Ketrika saina

Ketrika saina Love - Relationship - Mind - Communication

Ho an'ireo milaza fa tsy mandeha ny lien dia afaka miditra message privรฉ miaraka amin'ny capture afahako mahita ny olana...
06/12/2025

Ho an'ireo milaza fa tsy mandeha ny lien dia afaka miditra message privรฉ miaraka amin'ny capture afahako mahita ny olana tsy mapandeha azy Aminao. ๐Ÿฅบ

๐Ÿ“ŒRehefa mikitika ilay lien kosa dia tsindrinana ilay nofaritako boribory dia mandeha ny tรฉlรฉchargement izay manodidina ny 50 mรฉga eo.

Raha olana noho ny findainao kosa dia manasa anao itsidika cyber anaty fotoana fohy. โค๏ธ

๐Ÿ‘‰ Manomboka amin'ny herinandro isika miverina mifantoka amin'ny Dark sรฉduction indray Raha mbola maro no miandry dia afaka manoratra ao amin'ny commentaire โค๏ธ

06/12/2025

Iza avy no efa nahazo sy nampiatra ny Ho'oponopono?
๐Ÿ“ŒZarao ao amin'ny commentaire ny niainanao azy โค๏ธ

Tena hoe mafy anie hoa ity technique izay nozaraiko aminao maimaimpoana ity rehefa nahitako vokatra ny fampiarana azy. T...
04/12/2025

Tena hoe mafy anie hoa ity technique izay nozaraiko aminao maimaimpoana ity rehefa nahitako vokatra ny fampiarana azy.

Tรฉmoignage kely avy amin'ny olona iray izay nampiatra iray andro monja dia efa nahatsapa fiovana sahady. โค๏ธ

Ary ianao ve efa nanao pratique?
Toa ny ahoana no tsapanao? โค๏ธ


03/12/2025

Raha tinao no ahita vokatra amin'ilay video nozaraiko aminao dia ampiaro ary ataovy isan'andro ๐Ÿ’–
Maraina no mety indrindra ๐Ÿ˜‰

๐™‰๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ง๐™–๐™ ๐™ค ๐™ž๐™ฉ๐™ฎ ๐™ฉรฉ๐™˜๐™๐™ฃ๐™ž๐™ฆ๐™ช๐™š ๐™ž๐™ฉ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ค ๐™ซ๐™ค๐™–๐™ก๐™ค๐™๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฃ๐™–๐™๐™–๐™›๐™–๐™๐™–๐™ ๐™ค ๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ก๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ง๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ง๐™š๐™๐™š๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™š๐™ง๐™–๐™ ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ก๐™–๐™จ๐™–๐Ÿ’– .Lesona lehibe indrind...
02/12/2025

๐™‰๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ง๐™–๐™ ๐™ค ๐™ž๐™ฉ๐™ฎ ๐™ฉรฉ๐™˜๐™๐™ฃ๐™ž๐™ฆ๐™ช๐™š ๐™ž๐™ฉ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ค ๐™ซ๐™ค๐™–๐™ก๐™ค๐™๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฃ๐™–๐™๐™–๐™›๐™–๐™๐™–๐™ ๐™ค ๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ก๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ง๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ง๐™š๐™๐™š๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™š๐™ง๐™–๐™ ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ก๐™–๐™จ๐™–๐Ÿ’– .

Lesona lehibe indrindra izay azoko tamin'ity tรฉchnique ity ary nampiariko hatrany teo amin'ny fiainana sy nitondra soa indrindra ahy dia ny hoe:
๐Ÿ“Œ๐™๐™ค๐™ข๐™ฅ๐™ค๐™ฃ'๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ž๐™ ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฎ ๐™ง๐™š๐™๐™š๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ข๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™–๐™ฃ๐™œ๐™– ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™–๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค.

