Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz

  • Home
  • Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz

Radio Madagasikara  RNM 99.2 MHz Pejy tokan'ny RADIO MADAGASIKARA ofisialy, matihanina. Anosy, Antananarivo 101. Madagascar.

Direction de la Radio Nationale Malagasy - Office de la Radio et de la Tรฉlรฉvision publiques de Madagascar (ORTM).

Fandaharana ๐’๐€๐•๐€๐‘๐€๐•๐ˆ๐๐€ arahinao eto amin'ny Radio Madagasikara  RNM 99.2 MHz anio Alahady 27 Jolay 2025 amin'ny 07 ora s...
27/07/2025

Fandaharana ๐’๐€๐•๐€๐‘๐€๐•๐ˆ๐๐€ arahinao eto amin'ny Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz anio Alahady 27 Jolay 2025 amin'ny 07 ora sy sasany alina.

๐ŸŽง๐—ฉ๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐—ป๐˜†: Tale Jeneraly misahana pedagojia ao amin'ny Ministeran'ny Fanabeazam-pirenena
Andriamatoa RAHONIHERIJAONA ANDRIAMIAKATSILAVO

๐ŸŽ™๏ธ๐— ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—š๐—ฎ๐˜‡๐—ฒ๐˜๐˜†: Raymond SOAVIMANANA

๐€๐ซ๐š๐ก๐ข๐ง๐š๐จ ๐ฆ๐ข๐ฏ๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐š ๐ž๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ Radio Madagasikara  RNM 99.2 MHz  ๐ฆ๐ข๐š๐ข๐ง๐ ๐š ๐š๐ฏ๐ฒ ๐š๐ง๐ฒ ๐Œ๐š๐ซ๐จ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ž๐ญ๐ซ๐š.Fandaharana iarahana amin'...
26/07/2025

๐€๐ซ๐š๐ก๐ข๐ง๐š๐จ ๐ฆ๐ข๐ฏ๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐š ๐ž๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz ๐ฆ๐ข๐š๐ข๐ง๐ ๐š ๐š๐ฏ๐ฒ ๐š๐ง๐ฒ ๐Œ๐š๐ซ๐จ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ž๐ญ๐ซ๐š.

Fandaharana iarahana amin'ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina sady Mpitondra tenin'ny Governemanta, Ramatoa Mara Volamiranty Donna, anio Sabotsy 26 Jolay 2025, amin'ny 06 ora sy 15 minitra hariva.

Fandaharana manokana iresahana ireo asa fampandrosoana tarihan'Andriamatoa Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina ety amin'ny faritra.

Fandaharana manokana arahinao eto amin'ny Radio Madagasikara  RNM 99.2 MHz   sy ny Televizion Malagasy ny Alakamisy 24 J...
22/07/2025

Fandaharana manokana arahinao eto amin'ny Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz sy ny Televizion Malagasy ny Alakamisy 24 Jolay amin'ny 08 ora alina.

Hiresahana mahakasika ny fanampoizinana ara-tsakafo teny Ambohimalaza.

Hitondran'ireo Minisitra tompon'andraikitra fanazavana Mivantana momba izany.

Laharam-pahamehana ho an'ny Filoha Andry Rajoelina hatrizay ny filazana ny marina hatrany amin'ny vahoaka Malagasy ka nampiantsoany ireo minisitra rehetra tomponandraikitra mba hanome ny tatitra sy ny fanazavana rehetra, indrindra ho an'ireo manana havana maty sy mbola miatrika fitsaboana.

Fandaharana ๐’๐€๐•๐€๐‘๐€๐•๐ˆ๐๐€ arahinao eto amin'ny Radio Madagasikara  RNM 99.2 MHz anio Alahady 20 Jolay 2025 amin'ny 07 ora s...
20/07/2025

Fandaharana ๐’๐€๐•๐€๐‘๐€๐•๐ˆ๐๐€ arahinao eto amin'ny Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz anio Alahady 20 Jolay 2025 amin'ny 07 ora sy sasany alina.

๐ŸŽง๐—ฉ๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐—ป๐˜†: RAKOTOARIVELO Gรฉrard Andriamanga, Tale jeneralin'ny SMMEC.

๐ŸŽ™๏ธ๐— ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—š๐—ฎ๐˜‡๐—ฒ๐˜๐˜†: Mamy RAZANAKOTO sy
Jean NOMENJANAHARY

14/07/2025

๐‘บ๐‘ฌ๐‘ด , ๐’‘๐’“๐’†ฬ๐’”๐’Š๐’…๐’†๐’๐’• ๐’…๐’† ๐’๐’‚ ๐‘บ๐‘จ๐‘ซ๐‘ช pour 2025-2026



Fandaharana ๐’๐€๐•๐€๐‘๐€๐•๐ˆ๐๐€ arahinao eto amin'ny Radio Madagasikara  RNM 99.2 MHz  ny Alahady 13 Jolay 2025 amin'ny 07 ora sy...
12/07/2025

Fandaharana ๐’๐€๐•๐€๐‘๐€๐•๐ˆ๐๐€ arahinao eto amin'ny Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz ny Alahady 13 Jolay 2025 amin'ny 07 ora sy sasany alina.

