Vente chez Manonga

Vente chez Manonga Zava mahasoa no ho hitanao ato😍
Varotra entana rehetra,amin ny vidiny mirary✅
Manasa anao hi abonné ny page,fa tsy ho diso fanantenana ianao♥️

TANINDRAZANA- FIRAISANKINA-FANORENANAAnio 17 octobre 2025Niova ny teny filamatra
17/10/2025

TANINDRAZANA- FIRAISANKINA-FANORENANA
Anio 17 octobre 2025
Niova ny teny filamatra

🛑RAHARAHAM PIRENENA🛑▪️ Raisin'ny CAPSAT ny fahefana araka ny nambaran'izy ireo teny Ambohitsorohitra. ▪️ Nampiany fa mit...
14/10/2025

🛑RAHARAHAM PIRENENA🛑

▪️ Raisin'ny CAPSAT ny fahefana araka ny nambaran'izy ireo teny Ambohitsorohitra.
▪️ Nampiany fa mitsahatra ny asan'ireo andri-panjakana : ny Antenimieran-doholona, ny HCC, ny HCJ, ny CENI, ny HCDDED ary rava ny Lalampanorenana.
▪️ Hatsangana ny “Fiadidiana Iombonana ho an’ny Fanavaozana”, rafitra mitambatra ahitana zandary, miaramila, izay hitantana ny firenena mandritra ny roa taona.
▪️ Tanterahina aorian'izay ny fitsapan-kevi-bahoaka hametrahana ny Lalampanorenana vaovao.

🙏tahionao ry Zanahary,ty nosindrazanay ity🙏
11/10/2025

🙏tahionao ry Zanahary,ty nosindrazanay ity🙏

💔mampalahelo ny zavatra misy eto amin firenena 💔
03/10/2025

💔mampalahelo ny zavatra misy eto amin firenena 💔

🥰Mbola tsara🥰Noho ny zavatra misy eto amin firenena dia tsy misy aloha ny vente eto amin page,ao anatin fotoana tsy voaf...
28/09/2025

🥰Mbola tsara🥰
Noho ny zavatra misy eto amin firenena dia tsy misy aloha ny vente eto amin page,ao anatin fotoana tsy voafetra💔
Mahatsiaro mangirifiry satria ny asa fivelomana no voatohatohana💔
Mankahery antsika rehetra izay misehetra amin vente en ligne,sy ireo mpandraharaha namoy fananana,ireo izay rehetra very asa💔
Manantena isika fa Mbola ho avy ilay maraina💪
Manonga sy Miabo hatrany♥️
Mirary soa ho antsika rehetra😍

💔🇲🇬💔
27/09/2025

💔🇲🇬💔

26/09/2025

IRETO INDRAY NY LAHARANA FINDAY AHAZOANA NY TOMPONANDRAIKTR’IREO COMPAGNIES ,BRIGADES ARY POSTES AVANCES MANERANA NY FARITANIN’ANTANANARIVO

FARITRA ANALAMANGA :
COMPAGNIE TANA VILLE :
COMMANDANT DE COMPAGNIE : 0340570070
- SERVICE DE PERMANENCE : 0341400651
BRIGADE TANA VILLE : 0341400650
BRIGADE ANDOHARANOFOTSY :0340570084 /0345024753
- POSTE AVANCE AMBATOFOTSY : 0340570086
- POSTE AVANCE ANKADIVORIBE :0348368058
- POSTE AVANCE AMBATOFAHAVALO :0348105551
- POSTE AVANCE SOAVINA : 0340349460228
- POSTE AVANCE AMBALAVAO :0346988957
- POSTE AVANCE AMBOHIJANAKA :0348358731
- POSTE AVANCE BONGATSARA 0349042198
BRIGADE AMBOHIMALAZA :0340570072
- POSTE AVANCE ANJEVA GARE :0347650047
- POSTE AVANCE AMBOHIMANAMBOLA :0347730144 /0342400278
BRIGADE SABOTSY NAMEHANA :0341400952
- POSTE AVANCE TALATA/VOLONONDRY :0343622327 /0346369805
- POSTE AVANCE ANTANAMBAO :0343308805 /0341959942
- POSTE AVANCE FIEFERANA : 03444596349
BRIGADE ANKADINANDRIANA : 0340400766
- POSTE AVANCE ANJOMA KELY : 0340570085
- POSTE FIXE MASINDRAY :0341741747
BRIGADE ITAOSY : 0341400955
- POSTE AVANCE AMBAVAHADY TOKANA :0342000855
- POSTE AVANCE BEMASOANDRO : 0349100955
- POSTE FIXE AMBOHIMAMORY : 0342000755
BRIGADE FENOARIVO : 0341400956 /0341401989
- POSTE AVANCE AMBOHIJAFY :03414019950 / 0345411946
- POSTE AVANCE ANTANETY II : 0341401993
- POSTE FIXE AMPITATAFIKA : 0341401991
- POSTE FIXE ANOSIZATO : 0341401990
- POSTE FIXE FALIARIVO : 0341401992
- POSTE FIXE ALAKAMISY : 0341401996
BRIGADE ANKADIKELY ILAFY : 0341000953
- POSTE FIXE MANDROSOA : 0349197611
BRIGADE AMBOHIMANGAKELY : 0340570071
- POSTE AVANCE SOAMANANDRARINY :0348989103 / 0349909029
BRIGADE AMBOHIMANGA ROVA : 0341401451
BRIGADE ALASORA : 0341400954

COMPAGNIE IMERINA CENTRALE :
COMMANDANT DE COMPAGNIE :0340570075
SERVICE DE PERMANENCE : 0341400552
BRIGADE MANJAKANDRIANA : 0340570074
- POSTE AVANCE ANJEPY :0342260578
- POSTE AVANCE CARION : 0340570073
- POSTE AVANCE AMBATOLAONA :0340570130
BRIGADE ANDRIAMPAMAKY :0349535428
- POSTE A

😩😩😩
26/09/2025

😩😩😩

✅Mety ilaina itony✅
26/09/2025

✅Mety ilaina itony✅

💔vaky ny fo,tsy hita Zay ambara,miraviravy tanana ny vahoaka malagasy manoloana ny zavatra misy😥,miray fo tanteraka amin...
26/09/2025

💔vaky ny fo,tsy hita Zay ambara,miraviravy tanana ny vahoaka malagasy manoloana ny zavatra misy😥,miray fo tanteraka amin ireo rehetra niaram boina tompoko,mankahery antsika rehetra💔

❌TSY ADINO AKORY❌Izy no nahita ny valiny marina,tany sambava ilay sarymidira mp ary o🥰Mirary soa ho anareo foana♥️
25/09/2025

❌TSY ADINO AKORY❌
Izy no nahita ny valiny marina,tany sambava ilay sary
midira mp ary o🥰
Mirary soa ho anareo foana♥️

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vente chez Manonga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share