E-style Mada

E-style Mada vêtements et chaussures... à prix mini

21/02/2025

Love live ty ry zareo 😀🤣

🎯FIZARANA MAHASOA🎯HANITRY NY MPATSAKA ( roi des herbes)Nom scientifique : Ageratum conyzoïdesFanafody entina hanoherana ...
19/02/2025

🎯FIZARANA MAHASOA🎯

HANITRY NY MPATSAKA ( roi des herbes)

Nom scientifique : Ageratum conyzoïdes
Fanafody entina hanoherana ny poizina voatelina (sasana ny raviny dia tsakoina )
Fitsaboana aretin kibo(ohanina ny raviny)
Fitsaboana mycoses @ maso(totoina ny raviny maromaro ,tsihifina ny ranony dia atete @ maso ilay ranony iny,isa maraina sy ny hariva
Hanalana mycoses @ tongotra ( kosehina @ raviny ny tongotra voan'ilay mycoses)
Mampaniry hoho haingana ( kosehina @ raviny ny hoho)
Manala ny fofom Bava ratsy ( mauvaise haleine),(borosio ny nify aloha dia avy eo mitsakotsakoa raviny ,vetivety dia ho afaka ilay fofona ratsy ao am Bava
Manala sy manadio ny toxine ao @ havokavoka hoan'ireo mpifoka ( hamainina ny raviny dia potehina madinika ,atao toy ny thé ,sotroina mandritran'ny 7 andro tsy mihoatra
Mampitony ny fanaintainan'ny vehivavy tonga fadim bolana ( atao jus ny raviny)
Antibiotiques tena mandaitra( atao otran'ny ovule suppositoire)
Fanafody kyste ao @ kibo(Ravina 1 tanana tanehana @ rano 1livatra mandritran'ny 5 mn,atao rano fisotro isan'andro ,faharetany 10 - 15 andro
Na ipetrahana izy mahamay iny dia ampievohana ambany

👉Araho hatrany ny pegentsika!!! 😃

Catalogue robe baptême bebe indray ireto!!Mazotoa mijery ary ooo!!Lazao izay tianareo ho azo dia alefako eto 😊👍  ́bé
18/02/2025

Catalogue robe baptême bebe indray ireto!!
Mazotoa mijery ary ooo!!
Lazao izay tianareo ho azo dia alefako eto 😊👍


́bé

📣TIAKO NY MIZARA 📣catalogue costume bebe 2 à 10 ans 👶Pour baptême ou céremonie 👍Abonnéo ny page dia omeko cathalogue be ...
17/02/2025

📣TIAKO NY MIZARA 📣
catalogue costume bebe 2 à 10 ans 👶
Pour baptême ou céremonie 👍
Abonnéo ny page dia omeko cathalogue be dia be ianareo!!! 😀💪
Rahampitso indray idée robe baptême pour petite fille 💃


́bé

VOATABIA SY TANTELY♦️FOMBA TSOTRA  NATORALY MAMPADIO TAREHY SADY MANALA IREO TASY NAVELANY MONY TENA MANDAITRA♦️🔸Rehefa ...
14/02/2025

VOATABIA SY TANTELY

♦️FOMBA TSOTRA NATORALY MAMPADIO TAREHY SADY MANALA IREO TASY NAVELANY MONY TENA MANDAITRA♦️
🔸Rehefa feno tasy ny tarehintsika vehivavy dia kivy tanteraka ny olon-tianao ao an-trano.
♦️ZAVATRA🔸ILAINA♦️
🔸Voatabia Masaka Tsara.
🔸Tantely.
♦️FOMBA🔸FIKARAKARANA🔸AZY♦️
🔸Tsy misy resaka lava intsony fa alaina ilay Voatabia Masaka Tsara teo, dia silahana roa. Rehefa vita izay dia ahosotra amin'ny Tantely, izay vao azo ampiasaina tompoko.
♦️FOMBA🔸 FAMPIASANA🔸AZY♦️
🔸Ahosotra amin'ny tarehinao izay feno tasy navelany mony teo, ka ajanona mandritra ny 15 minitra eo ho eo izay vao kobanina amin'ny rano mangatsika ilay tarehinao teo tompoko.
♦️FANAMARIHANA♦️
🔸 Marihina etoana moa fa tsy maintsy averina 3 fois par semaine ilay fampiasaina ity akora natoraly ity izay vao tena afaka tanteraka ireo tasy teo tompoko.
♦️TSY MISY MANANA NY AMPY TOKOA FA SAMBATRA IZAY MIFANAMPY ARY ZARAZARAO MBA HO HITANY NAMANA HAFA IHANY KOA ITY TOROHEVITRA 🔸 MAHASOA ITY TOMPOKO♦️



🥳🥳 NY TONGOLO 🥳🥳🔴FANTARO FA ANISANY  FANAFODY NATORALY MANALA TASY NAVELANY MONY NY TONGOLO(OIGNONS)🔴Rehefa misy tasy na...
14/02/2025

🥳🥳 NY TONGOLO 🥳🥳
🔴FANTARO FA ANISANY FANAFODY NATORALY MANALA TASY NAVELANY MONY NY TONGOLO(OIGNONS)🔴
Rehefa misy tasy navelan'ny mony amin'ny tarehinao dia tapahana boribory ny tongolo oignon iray fotsiny, ary iny no hosorana amin'ny faritra izay misy tasy. Rehefa vita izay, dia avela eo mandritra ny 30 minitra eo ho eo izay vao kobanina amin'ny rano mangatsiaka ny tarehy.

