KOLO TVFM Ofisialy

KOLO TVFM Ofisialy KOLO TV/FM est une chaîne généraliste à tendance culturelle. Cette page est l'interface directe
(2)

⚠️🛑 𝗡𝗔𝗡𝗔𝗥𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗔𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔📻 Io indray no   arahinareo eto amin'ny   amin'ity herinandro ity, manomboka anio Alatsinainy ka ...
12/01/2026

⚠️🛑 𝗡𝗔𝗡𝗔𝗥𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗔𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔
📻 Io indray no arahinareo eto amin'ny amin'ity herinandro ity, manomboka anio Alatsinainy ka hatramin'ny Sabotsy ho avy izao, isaky ny amin'ny 12 ora sy 45 minitra tolakandro.

🔃 Isan'andro amin'ny 8 ora sy sasany alina sy ny Alahady amin'ny 5 ora hariva kosa ny famerenana.


.....................
👍 Zarao ary araho hatrany ny pejintsika.

➡️  #𝗔𝗺𝘀𝘁𝗲𝗿𝗱𝗮𝗺, 𝗲𝘁𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆  #𝗟𝗮𝗠𝗶𝗻𝘂𝘁𝗲𝗛𝗶𝘁 𝗱𝗲 LETÀ +261, 𝗞𝗼𝗹𝗼 𝗙𝗠 88.8𝗠𝗵𝘇.⚠️ Mozika faramparany navoakan'i  , ilay DJ, Pro...
12/01/2026

➡️ #𝗔𝗺𝘀𝘁𝗲𝗿𝗱𝗮𝗺, 𝗲𝘁𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 #𝗟𝗮𝗠𝗶𝗻𝘂𝘁𝗲𝗛𝗶𝘁 𝗱𝗲 LETÀ +261, 𝗞𝗼𝗹𝗼 𝗙𝗠 88.8𝗠𝗵𝘇.

⚠️ Mozika faramparany navoakan'i , ilay DJ, Producteur Malagasy 🇲🇬🇲🇬 monina any Canada. Raha tsiahivina dia isan'ireo DJ Malagasy manana ny toerany ambony eo amin'ny sehatry ny mozika elektronika maneran-tany i Herwell's.
🔊🔊 Henoy finaritra àry. Mirary herinandro mahafinaritra ho anareo izahay. 😉🤗...................
👍 Zarao ary araho hatrany ny pejintsika.

🌟 𝗡𝘆   𝗮𝗻𝗶𝗼 𝗔𝗹𝗮𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗶𝗻𝘆 🌟♈️𝐁é𝐥𝐢𝐞𝐫 : mety hahazo andraikitra na adidy vaovao ianao, saingy tsy hahita fahombiazana mihits...
12/01/2026

🌟 𝗡𝘆 𝗮𝗻𝗶𝗼 𝗔𝗹𝗮𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗶𝗻𝘆 🌟

♈️𝐁é𝐥𝐢𝐞𝐫 : mety hahazo andraikitra na adidy vaovao ianao, saingy tsy hahita fahombiazana mihitsy raha toa ka maika loatra. Ny fahaizana mandaminana sy ny faharetana no lakilen’ny fahombiazana!
𝐋𝐨𝐤𝐨 : volondavenona
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Balance
𝐈𝐬𝐚 : 5

♉️𝐓𝐚𝐮𝐫𝐞𝐚𝐮 : tsy voatery ho azo eo noho eo avokoa ny vokatry ny ezaka atao ka manàna faharetana kely.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : fotsy
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Scorpion
𝐈𝐬𝐚 : 7

♊️𝐆é𝐦𝐞𝐚𝐮𝐱 : mety hahita tolotra vaovao ianao anio, saingy aza maika loatra fa mandiniha tsara alohan'ny hirosoana.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : lokombolamena
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Sagittaire
𝐈𝐬𝐚 : 4

