👉💪🏼, on a déjà gagné la bataille depuis longtemps les girls 🌸

🌺 Fait du sport
Le sport c’est pas seulement pour le paraître non c’est pour la santé physique mais surtout mentale, quand vous faites du sport vous brûlez en même temps le stress, l’angoisse, l’anxiété et la dépression

🌺Laisse le Drama
Les problèmes il y en aura toujours, les gens toxiques il y en aura toujours, lâchez prise et voilà

🌺Gagne de l’argent mes dames!
Je suis de tout cœur avec celles qui ne peuvent pas travailler pour divers raisons Mais pour nous qui peuvent, travaillons mes dames, il faut chercher l’argent.

🌺Élève ton entourage
Aide tes proches qui le méritent
Soutien le business de tes proches en attendant ton tour ma belle

🌺Parle moins
Limite des fréquentations
Limite à qui tu racontes ta vie
Limité à qui tu donnes de tes nouvelles

🌺Prie Plus
C’est le point important
Prie que tu sois triste, ou contente
La prière doit être primordial pour toi Peu importe ta religion

🌺Aime toi
Qui t’aimera plus que toi même?
Apprend à t’aimer
À te faire du bien
De prendre soin de toi

Voilà! Gros bisous 😘

́edesdroitsdesfemmes

Salanitra daholo! Ho avy ny fety dia mampijaly volo kely aloha 😂😂😂Ny ahy mo izany sady anniversaire @ ity mois ity dia z...
02/12/2024

Salanitra daholo!
Ho avy ny fety dia mampijaly volo kely aloha 😂😂😂
Ny ahy mo izany sady anniversaire @ ity mois ity dia zay no anisany hikarakarako ilay volo

Leo be za mandoko volo ao an-trano dia ozizy za hoe aleo mandeha salon kely aloha
Salon spécial cheveux curly mihintsy no nandehanako
Ho hita eo ny fivokany
Hanapaka volo ihany koa
Tena hiverina carré ndray aloha 😂😂

Matiny mamanay ndray za zao 😳🙄

Zay fa mirary volana décembre sambatra ho antsika 😘😘😘

Naniry kousa ilay volo 6 mois de différence ireo zany Tao anatin’izay dia manala 2cm eo za tout les 2 mois Nasiko filtre...
25/11/2024

Naniry kousa ilay volo

6 mois de différence ireo zany
Tao anatin’izay dia manala 2cm eo za tout les 2 mois

Nasiko filtre ilay sary ray satria tena ripakiny mony ny tavako ry reto a! 😂😂😂😂

Tena nahazo hatevenana aloha ilay izy fa mbola tsy ilay tiako azo!
Zay fa bonne nuit daholo

Bisous 😘

18/11/2024

Nanoratra légende lava be za fa tsy aiko hoe lasa Aiza ilay izy 😂😂😂

Huile coiffante à base d’oignon, romarin, ail, vitamine E
Crème coiffante à base de cire d’abeille ilay nataoko solona leav’in

Tena tsara
Mety amiko amin’izao andro mangatsiaka izao satria voloko Maina rehefa hiver

Tao @ Cadella VL no nividianko azy

Salanitra daholo! Rehefa manafatra sakafo any Mada dia tsy azo adino ny sakafom-bolo 😂Mbola Mila fahazotoana be ho ahy i...
14/10/2024

Salanitra daholo!

Rehefa manafatra sakafo any Mada dia tsy azo adino ny sakafom-bolo 😂

Mbola Mila fahazotoana be ho ahy ilay manao vidéo fa Aleo fa hiezaka za anao video mampiasa azy ireo

Ilay huile Aloha efa nampiasaiko
Tiako ilay fofony 🌺

Zay fa bon début de semaine isika rehetra

Bisous 😘

Conseil kely fotsiny zareo rehefa manao lalao manaraka tsika Ilay olona sur fa hanaraka condition an’ilay lalao identifi...
22/09/2024

Conseil kely fotsiny zareo rehefa manao lalao manaraka tsika
Ilay olona sur fa hanaraka condition an’ilay lalao identifiena satria nanao tirage telo za vao nety ilay izy
Ireo tirage roa voalohany tsy nety satria tsy nanaraka condition ilay olona no identifienareo
« Mila mi s’abonne @ Pejy ihany kou izy »

Zao nareo lasa tsy nahazo nefa voasarika

Dia mariako kely fotsiny
Ity pejy ity tsy mivarotra produit
Izay produits hitanareo ato izany dia Produits atao test @ voloko dia atreho
Tsy asina resaka vola mihintsy ato na kely ary satria tsy izay no tanjoko fa Tena hoe fizarana fotsiny ihany

Mety hoe ho asina resaka sakafo ihany kou atsy ho atsy fa mbola tsy tapakevitra za

(ataovy ao anaty coms hoe asina recette sakafo kely Ve indraindray sa Tonga dia atao resaka volo fotsiny)

Zay fa @ manaraka indray asina lalao
Mirary soa hatrany

fans

Salanitra daholo e! Ity ary ilay izy e! Hitako Tena malaza ao @ Tik Tok ao ireto Mbola tsisy nandramako fa Aleo izany iz...
15/09/2024

Salanitra daholo e!

Ity ary ilay izy e!
Hitako Tena malaza ao @ Tik Tok ao ireto
Mbola tsisy nandramako fa Aleo izany izay mahazo ilay loka no ataotsika manome retour eto avy eo ❤️🌺

Ataotsika tsotra ny lalao

Loka 1: Produits pour cheveux curly
Loka 2: Gummies pour cheveux et ongles

Condition:
✌🏼Mila abonné @ Pejy aloha ianao
✌🏼Mentionneo ao anaty commentaire namanao Ray dia raha voasarika ianao dia miaraka mahazo ny loka 1 sy Loka 2 nareo
Iny ndray izay hifanarahanareo avy eo 😂 hoe iza no hanao curly dia iza no hampaniry volo
Mila mi s’abonne @ Pejy ilay namanao mentionenao ao anaty commentaire
✌🏼Aza adino ny mi partage 🥹

Mora kely e? 😂

Ndao ary e!

Ataotsika @ heriny androany ny fisarihana 😊🌺

Bisous mamy be!

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Myrrhe Bouclette posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share