Tsaroako ary mbola azoko sary an-tsaina teny foana ilay nitia olona iray ary voadona mafy rehefa nisaraka.
๐Ÿ‘‰Dia nanomboka teo lasa fahazarana ny manamelo-tena. ๐Ÿ’”
๐Ÿ‘‰Nanomboka tafateny mihintsy hoe ratsy loatra angamba izaho dia tsy tiany intsony. ๐Ÿ’”
๐Ÿ’”Vao miresaka momba azy dia manaikitra mafy ny anaty fo ary misento foana,

๐Ÿ‘‰ Teo foana nandritra ny fotoana lava be fa toa na misy olona hafa aza miaraka dia mandao sy misaraka dia izay foana no miverimberina ๐Ÿฅน๐Ÿฅน
๐Ÿ‘‰Lasa mataotra mafy ny hitia olona sao voafitaka indray.
๐Ÿ‘‰Lasa tsy matoky olona intsony.
๐Ÿ‘‰Nefa ihany koa lasa manao izay rehetra lazain'ny hafa sy tian'ny hafa mba itiavany. ๐Ÿฅน
Toa lasa ny hafa indray no ambony noho ny tenako ๐Ÿ’”

Ireo rehetra voalazako eo ambony ireo anefa no anisan'ny lasa fototra nitondra fijaliana ary nampitombo foana ny tsy fahatokisan-tena intsony.
๐™‡๐™–๐™จ๐™– ๐™–๐™ฉ๐™–๐™ค๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™›๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™ค๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™ž๐™๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™–๐™ง๐™ฎ.

Rehefa niresaka tamin'ny namana iray tamin'izay dia izy no anisan'ny nanoro ahy sy nahafantarako ny atao hoe Ho'oponopono izay nahitako vokatra tao anaty andro vitsy monja ny fampiarana azy.
Tsy ho azavaiko be eto ny Ho'oponopono fa fotsiny tรฉchnique izay fampiasa afahana manadio ny mรฉmoire tsy nety rehetra izy io ary afahana miverina amin'ny รฉtat zรฉro.

๐Ÿ“Œ๐™ˆ๐™ž๐™จ๐™ฎ ๐™ซ๐™ž๐™™รฉ๐™ค ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฏ๐™–๐™ซ๐™– ๐™ž๐™ฉ๐™ฎ ๐™ฉรฉ๐™˜๐™๐™ฃ๐™ž๐™ฆ๐™ช๐™š ๐™ž๐™ฉ๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ค๐™ข๐™—๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ค๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ฏ๐™–๐™ซ๐™– ๐™ž๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™™๐™ง๐™– ๐™–๐™ง๐™ฎ ๐™ข๐™ž๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ง๐™–๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ฏ๐™ฎ ๐™ฉ๐™ค๐™– ๐™ž๐™ง๐™š๐™ฃ๐™ฎ ๐™ขรฉ๐™™๐™ž๐™ฉ๐™–๐™ฉ๐™ž๐™ค๐™ฃ ๐™œ๐™ช๐™ž๐™™รฉ ๐™ž๐™ง๐™š๐™ฃ๐™ฎ ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฎ ๐™ฃ๐™ค๐™๐™š๐™ฃ๐™ค๐™ž๐™ ๐™ค ๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ'๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ค ๐™–๐™ง๐™ฎ ๐™ฃ๐™–๐™๐™ž๐™ฉ๐™–๐™ ๐™ค ๐™ซ๐™ค๐™ ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ฉ๐™–๐™ค ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ค ๐™ซ๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ซ๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™ฎ.

Amin'ny teny franรงais ity vidรฉo ity ary ho zaraiko amin'ireo rehetra izay mahatsapa fa miaina ny iray amin'ireo ambony ireo na manana olana vokatry ny lasa fotsiny na amin'ny lafiny inona na inona.
๐™๐™–๐™๐™– ๐™๐™š๐™ฃ๐™ค๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™จ๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™ฉ๐™ค๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™–๐™ค๐™ ๐™ค ๐™ž๐™ฉ๐™ฎ ๐™ซ๐™ž๐™™รฉ๐™ค ๐™ž๐™ฉ๐™ฎ ๐™™๐™ž๐™– ๐™–๐™๐™ž๐™ฉ๐™– ๐™ซ๐™ค๐™ ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™ฎ ๐™›๐™ค๐™ฉ๐™ค๐™–๐™ฃ๐™– ๐™›๐™ค๐™๐™ฎ ๐™ž๐™๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ ๐™ค๐™– ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค.

