Agence Malagasy de Presse

Agence Malagasy de Presse Pour mieux vous servir dans les pratiques de l’art journalistique dans le respect honorifique de l

"Professionnels de Santé Hanova"- PSHHanomboka ny asa fanabeazana....Anisan'ireo ezaky ny "Professionnels de Santé Hanov...
19/09/2026

"Professionnels de Santé Hanova"- PSH

Hanomboka ny asa fanabeazana....

Anisan'ireo ezaky ny
"Professionnels de Santé Hanova" na ny "PSH", manomboka izao, ny hanabe ara-tsendikaly sy ny hanabe amin'ny maha olom-pirenena. Antony himasoan'izy ireo amin'ny fanentanana ny mpiara-mitolona mba hanova ny fomba fijery ho ara-tsendikaly. Amin'ny mahafikambanana ihany koa ny "PSH" dia hanohy ireo asa efa miaraka amin'ireo mpiara-miombon’antoka izy ireo, manomboka izao. Ireo mpikambana ao amin'ny "PSH" manerana ny Nosy rahateo amin'izao fotoana izao dia efa mahatratra 3.000 isa. Ireo mpisehatra rehetra isan-tsokajiny eo amin'ny tontolon’ny fahasalamana no mikambana ao amin'ny " PSH". Ity fikambanana ity no nijoro herintaona lasa izao dia noho ny antsonjay nahazo azy ireo tao amin'ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Ankehitriny anefa dia efa nisy ny famaliana amin'ny ampahany ny fitakian'izy ireo ary efa andalana ny sasany amin'izany. Mankasitraka ny PRRM izy ireo ny amin'izay vita sy ireo mbola hotanterahan'ny fitondram-panjakana Fanavaozana.
Ny " PSH" dia tonga nanotrona ny hetsika « Tsiahy ny Tolona 2025 », izay nokarakarain’ny Vondrona TML na ny « Tsy Manaiky Lembenana ». Hetsika izay nosokafana tamin'ny fomba ofisialy, ny zoma 18 septambra 2026, teny amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena sy ny Kolontsaina Mahamasina.

Fa

On ne s’attend pas à une baguette magique pour changer un pays, tout dépend de ses dirigeants et de son Peuple. Presque ...
17/09/2026

On ne s’attend pas à une baguette magique pour changer un pays, tout dépend de ses dirigeants et de son Peuple. Presque un an après les évènements du 25 septembre 2025, on peut dire que tout est encore dans les discours et les attentes, les paroles et les promesses, espoir et déception… Rien n’est parfait, et rien n’est facile...

On ne s’attend pas à une baguette magique pour changer un pays, tout dépend de ses dirigeants et de son Peuple.

Indostria mifototra amin'ny fambolena Manamafy ny toerany ny "Star Madagascar"Mpandray anjara navitrika tamin'ny "Foire ...
17/09/2026

Indostria mifototra amin'ny fambolena

Manamafy ny toerany ny
"Star Madagascar"

Mpandray anjara navitrika tamin'ny "Foire Internationale de l’Élevage et de la Pêche" (FIA) andiany fahavalo sy ny "Festival International de la Gastronomie" (FIG) andiany faharoa, izay notontosaina, teny amin’ny CCI Ivato, ny 10 ka hatramin’ny 13 Septambra 2026, ny " Star Madagascar". Ity orinasa izay misehatra manokana eo amin'ny Indostria ity dia anisany mifototra eo amin'ny lafiny fambolena. Manamafy hatrany izany toerany eo amin’ny asa fandraharahana izany araka izany ny " Star Madagascar".
Naompan'ny orinasa tamin'ny teboka niisa ny hetsik'izy ireo tamin'ireo hetsika. Teo aloha ny fampifantohan' ny "Star Madagascar", ny faha-50 taona nijoroan’ny " MALTO". Ankoatra izay dia ny fanasongadinana ireo mpifaninana farany tamin'ny " Prix Pierre Castel 2026". Raha ho an'ny "MALTO" manokana dia nandray anjara tamin’ny fampandrosoana ny sehatry ny "orge" eto an-toerana, izay akora fototra ilaina amin’ny famokarana labiera, izy ireo, nandritra izay 50 taona nijoroany izay. Tamin'ireo efatra andron'ny "FIA" sy "FIG" ireo araka izany dia
‎nampahafantatra misimisy kokoa ny ezaka ataony amin’ny fampandrosoana ny sehatry ny fambolena eto an-toerana ny "Star Madagascar". Ity faha-50 taonan'ny " Malto" ity ihany koa dia nanohanana ny famoronana lanja eto an-toerana. Antony iarahan'ny MALTO miasa amin’ireo mpamboly. Ohatra iray amin’ny famoronan-karena azo atao eto an-toerana izany. Mahatratra 20 000 eo ho eo ireo tantsaha mpiara-miombon’antoka amin’ny MALTO, izay miparitaka any amin’ny faritra Vakinankaratra sy Amoron’i Mania ary Matsiatra Ambony.
‎Izany fomba fiasa izany dia entin’ny "Star Madagascar" manamafy ny rojom-pamokarana eto an-toerana sy fampiroboroboana ny fiharian’ny tantsaha malagasy. Raha ho an'ireo mpifaninana farany tamin’ny "Prix Pierre Castel 2026" dia nampiasain’ny "Star Madagascar" ihany koa ireo hetsika ara-toekarena niisa roa, mba hampahafantarana izany.

