27/04/2025
[[HO FANAMPIANAO NY HAFA DIA ZAVARAO REHEFA VOAVAKINAO]]
‼️ZAVA-DEHIBE TSARA HO FANTATSIKA IZY ITY⛔♻🍀
------***------
📌 - Rehefa matory dia ataovy lavitra anao ny finday na ordinateur. Fa manakorontana ny fiasan'ny atidoha ny rayonnement électromagnétique alefany.📳Tsara raha vonoina mihitsy📵
📌- Raha miasa anoloan'ny ordi foana ianao, dia asio rano @ vera eo akaikinao ,hisintona ny radiation alefany💥
📌- Rehefa manao do**he na manasa loha, dia tongotra foana aloha lemana voalohany mba hisorohana ny fiakaran'ny tosidra; AVC ; na arrêt cardiaque🚿⚠
📌- Ny rano /sakafo mangatsiaka dia manafaingana ny fahanteran'ny sela ; mahatonga ny virus hatanjaka; mahatonga fiforonan'ny homamiadan'ny vavony; ary mampiraikitra ny tavy ratsy anaty vatana🍼.
📌- Ny rano mamay be 'zay zaka 1,5l - 2l isan'andro dia manampy amin'ny fanalàna menaka ratsy anaty; manatsara ny fikorianan'ny ra ; ary mampiakatra hery fiarovana.✅
📌- Ny rano mafana misy citron dia miaro @ fiforonan'ny vato any voa (calcul rénal) sy ny fahavoazan'ny voa (insuffisance rénal). Sady misoroka homamiadana🍋
📌- Ny mamy tafahoatra dia mahatonga olan'n thyroïde🍩
📌 - Tsy tsara ho an'n marary aty ny fruits de mer; chocolat ; noix de coco ; sakay ; sns...⛔🍫
📌 - Tsara raha lanjalanjaina ny paty ; charcuterie ; poulet de chaire; zava-pisotro misy alkaola & misy gaz🍝🍷🍗
📌- Manimba reins ny fanafody chimiques⚠💊
📌- Fadio ny marikivy ho an'ny olona mora taitaitra; manao palpitation ; ary mora midecal🍋!!!
📌- Misotroa rano mamay 1 na 2 vera ny alina alohan'n hatory hisorohana ny AVC ;na ny tosidra miakatra🛌
📌 - Rehefa taitra @ alina ,d aza tonga dia mitsangana fa mipetraha kely 2min aloha. Mahafaty tampoka mantsy 'zany⛔
📌 - Ezaho ho tsy miovaova ny ora fisakafoanana mba ho fahasalaman'ny vavony🕧🍚
📌- Aza miandry poiritra loatra vao mipipy,fa mankarary reins zany⚠
📌- Tsy mety amin'ny olona nididy ; hiatrika fandidiana; na vehivavy tonga fotoana ,ny tamotamo📛Mahatonga hémorragie !!!
Mirary soa.