Vaovao Mada 7/7

Vaovao Mada 7/7 Ny vaovao marina, tsy mitanila, hanasoa ny Malagasy

30/09/2025

❌Manameloka ny fikitihana ny mpanao gazety manao ny asany, na mivantana na ankolaka❌

Mampitandrina ny Zandary.
30/09/2025

Mampitandrina ny Zandary.

Vaky ny jaridainan'Ambohijatovo izay kianjan'ny Demokrasia.
30/09/2025

Vaky ny jaridainan'Ambohijatovo izay kianjan'ny Demokrasia.

📢Niorakorahan'ny olona Jeneraly Richard Ravamomanana tety Ambatonakanga raha nivoaka ny trano hamonjy birao.
30/09/2025

📢Niorakorahan'ny olona Jeneraly Richard Ravamomanana tety Ambatonakanga raha nivoaka ny trano hamonjy birao.

Ambohijatovo ihany no fotoana hoy ireo mpanao fihetsiketsehana ety Antaninandro.
30/09/2025

Ambohijatovo ihany no fotoana hoy ireo mpanao fihetsiketsehana ety Antaninandro.

✊Navotsotra ny solombavambahoaka Rajerison Antoine.Nisaotra ireo vahoaka rehetra ao manohana azy izy, ary miantso ny ham...
30/09/2025

✊Navotsotra ny solombavambahoaka Rajerison Antoine.

Nisaotra ireo vahoaka rehetra ao manohana azy izy, ary miantso ny hampitsaharana ny hetsika fitakiana famoahana azy fa efa navotsotra ny tenany izao.

TOROMARIKY NY Gen Z Madagascar
30/09/2025

TOROMARIKY NY Gen Z Madagascar

❗Tapitra ny fanarahamaso ara-pitsarana an'i Babà sy Clémence Nahemotra amin'ny 11 novambra kosa ny fitsarana azy ireo.
30/09/2025

❗Tapitra ny fanarahamaso ara-pitsarana an'i Babà sy Clémence

Nahemotra amin'ny 11 novambra kosa ny fitsarana azy ireo.

Mba a partagé azafady indrindra. Kitapo latsaka nisy nahita ety ankatso omaly. Téléphone dia io karatra io no tao. ©Arme...
30/09/2025

Mba a partagé azafady indrindra.

Kitapo latsaka nisy nahita ety ankatso omaly.
Téléphone dia io karatra io no tao.

©Armel Patrick

❗Mitohy ny Tolona sy ny Fitakiana hoy ny Gen Z Madagascar
29/09/2025

❗Mitohy ny Tolona sy ny Fitakiana hoy ny Gen Z Madagascar

🤔Mitohy ve ny tolona sa raisina ny fifonan'i Andry Rajoelina ary hifanatona sy hifampiresaka?
29/09/2025

🤔Mitohy ve ny tolona sa raisina ny fifonan'i Andry Rajoelina ary hifanatona sy hifampiresaka?

📌7 taona mahery no naha Praiminisitra an'i Ntsay Christian teo amin'ny fitondrana. Mbola ny andron'ny Filoha teo aloha H...
29/09/2025

📌7 taona mahery no naha Praiminisitra an'i Ntsay Christian teo amin'ny fitondrana. Mbola ny andron'ny Filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina ary nandimby ny fitondran'ny Filoha Andry Rajoelina tamin'ny ny manda voalohany sy izao manda faharoa izao.

Androany araka izany vao nanala Praiminisitra ny Filoha Andry Rajoelina.

📩Teny kely ho an'ity Praiminisitra teo aloha ity ary e.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vaovao Mada 7/7 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vaovao Mada 7/7:

Share

Category