♋️𝐂𝐚𝐧𝐜𝐞𝐫 : manàna fahasahiana! Misy olona mankasitraka ny asa vitanao ary mety hiakatra amin'ny toerana ambonimbony kokoa hatrany ianao raha sahy maneho ny fahaizanao.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : maitso
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Taureau
𝐈𝐬𝐚 : 8

♌️𝐋𝐢𝐨𝐧 : hiseho mazava anio ny fahaiza-mitarika anananao. Miomàna fa raha misy asa iraisana dia ianao no hitokisan’ny hafa hitarika izany.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : mavo
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Gémeaux
𝐈𝐬𝐚 : 2

♍️𝐕𝐢𝐞𝐫𝐠𝐞 : mety ho mafimafy kokoa tsy toy ny mahazatra ny tsikera sy ny fanaraha-maso eo amin'ny tontolon'ny asanao, saingy ho tombontsoanao izany ary aza miandry ny toy izany vao hiasa tsara!
𝐋𝐨𝐤𝐨 : mena
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Cancer
𝐈𝐬𝐚 : 3

♎️𝐁𝐚𝐥𝐚𝐧𝐜𝐞 : mety hisy safidy roa hiseho aminao anio ka aza maika fa diniho tsara aloha izay mety hitondra fitoniana sy tombontsoa maharitra ho anao.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : manga
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Lion
𝐈𝐬𝐚 : 1

♏️𝐒𝐜𝐨𝐫𝐩𝐢𝐨𝐧 : ho mpamaha olana ianao amin'ity andro anio ity ary hihaino anao bebe kokoa ny hafa.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : mainty
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Taureau
𝐈𝐬𝐚 : 6

♐️𝐒𝐚𝐠𝐢𝐭𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞 : fotoana tsara hianarana zava-baovao na hanaovana fiofanana ho an'ny tetikasa maharitra izao.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : manga
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Gémeaux
𝐈𝐬𝐚 : 9

♑️𝐂𝐚𝐩𝐫𝐢𝐜𝐨𝐫𝐧𝐞 : aza mijanona mihitsy fa tohizo hatrany! Ny ezaka ataonao ankehitriny dia hametraka fototra mafy ho an’ny ho avinao.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : fotsy
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Cancer
𝐈𝐬𝐚 : 5

♒️𝐕𝐞𝐫𝐬𝐞𝐚𝐮 : hisy hevitra na fomba fiasa vaovao hitsiry ao an-dohanao, izay mety hitondra fandrosoana eo amin'ny tontolon'ny asa fivelomanao.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : mena
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Sagittaire
𝐈𝐬𝐚 : 10

♓️𝐏𝐨𝐢𝐬𝐬𝐨𝐧𝐬 : mila faritana mazava tsara aloha ny tanjonao mba hahafahanao manamboatra ny lalana hizorana mankany amin'izany.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : mavo
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Cancer
𝐈𝐬𝐚 : 6..................
👍 Zarao ary araho hatrany ny pejintsika.

🤩 𝗞𝗼𝗹𝗼𝗶𝗻𝗮 𝗶𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗼...😅😁 Efa niverina ve ny mpanampinareo? Raha ny hevitrao, inona ny lafy tsara sy ny lafy ratsin’ny f...
12/01/2026

🤩 𝗞𝗼𝗹𝗼𝗶𝗻𝗮 𝗶𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗼...

😅😁 Efa niverina ve ny mpanampinareo? Raha ny hevitrao, inona ny lafy tsara sy ny lafy ratsin’ny fananana mpanampy an-trano? 🤔

🤗 Zarao indray àry ny hevitrao, eto amin'ny , 88.8......................
👍 Zarao ary araho hatrany ny pejintsika.

🔥🔥🔥 Norombahin'ny   ny  . Resin'izy ireo tamin'ny isa 3 noho 2 ny   tamin'iny lalao famaranana nihaonan'ny roa tonta iny...
11/01/2026

🔥🔥🔥 Norombahin'ny ny . Resin'izy ireo tamin'ny isa 3 noho 2 ny tamin'iny lalao famaranana nihaonan'ny roa tonta iny.

