Pro N3 Andoharanofotsy

Pro N3 Andoharanofotsy Page d'information sportive

Atabaina ny CFFA-Andoharanofotsy tamin'ny vokatra azony tamin'ny lalao ampahefa-dalan'ny fiadiana izay tompon'amboaran'n...
20/01/2024

Atabaina ny CFFA-Andoharanofotsy tamin'ny vokatra azony tamin'ny lalao ampahefa-dalan'ny fiadiana izay tompon'amboaran'ny Madagasikara izay nihaonany tamin'ny ekipan'ny Fosa Juniors FC Boeny io tolak'andro io.
Hiatrika ny lalao manasa-dalana izany ny ekipan'ny tanร nantsika amin'ny Alarobia 24 Janoary 2024 izao ka mbola manantena ny fahatongavantsika maro hanohana azy ireo.
Alefa CFFA๐Ÿ”ถ๐Ÿ”ถ๐Ÿ”ถ

Telma Coupe de MadagascarIsika Andoharanofotsy dia manana ny CFFA-Andoharanofotsy izay hiatrika ny quart de Final izay i...
19/01/2024

Telma Coupe de Madagascar
Isika Andoharanofotsy dia manana ny CFFA-Andoharanofotsy izay hiatrika ny quart de Final izay iaonany amin'ny Fosa Juniors FC avy any Mahajanga rahampitso amin'ny 2 ora eo by pass.
Tongava maro anohana ny CFFA isika fa iantohan'Atoa Ben'ny tanร na Tรดta ny fidirana, eto amtsika ny lalao ary antsika ny tanร na.
Alefa CFFA ๐Ÿ”ถ๐Ÿ”ถ๐Ÿ”ถ

19/01/2024

Fifampiarahabana noho ny fahatratrarana ny taona vaovao 2024 niarahan'ny Ben'ny tanร nan'ny Kaominina Andoharanofotsy Ofisialy sy Ramatoa vdiny sy ny mpiasa rehetra omaly Alakamisy18 Janoary 2024 tao amin'ny espace MAHATEOTIA.
Niara-nifaly tokoa ny rehetra niaraka tamin'ny Ben'ny tanร na.

Vahoaka maro no efa milahatra hiditra ao amin'ny kianja Barea Mahamasina hanatrika ny investiture an'ny Filoham-pirenena...
16/12/2023

Vahoaka maro no efa milahatra hiditra ao amin'ny kianja Barea Mahamasina hanatrika ny investiture an'ny Filoham-pirenena vofidim-bahoaka Andry Rajoelina.
Marihina moa fa efa nisy tamin'ireo olona ireo no efa nilahatra teo hatry ny omaly hariva min'ny tahotry ny tsy ho tafiditra ao anaty kianja ao.

Fa ny fitiavana no tena lehibe indrindraโœŒ๏ธโœŒ๏ธ๐ŸŸ ๐ŸŸ ๐ŸŸ 

Fifidianana Filoham-pirenena๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌLany Filoham-pirenena tamin'ny isam-bato 58,96โ„… ny kandida Andry Rajoelina.Ny Pro N3 Andoh...
01/12/2023

Fifidianana Filoham-pirenena๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Lany Filoham-pirenena tamin'ny isam-bato 58,96โ„… ny kandida Andry Rajoelina.
Ny Pro N3 Andoharanofotsy miaraka amin'ny Maire an'ny Kaominina Andoharanofotsy Ofisialy Tรดta dia faly miarahaba anao amin'izao fahalanianao izao indray Andriamatoa Filoha.


26/11/2023

Izany ary ny hirantsika ka ankafizoโœŒโœŒ

Arabaina isika volomboasary rehetra๐Ÿ”ถ๐Ÿ”ถโœŒโœŒโœŒ
25/11/2023

Arabaina isika volomboasary rehetra๐Ÿ”ถ๐Ÿ”ถโœŒโœŒโœŒ

25/11/2023


Voka-pifidianana Filoham-pirenena๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌNamoaka ny vali-pifidianana Filoham-pirenena io maraina io ny CENI, lany tamin'ny sal...
25/11/2023

Voka-pifidianana Filoham-pirenena๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Namoaka ny vali-pifidianana Filoham-pirenena io maraina io ny CENI, lany tamin'ny salan'isa 58,95% ny kandida Laharana fahatelo Andry Rajoelina.
Ny Pro N3 Andoharanofotsy sy ny Kaominina Andoharanofotsy Ofisialy izay tarihin'ny Ben'ny tanร na Tรดta dia faly miarahaba sahady ny an'Atoa Andry Rajoelina amin'izao nahalany azy izao indray na dia mbola vokatra vonjy maika ihany aza.