๐ŸŽ™๏ธ๐—ฉ๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐—ป๐˜†: Rakotomandimby Dรฉsirรฉ, Governora Faritra Amoron'i Mania
Hiresaka ny fampandrosoana sy ny fiainam-pirenena.

๐ŸŽง๐— ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—š๐—ฎ๐˜‡๐—ฒ๐˜๐˜†: Andrรฉ Vazonilanitra

๐‘๐š๐๐ข๐จ ๐ฆ๐ข๐š๐ซ๐š-๐ฆ๐ข๐ž๐ง๐ญ๐š๐ง๐š ๐ฆ๐ข๐š๐ข๐ง๐ ๐š ๐ฆ๐ข๐ฏ๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐š ๐š๐จ ๐’๐š๐ข๐ง๐ญ๐ž ๐Œ๐š๐ซ๐ข๐ž.Fandaharana iarahana amin'ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsa...
11/07/2025

๐‘๐š๐๐ข๐จ ๐ฆ๐ข๐š๐ซ๐š-๐ฆ๐ข๐ž๐ง๐ญ๐š๐ง๐š ๐ฆ๐ข๐š๐ข๐ง๐ ๐š ๐ฆ๐ข๐ฏ๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐š ๐š๐จ ๐’๐š๐ข๐ง๐ญ๐ž ๐Œ๐š๐ซ๐ข๐ž.

Fandaharana iarahana amin'ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina sady Mpitondra tenin'ny Governemanta, Ramatoa Mara Volamiranty Donna , anio Zoma 11 Jolay 2025, amin'ny 06 ora sy 15 minitra hariva.

Fandaharana manokana iresahana ireo asa fampandrosoana tarihan'Andriamatoa Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina ety amin'ny faritra.

Arahinao mivantana eto amin'ny Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz

10/07/2025

๐—ฉ๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฆ๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐Ÿญ๐Ÿฌ ๐—๐—ผ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ

Fanatanjahan-tena: Madagasikara no tompondaka erantany eo amin'ny tsipy kanetibe " Champion du monde la Marseillaise" adiany faha 64 natao tany Frantsa, tamin'ny alalan'i Tonnerre, Yves, ary Tiana raha nandavo ireo anadrarezina manera-tany tarihan'ny Quintais.

๐ŸŽ™๏ธ๐—ฅ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฅ๐—ฎ๐—ท๐—ผ๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐—ฟ๐˜† - ๐— ๐—ฎ๐—บ๐˜† ๐—ฅ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐˜๐—ผ

Fandaharana manokana eto amin'ny Radio Madagasikara  RNM 99.2 MHz Fahatsiarovana an'i Sahondrafinina Zanany (Mpihira Gas...
10/07/2025

Fandaharana manokana eto amin'ny Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz
Fahatsiarovana an'i Sahondrafinina Zanany (Mpihira Gasy)
Ny Zoma 11 Jolay 2025 amin'ny 03 ora sy 05 minitra Tolak'andro.

Ao Sainte Marie no hanatanterahina ny Filankevitry ny Minisitra ivelan'Antananarivo ny alakamisy 10 jolay 2025, izay ho ...
09/07/2025

Ao Sainte Marie no hanatanterahina ny Filankevitry ny Minisitra ivelan'Antananarivo ny alakamisy 10 jolay 2025, izay ho tarihin'ny Filohanโ€™ny Repoblika Andry Rajoelina ary atrehin'ny Praiminisitra, Ntsay Christian sy ireo mpikambana eo anivonโ€™ny Governemanta ary ireo olom-boafidy sy olom-boatendry ao an-toerana.

09/07/2025

๐—ฉ๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฆ๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐Ÿฌ๐Ÿต ๐—๐—ผ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ

Kolontsaina: Natao veloma farany androany tetsy amin'ny kianjan'ny Hira Gasy Anosy ny nofo mangatsiakan'i Sahondrafinina zanany. Notolorana ny mariboninahi-pirenena Officier de l'Ordre National izy.
Nanolotra izany ny Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina Volamiranty Mara Donna

๐ŸŽ™๏ธ๐—ฅ๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ ๐—ฅ๐—ฎ๐˜€๐—ผ๐—น๐—ผ

08/07/2025

๐—ฉ๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฆ๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐Ÿฌ๐Ÿด ๐—๐—ผ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ

Sosialy: Nampitovy fomba fijery hitantanana ny tanan-dehibe aty amin'ny ranomasimbe Indianina ireo Ben'ny tanana mivondrona ao amin'ny AVCOI na Fikambanan'ny Ben'ny tanana sy Vondrom-bahoakam-paritra aty amin'ny faritry ny Ranomasimbe Indianina. Miatrika fivorina mandritra ny telo andro eny amin'ny Novotel Ivandry izy ireo, manomboka androany.

๐ŸŽ™๏ธ๐— ๐—ฎ๐—บ๐˜† ๐—ฅ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐˜๐—ผ

Address


Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share