Real Madrid 2 - 3 FC Barcelone



.....................
👍 Zarao ary araho hatrany ny pejintsika.

🔥🔥🔥 Mitarika indray ny FC Barcelone.Nahatafiditra baolina faharoa ho azy teo amin'ny minitra faha 73 indray i  . Real Ma...
11/01/2026

🔥🔥🔥 Mitarika indray ny FC Barcelone.
Nahatafiditra baolina faharoa ho azy teo amin'ny minitra faha 73 indray i .

Real Madrid 2 - 3 FC Barcelone



.....................
👍 Zarao ary araho hatrany ny pejintsika.

🔥🔥🔥 Sahala ny isa. Nahatafiditra baolina ho an'ny Real Madrid teo amin'ny minitra faha 45+7 i  . Tapitra ihany koa ny fi...
11/01/2026

🔥🔥🔥 Sahala ny isa. Nahatafiditra baolina ho an'ny Real Madrid teo amin'ny minitra faha 45+7 i . Tapitra ihany koa ny fizaram-potoana voalohany.

Real Madrid 2 - 2 FC Barcelone



.....................
👍 Zarao ary araho hatrany ny pejintsika.

🔥🔥🔥 Mitarika amin'ny isa iray indray ny FC Barcelone. Nahatafiditra baolina teo amin'ny minitra faha 45+4 i  .Real Madri...
11/01/2026

🔥🔥🔥 Mitarika amin'ny isa iray indray ny FC Barcelone. Nahatafiditra baolina teo amin'ny minitra faha 45+4 i .

Real Madrid 1 - 2 FC Barcelone



.....................
👍 Zarao ary araho hatrany ny pejintsika.

🔥🔥🔥Sahala ny isa. Nahatafiditra baolina ho an'ny Real Madrid teo amin'ny minitra faha 45+2 i  .Real Madrid 1 - 1 FC Barc...
11/01/2026

🔥🔥🔥Sahala ny isa. Nahatafiditra baolina ho an'ny Real Madrid teo amin'ny minitra faha 45+2 i .

Real Madrid 1 - 1 FC Barcelone



.....................
👍 Zarao ary araho hatrany ny pejintsika.

🔥🔥🔥 𝗕𝗮𝗼𝗹𝗶𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗻𝘆  . Nahatafiditra baolina teo amin'ny minitra faha 36 i  . Real Madrid 0 - 1 FC Barcelone ...
11/01/2026

🔥🔥🔥 𝗕𝗮𝗼𝗹𝗶𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗻𝘆 . Nahatafiditra baolina teo amin'ny minitra faha 36 i .

Real Madrid 0 - 1 FC Barcelone



.....................
👍 Zarao ary araho hatrany ny pejintsika.

🔥🔥🔥 𝗔𝗵𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗽𝗿𝗼𝗻𝗼𝘀𝘁𝗶𝗰-𝗻𝗮𝗼?Ireo mpilalao 11 mijoro voalohany ho an'ny roa tonta :🤍🖤   : Courtois, Valverde, Asensio, Hu...
11/01/2026

🔥🔥🔥 𝗔𝗵𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗽𝗿𝗼𝗻𝗼𝘀𝘁𝗶𝗰-𝗻𝗮𝗼?

Ireo mpilalao 11 mijoro voalohany ho an'ny roa tonta :
🤍🖤 : Courtois, Valverde, Asensio, Huijsen, Á. Carreras, Tchouaméni, Camavinga, Rodrygo, Bellingham, Vinícius Jr, Gonzalo García.

❤️💙 : Joan García, Koundé, Eric García, Cubarsí, Balde, De Jong, Pedri, Fermín López, Lamine Yamal, Raphinha, Lewandowski.



.....................
👍 Zarao ary araho hatrany ny pejintsika.

11/01/2026

Havotafo du 11 Janvier 2026 by Kolo TV

Address

Route Digue Enceinte Ex-Somagel
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Friday 08:00 - 17:30

Telephone

+261321288838

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KOLO TVFM Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to KOLO TVFM Ofisialy:

Share

Category