Ho vahinin'i Gascar Fenosoa amin'ny fandaharana "L'invitรฉ du jour" ao amin'ny Real TV Madagasikara amin'ny 9 ora alina n...
22/11/2023

Ho vahinin'i Gascar Fenosoa amin'ny fandaharana "L'invitรฉ du jour" ao amin'ny Real TV Madagasikara amin'ny 9 ora alina ny Ben'ny tanร nan'Andoharanofotsy Tรดta.

๐…๐ˆ๐‘๐Ž๐๐€๐Œ-๐๐Ž๐Š๐€๐“๐‘๐€ ๐•๐Ž๐๐‰๐ˆ๐Œ๐€๐ˆ๐Š๐€Vokatra azo avy amin'ny biraom-pifidianana miisa 8 600 amin'ny ๐Ÿฎ๐Ÿณ ๐Ÿฏ๐Ÿณ๐Ÿฑ. Izany hoe ny 31,42% no ...
19/11/2023

๐…๐ˆ๐‘๐Ž๐๐€๐Œ-๐๐Ž๐Š๐€๐“๐‘๐€ ๐•๐Ž๐๐‰๐ˆ๐Œ๐€๐ˆ๐Š๐€

Vokatra azo avy amin'ny biraom-pifidianana miisa 8 600 amin'ny ๐Ÿฎ๐Ÿณ ๐Ÿฏ๐Ÿณ๐Ÿฑ. Izany hoe ny 31,42% no naharaisana vokatra.

Mpifidy nisoratra anarana : 3 920 857
Mpifidy nandatsa-bato : 1 660 643
Taham-pahavitrihan'ny mpifidy : 42,35%
Vato manankery : 1 590 291
Vato fotsy : 42 317
Vato maty : 28 035

Efa azo jerena ao aminโ€™ny tranonkalanโ€™ny CENI ihany koa ireo vokatra vonjimaika isaky ny biraom-pifidianana : https://presidentielle.ceni-madagascar.mg/bvres

Source: CENI

๐…๐ˆ๐‘๐Ž๐๐€๐Œ-๐๐Ž๐Š๐€๐“๐‘๐€ ๐•๐Ž๐๐‰๐ˆ๐Œ๐€๐ˆ๐Š๐€๐‘๐‘œ๐‘š๐‘Ž 17 ๐‘›๐‘œ๐‘ฃ๐‘Ž๐‘š๐‘๐‘Ÿ๐‘Ž 2023 - 9 ora sy sasany marainaVokatra azo avy amin'ny biraom-pifidianana miis...
17/11/2023

๐…๐ˆ๐‘๐Ž๐๐€๐Œ-๐๐Ž๐Š๐€๐“๐‘๐€ ๐•๐Ž๐๐‰๐ˆ๐Œ๐€๐ˆ๐Š๐€
๐‘๐‘œ๐‘š๐‘Ž 17 ๐‘›๐‘œ๐‘ฃ๐‘Ž๐‘š๐‘๐‘Ÿ๐‘Ž 2023 - 9 ora sy sasany maraina

Vokatra azo avy amin'ny biraom-pifidianana miisa ๐Ÿญ ๐Ÿณ๐Ÿฎ๐Ÿฎ amin'ny ๐Ÿฎ๐Ÿณ ๐Ÿฏ๐Ÿณ๐Ÿฑ. Izany hoe ny ๐Ÿฒ,๐Ÿฎ๐Ÿต% no naharaisana vokatra.

Taham-pahavitrihan'ny mpifidy : ๐Ÿฏ๐Ÿต,๐Ÿฑ๐Ÿฒ
Mpifidy nisoratra anarana : ๐Ÿต๐Ÿฏ๐Ÿฎ ๐Ÿฒ๐Ÿญ๐Ÿฒ
Mpifidy nandatsa-bato : ๐Ÿฏ๐Ÿฒ๐Ÿด ๐Ÿต๐Ÿณ๐Ÿฑ
Vato manankery : ๐Ÿฏ๐Ÿฏ๐Ÿฏ ๐Ÿฒ๐Ÿณ๐Ÿต
Vato fotsy : ๐Ÿฎ๐Ÿญ ๐Ÿฐ๐Ÿด๐Ÿญ
Vato maty : ๐Ÿญ๐Ÿฏ ๐Ÿด๐Ÿญ๐Ÿฑ

Marihina fa ny antontanisa zaraina hatreto dia vonjimaika, antsoina hoe fironam-bokatra na "tendances des rรฉsultats", azo avy amin'ny alalan'ireo PV na fitanana an-tsoratra an-tsary, avy any amin'ny biraom-pifidianana.

Source: CENI

Address

RN7 Andoharanofotsy
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pro N3 Andoharanofotsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pro N3 Andoharanofotsy:

Share