31/03/2025
π¬ Mba efa tanteraka taminareo ve ilay asa nofinofisinareo tamin'ny mbola kely? πΌ
π― Perso : Mpampianatra π¨π»βπ« .. efa tanteraka tamiko tamin'ny 2015 -2016 fa hitako tsy nety tamiko dia efa najanoko π
βοΈ Ity miasa amin'ny Tele ity koa aloha tiako ; fa mbola tsy tratrako hatreto π€ͺ ..fa ny efa tratrako dia ny miaraka maka sary amin'zareo mpiasa aminy fotsiny ππ»
ππ» Kopa-tanana ireto ekipa Kolo TV FM mafinaritra be ireto π₯° Aza manahy fa raha mbola tsara no nifanaovana ; dia tsy ho adinoko ianao ππ»