OUI Shop MDG

OUI Shop MDG ✅ Personnalisation textile
✅ Particulier ou professionnel
✅ Tissu 100% coton💯
✅ Qualité premium👌🏼
✅ Sur commande
♥️ Made in Madagascar, with Love ♥️

20/10/2025

Erinandro vaovao🌞 Tinareo ihany ve ilay handefasana promo SHEIN isan'andro eto❓

Bon plan be manko ireny kanefa misy fetrany ihany ilay promotion😊

Apetraho ao amin'ny commentaire raha manana fanontaniana nareo🥰

Mbola mitohy ny prix promo ary mandray commande hatrany izahay🤗

17/10/2025

Zany hoe vacances vita hoazy zany ny an'i joujou ve ?🤭🤣🤣 Aleo marina mitomany any Dubaï toy izay eny andavamamba🤣🤣🤣

Azafady fa tsy tantiko😂😂🤣

16/10/2025

Tsy tantiko🤣🤣🤣 Nenay tsy mp ny prix amin'ny Shein fa 5.500 Ar ny 1 dollars🥰😂😂

🔥PROMO ENSEMBLE SHEIN 🔥✨ Disponible en taille S,M,L,XL✨ 60.000 Ar, prix promo, paiement en totalité ✨ Arrivée sous 15 jo...
15/10/2025

🔥PROMO ENSEMBLE SHEIN 🔥

✨ Disponible en taille S,M,L,XL
✨ 60.000 Ar, prix promo, paiement en totalité
✨ Arrivée sous 15 jours

✅MP pour plus d'informations

🔥PROMO DU JOUR SHEIN🔥💙 Haut stylé, disponible en taille S,M,L,XL💙 25.000 Ar seulement (commande uniquement aujourd'hui)💙...
15/10/2025

🔥PROMO DU JOUR SHEIN🔥

💙 Haut stylé, disponible en taille S,M,L,XL
💙 25.000 Ar seulement (commande uniquement aujourd'hui)
💙 Arrivée sous 15 jours
💙 Paiement en totalité via mobile money

✅ MP pour plus d'informations

13/10/2025

Ka hiteny sa tsy ?🥱

12/10/2025

Bonsoir👋🏻 Ho an'izay te handefa commande SHEIN rahampitso dia hatr@12 izahay no mandray paiement😉

Amty indray mitoraka ty dia raisinay avokoa na article kely 1 ary🤗

Mp avy hatrany ny tohiny🫶🏻

11/10/2025

Tsinjovy izay mbola kelikely abonnés prezidà a, omeo ahy ilay page hanaovako vente en ligne🤭🤭🤣🤣🤣 Na manindry kely ary sahako🤭🤭😂😂😂

🔥OFFRE SPÉCIAL SHEIN🔥 Mandray commande fona izahay, vakio tsara👇🏼👇🏼✅ Na hividy entana na hanodim-bola dia raisinay avoko...
10/10/2025

🔥OFFRE SPÉCIAL SHEIN🔥 Mandray commande fona izahay, vakio tsara👇🏼👇🏼

✅ Na hividy entana na hanodim-bola dia raisinay avokoa🤗
✅ Azo antoka tsara
✅ Devis gratuit

🛍️ Mandray commande SHEIN foana izahay isan'andro ✨
🛍️ Prix PROMOTION BE ho an'izay manao commande volana ity :
👉🏼 1$ = 5.500 Ar (‼️tout inclus‼️)👈🏻

👇🏼Zavatra tokony atao :
1️⃣ Mi-télécharge application SHEIN ary misafidy ny pays Madagascar
2️⃣ Ovaina ho dollars (USD) ny vola ampiasaina
3️⃣ Alefa aminay ny sary na ny lien an’ireo entana tianao, dia hanome devis ho anao izahay

Toy izao ny prix :
🛒 1 $ = 5.500 𝐀𝐫 (efa anatiny ny commission, frais + douanes)
🛒 Achat minimum : 20 $ (USD)

💳 Mode de paiement :
✅ Acompte en totalité (non remboursable), aloha amin’ny Orange Money na Mvola (+ frais de retrait)
✅ Reste : frais de livraison rehefa tonga ny entana
✅ Arrivée sous 15 jours après commande

Inona intsony no hisalasalana fa dia ankino aminay ny fanaovana commande🤗

Abonnez-vous🎀
Bon shopping💃🏼

Ny fandraisana commande "t-shirt personnalisé" mitohy fona hatrany🥰✅100% coton✅Couleur et motif au choix✅Sur commande✅ L...
10/10/2025

Ny fandraisana commande "t-shirt personnalisé" mitohy fona hatrany🥰

✅100% coton
✅Couleur et motif au choix
✅Sur commande
✅ Livraison partout à Madagascar

Whatsapp : 032 44 656 48

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Pretty MG, Niah Murah, Fiaroniaina Ykhandie, Ãñ Thõñíô, Tii Nãh, Andria N...
07/10/2025

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Pretty MG, Niah Murah, Fiaroniaina Ykhandie, Ãñ Thõñíô, Tii Nãh, Andria Narivelo Toky Sambatra, Tinåh RN, Ashaliah Rak, Finaritra Nomena, Rak Mitia, Jennycka Razanakolona, Antso Juna Nohariantsoa, Frankline Tsaramihavana, Anisah Randria, Ny Anja, Nïãinã Shãnīa, Balisama Hurluc, Rynah Vaniah, Holisou Niantsati, Tsiky Maël, Hery Toavina Rindra, Bryan Frederick, Sahaza Nyavo, Roméo Tovonantenaina, Maman Rasoarinarivo, Mahasoa Sy Tsara Rehetra, Ideal Arisoa

Laissez un commentaire pour les accueillir dans notre communauté, fans

07/10/2025

Pour toutes vos commandes SHEIN, contactez-nous 😉

✨MP pour plus d'informations

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OUI Shop MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to OUI Shop MDG:

Share