28/08/2026
๐๐๐ ๐๐ข๐๐๐ก๐ : ๐ ๐๐ ๐ฃ๐๐ง๐ข๐ ๐๐ข ๐ก๐ฌ ๐ง๐ฆ๐ฌ ๐๐๐ก๐๐๐ฅ๐๐๐ก-๐ง๐ฆ๐๐๐๐๐ข ๐ก๐ฌ ๐๐๐ข๐ฉ๐๐ข๐ฉ๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐ง๐ข๐๐ง๐ฅโ๐๐ก๐๐ฅ๐ข
Miha-marefo manoloana ny fiovaovanโny toetrโandro ny sehatry ny fambolena eto Madagasikara. Mbola miankina betsaka aminโny rotsakโorana ny tantsaha maro, ka rehefa tsy ara-potoana ny orana na maharitra ny haintany dia mety hihena ny vokatra. Misy fiantraikany mivantana aminโny fidiram-bolanโny tokantrano sy ny fahafahany mahazo sakafo ampy izany.
Araka ny angon-drakitra avy aminโny Programme Alimentaire Mondial (PAM), olona manodidina ny 1,7 tapitrisa no miatrika tsy fanjarian-tsakafo lehibe aminโizao fotoana izao. Anisanโny mampitombo izany olana izany ny fahavitsianโny vola miditra, ny fiakaranโny vidin-tsakafo ary ny fiantraikanโny fiovaovanโny toetrโandro.
Mbola marefo ihany koa ny vinavina momba ny famokarana fambolena aminโny taona 2026. Araka ny FAO, mety hisy fiantraikany aminโny famokarana vary, katsaka ary voamaina hafa ny fiovaovanโny rotsakโorana, ny rivodoza mifanesisesy ary ny haintany mianjady aminโny faritra atsimonโny Nosy.
Tsy ny habetsahanโny orana ihany anefa no olana. Lasa fanamby lehibe ihany koa ny fahasimbanโny tany sy ny fitantanana ny rano. Anisanโny vahaolana heverina fa ilaina noho izany ny famerenana aminโny laoniny ny tany simba, ny fanatsarana ny fitantanana ny rano ary ny fanamafisana ny fahafahanโny tantsaha miatrika ny fiovaovanโny toetrโandro.
Anisanโny resaka lehibe voaresaka ao anatinโny COP17 anโny UNCCD, izay tanterahina ny 17 ka hatraminโny 28 Aogositra 2026 any Oulan-Bator, Mongolia, ireo olana ireo. Mifantoka aminโny famerenana aminโny laoniny ny tany, ny fiatrehana ny haintany, ny fahazoana rano ary ny fanamafisana ny faharetanโny rafitra ara-tsakafo manoloana ny fiovaovanโny toetrโandro ny dinika.