๐Ÿ“ŒRaha tinao ny izarako azy ity aminao dia antsoy ao amin'ny commentaire ny namanao izay tsapanao mety mila azy ity ary soraty ao amin'ny commentaire ny hoe Ho oponopono dia alefako message aminao avy hatrany ilay vidรฉo.

Tsarovy ihany koa fa tsy ho ianao mihintsy ny no ho lasa ho toa ny Amboara na mรฉdaille ho an'ny hafa raha ianao ary tsy mihavana amin'ny lasanao sy mbola manana ratra nohony lasa foana.

๐Ÿ“Œ๐™„๐™ฏ๐™–๐™ฎ ๐™ง๐™š๐™๐™š๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ข๐™–๐™๐™–๐™ซ๐™ž๐™ฉ๐™– ๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™ง๐™š๐™๐™š๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ซ๐™ค๐™–๐™ก๐™–๐™ฏ๐™– ๐™–๐™ข๐™—๐™ค๐™ฃ๐™ฎ ๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™ž๐™๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ค ๐™–๐™จ๐™–๐™ž๐™ ๐™ค ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™ค๐™ ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ž๐™™๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ขรฉ๐™จ๐™จ๐™–๐™œ๐™š ๐™–๐™ข๐™ž๐™ ๐™ค ๐™™๐™ž๐™– ๐™–๐™ก๐™š๐™›๐™–๐™ ๐™ค ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™–๐™ซ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฉ๐™ง๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ž๐™ฉ๐™ฎ ๐™ซ๐™ž๐™™รฉ๐™ค ๐™ž๐™ฉ๐™ฎ.

๐ŸŸกTadidio fa Ifanampy isika ary raha tinao dia ARAHO hatrany ny Pejy ary ZARAO ho itan'ny hafa satria efa manampy ny hafa sahady ianao raha manampy azy izay zarainao ho azy.

29/11/2025

Inona no zavatra tsapanao mahasarika indrindra any aminao ilay ahazoanao compliment kely foana? ๐Ÿฅฐโค๏ธ
๐Ÿ“ŒAo aminy'ny commentaire๐Ÿ‘‡

28/11/2025

Lehilahy sa Vehivavy no betsaka ato?โค๏ธ
๐Ÿ“ŒAsio prรฉsence aloha amantarana azy ๐Ÿ˜Š

๐™๐™จ๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™›๐™–๐™๐™–๐™ฉ๐™ค๐™ ๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ-๐™ฉ๐™š๐™ฃ๐™– ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™–๐™ง๐™ฎ ๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™ฎ ๐™ž๐™ง๐™–๐™ฎ ๐™ก๐™š๐™๐™ž๐™—๐™š ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ซ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™›๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ๐™ฎ ๐™จ๐™ฎ ๐™–๐™๐™–๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™œ๐™– ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™๐™ค ๐™ฉ๐™จ...
28/11/2025

๐™๐™จ๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™›๐™–๐™๐™–๐™ฉ๐™ค๐™ ๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ-๐™ฉ๐™š๐™ฃ๐™– ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™–๐™ง๐™ฎ ๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™ฎ ๐™ž๐™ง๐™–๐™ฎ ๐™ก๐™š๐™๐™ž๐™—๐™š ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ซ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™›๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ๐™ฎ ๐™จ๐™ฎ ๐™–๐™๐™–๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™œ๐™– ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™๐™ค ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™๐™ค ๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ข๐™ž๐™๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™ฎ. ๐Ÿ’”

Tsaroanao ilay fizarana farany teo hoe ianao no mila lasa Amboara?
Rehefa lasa ianao no Amboara sy medaille aminy dia ho ataony izay rehetra anekenao sy iarahanao aminy eo foana.
๐Ÿ“Œ๐™๐™จ๐™ฎ ๐™๐™ž๐™จ๐™ฎ ๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ค๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ค๐™š ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™ฃ๐™ค ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฎ ๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™š๐™ ๐™š๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค.