🔴FANAMARIHANA🔴
Tsy maintsy atao isan'andro ary mandritra 10 andro misesy fotsiny ny faharetany traitement. Mazava ho azy fa ilay ranony tongolo oignon iny mihitsy no tena ilaina. Marihina fa isaky ny hampiasa ity fanafody natoraly ity, dia tsy maintsy manapaka tongolo oignon vaovao hatrany.
🔴Mba ho fanampianao ireo namanao tompoko dia PARTAGER AU MAXIMUM izao TOROHEVITRA-MAHASOA izao.

📖TOROHEVITRA 🔸 MAHASOA📖♦️FANTARO IREO VOKATSOA ENTIN'NY HODITRA AKONDRO♦️🔸Tena mahasoa ny hoditra akondro, ary maro ny z...
12/02/2025

📖TOROHEVITRA 🔸 MAHASOA📖
♦️FANTARO IREO VOKATSOA ENTIN'NY HODITRA AKONDRO♦️
🔸Tena mahasoa ny hoditra akondro, ary maro ny zavatra mety ampiasana azy....
🔸Androany atsika dia hiresaka ny momban'ny hoditra akondro izay atao THÉ : Sotroina izany.
🔸Ny hodina sakafo io anie matoa misy dia ilaina eee! Fa isika fotsiny no tsy mahay mampiasa azy.
🔸Ny hoditra akondro io mavesatra izay no antony tsy hinanantsika azy miaraka amin'ny akondro. Nefa dia be dia be ireo singa ao aminy. Rehefa tsy mety hoanina directe izy dia ataontsika Thé.
♦️IREO SINGA HITA AMINA HODITRA AKONDRO :
- Potassium
- Vitamine C, B6, B12
- Magnésium
- Fibre
♦️IREO ZAVA-TSOA AZO AVY AMINY HODITRA AKONDRO RAHA ATAO THÉ :
- Manala stress, dépression
- Mampidina tosi-dra, tension artérielle
-Manampy amin'ny fandevonana sakafo
- Miaro amin'ny constipation, ary manala constipation koa
- Manampy amin'ny olana tsy fahitana tory
- Tsara hoan'ny maso
-Tsara hoan'ny fo
- Manala tavy, mampihena vatana
♦️FOMBA🔸FIKARAKARANA🔸AZY♦️
Makà rano 1 litatra dia am-pangotrahana rehefa mangotraka ny rano dia alaina ny hoditra akondro 1 voasasa madio tsara dia alefa ao am'ilay rano mangotraka teo, ka am-pangotrahana mandritra ny 10 minitra eo ho eo, izay vao esorina avy eo tompoko.
♦️FOMBA🔸FAMPIASANA 🔸 AZY♦️
🔸Mazava fa afaka sotroina avy hatrany sady mety asina poudre cannelle kely.
♦️FANAMARIHANA♦️
🔸Marihina fa tsy maintsy manao vaovao isan'andro raha te hisotro ity fanafody natoraly ity, fa tsy afaka tehirizina. Mazava ho azy fa afaka sotroina amin'ny fotoana rehetra. Afaka misotro azy avokoa na olona misy tension na diabétique tompoko.
🙏TSY MISY MANANA NY AMPY TOKOA FA SAMBATRA IZAY MIFANAMPY ARY ZARAZARAO MBA HO HITANY NAMANA HAFA IHANY KOA ITY TOROHEVITRA🔸MAHASOA ITY TOMPOKO🙏

Beau jardin pour vous 😘👍
21/02/2024

Beau jardin pour vous 😘👍

Message du jour!
11/01/2024

Message du jour!

Vous aimez lire aux enfants?Vous voulez que vos enfants brillent de plus en plus?Voici les 3 livres à vous proposer aux ...
08/06/2023

Vous aimez lire aux enfants?
Vous voulez que vos enfants brillent de plus en plus?
Voici les 3 livres à vous proposer aux enfants de 4 ans et +:

💼La fée Livia
💼La b***e de Noa
💼Je sais lire

Ce sont des mini-livres de 6 à 10 pages, seulement à 2.000 Ariary la version papier en couleur.

Venez vite!😁👍

Address

Antananarivo

Telephone

+261334285851

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E-style Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share