Fa

"Passage à l'échelle"Hetsika karakarain'ny "JPM"Roa andro no faharetan'ny hetsika antsoina hoe : " La Rentrée du Jeune P...
17/09/2026

"Passage à l'échelle"

Hetsika karakarain'ny "JPM"

Roa andro no faharetan'ny hetsika antsoina hoe : " La Rentrée du Jeune Patronat " na ny ( RJP) izay karakarain'ny " Jeune Patronat de Madagascar" na ny "JPM", eny amin'ny Patio Ivato, ny 8 sy ny 9 oktobra 2026. "Passage à l'échelle" no lohahevitra hovoaboasan'ny mpikarakara amin'izany. Mpandray anjara miisa 500 no andrasana amin'ity andiany faharoa ity. Na mpandraharaha teratany malagasy na teratany vahiny araka izany dia afaka mitondra ny anjara birikiny avokoa amin'ireo fotoana ireo. Na mpandraharaha madinika na salantsalany na vaventy dia asain'ny mpikarakara ho tonga hanotrika. Hanoloran'ny mpikarakara tanana azy ireo ihany koa izany. Ny mpandraharaha indrindra fa ireo tsy miankina izay hery mamelona ny firenena araka izany no tena hotohanan'ny mpikarakara mandritra ireo fotoana ireo. Tanjona ny hampandroso an'i Madagasikara. Niisa 350 ireo mpiantsehatra eo amin'ny tontolon’ny fandraharahana nandray anjara tamin’ny andiany voalohany tamin’ity hetsika izay nokarakarain’ny "JPM" ity.

Fa

Amoronankona est désigné pour devenir le nouveau stationnement des taxis-brousse servant quelques routes nationales nota...
16/09/2026

Amoronankona est désigné pour devenir le nouveau stationnement des taxis-brousse servant quelques routes nationales notamment la RN7. C’est décidé depuis longtemps, du temps de Rajaonarimampianina. Mais quand le Grand Dirigeant accède au pouvoir, il n’a pas voulu ouvrir cette gare routière signée HVM. Et c’est tombé, rongé par le temps…

Amoronankona est désigné pour devenir le nouveau stationnement des taxis-brousse servant quelques routes nationales notamment la RN7.

Alahelo, hatezerana, fahadisoam-panantenana ireo no fihetseham-po nifamahofaho tamin'ireo Ray aman-drenin'ny Mpianatra n...
15/09/2026

Alahelo, hatezerana, fahadisoam-panantenana ireo no fihetseham-po nifamahofaho tamin'ireo Ray aman-drenin'ny Mpianatra nampiana-janaka tao amin'ny sekoly Anglikanina Saint Jean Ambohimangakely noho ny fanakatonana ny sekoly tampoka sy tsy nifampierana...

Alahelo, hatezerana, fahadisoam-panantenana ireo no fihetseham-po nifamahofaho tamin'ireo Ray aman-drenin'ny Mpianatra nampiana-janaka tao amin'ny sekoly Anglikanina Saint Jean Ambohimangakely noho ny fanakatonana ny sekoly tampoka sy tsy nifampierana.

Ny tolakandron'ny Sabotsy 26 Septambra ho avy izao, hanomboka amin'ny roa ora sy sasany tolakandro, etsy amin'ny Fiangon...
15/09/2026

Ny tolakandron'ny Sabotsy 26 Septambra ho avy izao, hanomboka amin'ny roa ora sy sasany tolakandro, etsy amin'ny Fiangonana FJKM Ankaraobaton'i Kristy fehizoro, no hiaka-tsehatra ny tarika Rojo Ny Avo amin'ny endriny feno...

Ny tolakandron'ny Sabotsy 26 Septambra ho avy izao, hanomboka amin'ny roa ora sy sasany tolakandro, etsy amin'ny Fiangonana FJKM Ankaraobaton'i Kristy fehizoro, no hiaka-tsehatra ny tarika Rojo Ny Avo amin'ny endriny feno.

Ce métal rend dingue tout un pays avec ses dirigeants, bien évidemment. C’est fou quand toute une pléiade de personnalit...
15/09/2026

Ce métal rend dingue tout un pays avec ses dirigeants, bien évidemment. C’est fou quand toute une pléiade de personnalités s’est déplacée en trombe à Ivato pour intercepter 6 kilos d’or…

Ce métal rend dingue tout un pays avec ses dirigeants, bien évidemment. C'est fou quand toute une pléiade de personnalités s'est déplacée en trombe à Ivato pour intercepter 6 kilos d'or.

Cette nouvelle rentrée scolaire sera le début des changements du programme d’enseignement basé sur le civisme (FOV). C’e...
14/09/2026

Cette nouvelle rentrée scolaire sera le début des changements du programme d’enseignement basé sur le civisme (FOV). C’est une bonne initiative dans le domaine de l’Éducation. Mais il ne s’agit pas tout simplement de lancer tout cru : « Voici les nouvelles matières à enseigner dans telle ou telle classe ». Il faut se préparer bien avant, voire des mois, pour l’application de nouveaux programmes...

Cette nouvelle rentrée scolaire sera le début des changements du programme d’enseignement basé sur le civisme (FOV).

L'aventure carcérale continue pour le richissime malgache, Crésus, à la prison de Melrose, voilà plus de 300 jours. Sa d...
11/09/2026

L'aventure carcérale continue pour le richissime malgache, Crésus, à la prison de Melrose, voilà plus de 300 jours. Sa défense a lutté durement pour pouvoir discuter librement afin d'obtenir sa libération conditionnelle, dans la mesure que les gardiens de la prison sous haute surveillance de Melrose n'auraient pas accepté la tête à tête avec l'avocat...

Address

Lot II P 47 C, Antsahakely, Besarety
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Agence Malagasy de Presse posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Agence Malagasy de Presse:

Shortcuts

Share