Mih vente

Mih vente Tongasoa eto ๐Ÿ˜Š

27/09/2025

Un grand merci ร  mes nouveaux followers ! ร˜รธ Nataรธรธ, Varotra Rehetra, Ainok Milliardaire

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Manoloana ny resaka mandeha momban'i Fitiavana Mickael izay voasambotra omaly, efa tafavoaka izy ary efa nalefa nody....
26/09/2025

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Manoloana ny resaka mandeha momban'i Fitiavana Mickael izay voasambotra omaly, efa tafavoaka izy ary efa nalefa nody.

Source: Dรฉpรชche Informative Taratra

Kitiho suivre(Abonnรฉe) ambony โคโ˜โ˜
FPRC Madagascar

May trano lalatiana Rakotondrazafy
25/09/2025

May trano lalatiana Rakotondrazafy

24/09/2025

Iza no te ahazo 10 000Ar??
Asio presence kely dia ho alefantsika ny lalao
Dernier pub

24/09/2025

Iza no te ahazo 10 000Ar??
Asio presence kely dia ho alefantsika ny lalao

๐Ÿ‘ Nahazo fandresena lehibe i Madagasikara! Lova Rakotoarisoa sy Fanantenana โ€œFanaโ€ Ravomanana no voahosotra ho *tomponda...
24/09/2025

๐Ÿ‘ Nahazo fandresena lehibe i Madagasikara! Lova Rakotoarisoa sy Fanantenana โ€œFanaโ€ Ravomanana no voahosotra ho *tompondaka eran-tany aminโ€™ny pรฉtanque doublette mixte* taminโ€™ny 21 septambra 2025 tany Italia.

๐ŸŽฏ Nandresy taminโ€™ny isa *13-6* izy ireo nanoloana anโ€™i Dylan Rocher sy Audrey Bandiera avy any Frantsa, izay isanโ€™ireo mpilalao matihanina sy andrasana hahazo fandresena. Naneho fahaiza-manao sy fahatokisana tanteraka ny ekipa malagasy.

๐Ÿ”ฅ Taminโ€™ny manasa-dalana, Lova sy Fana dia efa nandresy anโ€™i Monaco taminโ€™ny isa mavesatra *13-0*, ary nanohy ny fahaiza-manaony ka nahazo ny medaly volamena taminโ€™ny famaranana.

๐Ÿ† Ity fandresena ity dia manamafy ny toerana i Madagasikara aminโ€™ny sehatra iraisam-pirenena aminโ€™ny pรฉtanque, ary mampirehareha ny firenena manontolo.

Mih vente

24/09/2025
โ€ผ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ #๐—ก๐—œ๐—”๐—ฉ๐—”๐—ž๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—”๐—Ÿ๐—”๐—š๐—”๐—ฆ๐—ฌ ๐—ง๐—”๐— ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ  #๐—œ๐—ก๐—ง๐—˜๐—ฅ๐—ฉ๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—ข๐—ก ๐—ง๐—˜๐—ข ๐—›๐—ข๐—ฌ  #๐——๐—˜๐—ก๐—œ๐—ฆ๐—˜๐™๐™ž๐™ง๐™š๐™ฃ๐™š๐™ฃ๐™– ๐™‰ยฐ1 ๐™ฉ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐˜ผ๐™›๐™ง๐™ž๐™ ๐™–๐™ฃ๐™– 5 ๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™Ÿ๐™–๐™ง๐™– ๐™ž  #๐™ˆ๐™–...
24/09/2025

โ€ผ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ #๐—ก๐—œ๐—”๐—ฉ๐—”๐—ž๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—”๐—Ÿ๐—”๐—š๐—”๐—ฆ๐—ฌ ๐—ง๐—”๐— ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ #๐—œ๐—ก๐—ง๐—˜๐—ฅ๐—ฉ๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—ข๐—ก ๐—ง๐—˜๐—ข ๐—›๐—ข๐—ฌ #๐——๐—˜๐—ก๐—œ๐—ฆ๐—˜
๐™๐™ž๐™ง๐™š๐™ฃ๐™š๐™ฃ๐™– ๐™‰ยฐ1 ๐™ฉ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐˜ผ๐™›๐™ง๐™ž๐™ ๐™–๐™ฃ๐™– 5 ๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™Ÿ๐™–๐™ง๐™– ๐™ž #๐™ˆ๐™–๐™™๐™–๐™œ๐™–๐™จ๐™ž๐™ ๐™–๐™ง๐™– ๐™–๐™ง๐™ฎ ๐™›๐™–๐™๐™–-8 ๐™ฉ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ž๐™ง๐™š๐™ค 23 ๐™ฃ๐™ž๐™›๐™–๐™ฃ๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™–. ๐™ƒ๐™ž๐™ฉ๐™– ๐™ฉ๐™–๐™ง๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ฉ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™๐™–๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™ˆ๐™–๐™ก๐™–๐™œ๐™–๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™–๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ #๐™„๐™ฃ๐™ฉ๐™š๐™ง๐™ซ๐™ž๐™จ๐™ž๐™ค๐™ฃ 2025 ๐™๐™ค๐™ฎ Denise ๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™–๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™–๐™›๐™– ๐™›๐™ค๐™๐™ฎ ๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™–๐™ค๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™š๐™ค ๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™–๐™๐™–๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™œ๐™–๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ค๐™ข๐™–๐™ก๐™ฎ ๐™ฉ๐™š๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™„๐™ซ๐™–๐™ฉ๐™ค.
๐Ÿ”ดNa tsy nandresy aza dia nahazo maro hoy kosa i Mamy Gotso izay isan'ireo mpitsara nandritran'izany. Matihanina tanterara ny seho nataon'izy ireo saingy niankina tamin'ireo mpitsara iraisam-pirenena ny vokatra hoy hatrany izy.

Mehetsika koa ry zareo etsy andafiatsimo
24/09/2025

Mehetsika koa ry zareo etsy andafiatsimo

Address

Antananarivo

Telephone

+261348313177

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mih vente posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mih vente:

Share