11/02/2025
Matetika ianareo client(e)s manome retour mahafinaritra mandeha aty aminay. Ohatra ny amin'izay ireto madame 2 ireto, maro ianareo tao fa vitsy no nanaiky aseho ny anarana.
ho anao izay te hampivoatra ny varotrao sy ny service-nao, afaka miara-miasa aminao izahay amin'ny resaka boost : 6000ar/j
✅ Mampiankatra follower amin'ny page ihany koa izay : 15000ar/k
✅ Ary Mivarotra page efa betsaka follower.