As radio

As radio Bienvenue sur AS RADIO
La radio qui vous accompagne chaque jour.
« Ato amiko ny Fanahy »

22/08/2026

EKAR ARSIDIOSEZIN ANTANANARIVO AOGOSITRA 2026

Aza miala lavitra intsony fa efa misy ny tantara mitohy eto amin'ny A.S Radio 96.8fm!📻👉Isaky ny Alatsinainay hatramin'ny...
20/08/2026

Aza miala lavitra intsony fa efa misy ny tantara mitohy eto amin'ny A.S Radio 96.8fm!📻

👉Isaky ny Alatsinainay hatramin'ny zoma,amin'ny 13ora30 tolakandro,
👉ny hariva amin'ny 07ora kosa ny famerenana

🔁 Haverina manontolo izany ny Alahady amin'ny 07ora hariva.😉

✨ Aza adino!!!
Tantara,fialamboly ary fotoana mahafinaritra miaraka aminao isan'andro!
A.S Radio:NY SOA HIFAMPIZARANA HATRANY

Te hiatrika ny andronao amin'ny hafaliana sy torohevitra mahasoa ve ianao? Ity misy fandaharana manokana ho anao sy ny f...
11/08/2026

Te hiatrika ny andronao amin'ny hafaliana sy torohevitra mahasoa ve ianao? Ity misy fandaharana manokana ho anao sy ny fianakaviana manontolo! 📻👇

🎶 HIRAN'NY ATOANDROIsan'andro (12:30 tolakandro - 13:30)Hira milamina, mampiala voly ary mamisavisa ny saina.

🤱 ASTUCES POUR LES MAMANSAlatsinainy sy Zoma (9:00 maraina)Torohevitra sarobidy ho an'ny reny rehetra.

🍲 INONA NY MASAKA?Isan'androHevitra sy fomba fikarakarana laoka vaovao ao an-dakozia.

🏂 TALENTA SHOWFampahafantarana ireo olona manan-talenta eto an-toerana sy any ivelany.Aza misaraka amin'ny onjam-peo

96.8fm ary fa ato no misy ny soa hifampizarana! 🎙️❤️

09/08/2026

💒 Eokaristia Masina ✝️
Fankalazana ny faha 50taona ny Soeurs du Christ

Mivantana avy ety amin'ny EKAR Notre dame de Lourdes Ambatolampy
Voir moins

💒 Eokaristia Masina ✝️Fankalazana ny faha 50taona ny Soeurs du Christ         📻Ho arahinao mivantana eto amin'ny pejy AS...
08/08/2026

💒 Eokaristia Masina ✝️
Fankalazana ny faha 50taona ny Soeurs du Christ
📻Ho arahinao mivantana eto amin'ny pejy AS Radio sy ao @ AS Radio 96.8FM
Ny Alahady 09 Août 2026 manomboka @ 08H30 maraina 🕰️
Ao amin'ny EKAR Notre dame de Lourdes Ambatolampy

Ndeha isika hiverina hankamamy ny maha-malagasy antsika,hankafy indray ireo tontolo nioeran'ireo razantsika🇲🇬🇲🇬🇲🇬Izany i...
07/08/2026

Ndeha isika hiverina hankamamy ny maha-malagasy antsika,hankafy indray ireo tontolo nioeran'ireo razantsika🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Izany indrindra no hanoloranay anareo ny fandaharana TANTARAIKO izay iarahana amin'i Synthia Andriambola!

✨Ny fandaharana tantaraiko dia hitondrana antsika hitety ireo toerana manan-tantara sy manana ny maha izy azy eto Madagasikara

✨Araho tsy tapaka eto amin'ny A.S Radio 96.8fm isaky ny talata amin'ny 09ora maraina sy ny alakamisy amin'ny 2 ora tolakandro ary ny fandaharana tantaraiko

Mamiko ny taniko,ka ezahiko fantarina!

07/08/2026
🇲🇬 TRATRY NY ASARAMANITRA! 🇲🇬Anio isika rehetra dia miara-mankalaza ny 26 Jona, andron'ny fahaleovantenan'i Madagasikara...
26/06/2026

🇲🇬 TRATRY NY ASARAMANITRA! 🇲🇬

Anio isika rehetra dia miara-mankalaza ny 26 Jona, andron'ny fahaleovantenan'i Madagasikara.
Enga anie hanjaka hatrany ny firaisankina, ny fihavanana ary ny fitiavan-tanindrazana, ka hitondra fandrosoana ho an'ny firenentsika.

📻 AS RADIO 96.8 FM
"Ato amiko ny Fanahy"

🇲🇬 Mirary fety sambatra ho an'ny Malagasy rehetra! ❤️🤍💚

📻 Écoutez AS Radio partout ! 🌐 www.asradio.netScannez ce QR Code et accédez directement à notre diffusion en direct sur ...
19/06/2026

📻 Écoutez AS Radio partout ! 🌐 www.asradio.net

Scannez ce QR Code et accédez directement à notre diffusion en direct sur AS Radio.

🔊 AS RADIO – La radio qui fait vibrer ton âme…🎧
"Ato amiko ny fanahy"

Address

Ambohitrimanjaka
Antananarivo
105

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when As radio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category