Fa tsy ho lasa Amboara mihintsy aloha ianao raha mbola tsy manana fahatokisan-tena sy mahay maneho izany e.
Ho raisiny faible be eo foana ianao dia anao izay rehetra azo atao nefa mety tsy ahita vokatra.

๐™„๐™ง๐™š๐™ฉ๐™ค ๐™ข๐™ž๐™จ๐™ฎ ๐™จ๐™ž๐™œ๐™ฃ๐™š ๐™ซ๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ซ๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™š๐™๐™ค ๐™›๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™›๐™–๐™๐™–๐™ฉ๐™ค๐™ ๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ-๐™ฉ๐™š๐™ฃ๐™– ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค:

๐Ÿ‘‰Miala-tsiny lava:
Ianao ilay miala-tsiny aminy foana iny na dia tsy ianao ary ny diso.
Na mety koa hoe zavatra tsy afaka ny ho controlenao mihintsy dia iny ianao fa mialatsiny

๐Ÿ‘‰Mandร  compliment:
Ilay ianao rehefa milaza zavatra tsara aminao izy dia ozy ianao hoe zavatra ratsy be io koa ary ve.
Manomboka eo ianao ilay lasa ratsy ho azy any an-tsainy any.

๐Ÿ‘‰Manaiky lava izay sitrapon'ny hafa
Ieny e, tsara ilay hoe tsara fanahy fa kosa rehefa tafahotra io dia tsy hisy dikany intsony ianao.
Ianao ilay manaiky foana izay lazaina na manda mafy ary ny ao an-tsainao.
Tsy tsapanao mampijaly anao ve iny nefa?

๐Ÿ‘‰Mampitaha lava ny tenanao aminy hafa:
Tsaroanao ianao ilay vao mahita olona iny na ihany koa ilay mijerijery actualitรฉ ato aminy facebook dia manomboka mampitaha lava ny fahombiazanao aminy hafa?

Maro be no mety ho fietsika maneho fa tsy mahaoky tena ianao.
Raha manao ny iray na maromaro amin'ireo ianao dia tsarovy fa tsy manana fahatokisan-tena ianao ary tsy ianao mihintsy ny ho lasa Amboara.

๐Ÿ“Œ๐™ˆ๐™ž๐™จ๐™ฎ ๐™ขรฉ๐™ฉ๐™๐™ค๐™™๐™š ๐™ซ๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ซ๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™–๐™ง๐™ฎ ๐™ฉ๐™จ๐™ค๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™–๐™ฏ๐™ค ๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ซ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฉ๐™ง๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™š๐™›๐™– ๐™–๐™›๐™–๐™ ๐™– ๐™ž๐™—๐™ค๐™ค๐™จ๐™ฉ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™๐™–๐™ฉ๐™ค๐™ ๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ-๐™ฉ๐™š๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฎ ๐™๐™ค ๐™ฏ๐™–๐™ง๐™–๐™ž๐™ ๐™ค ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™ขรฉ๐™ฉ๐™๐™ค๐™™๐™š ๐™๐™ฃ๐™™๐™š๐™ง๐™œ๐™ง๐™ค๐™ช๐™ฃ๐™™ ๐™ˆ๐™ค๐™ซ๐™š ๐™ž๐™๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ ๐™ค๐™–.

โš ๏ธSatria aminy maha Underground azy dia tsy ho ataoko public eto izy io.
Ary tsy ny rehetra no afaka isitraka azy rahateo.

๐Ÿ‘‰Raha tianao moa ny izarako ilay methode Underground move aminao dia ndao indray asio commentaire ato hoe Underground dia ho ataoko anaty liste ihany koa ianao.

๐ŸŸกTadidio fa Ifanampy isika ary raha tinao dia ARAHO hatrany ny Pejy ary ZARAO ho itan'ny hafa satria efa manampy ny hafa sahady ianao raha manampy azy izay zarainao ho azy.


28/11/2025

Efa ao ambadika ao ilay boky ahafahanao mifehy ny manipulation de masse.
๐Ÿ“ŒJereo ny commentaire

๐™‰๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ง๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™–๐™ฃ'๐™ž๐™ฉ๐™ฎ ๐™ฉรฉ๐™˜๐™๐™ฃ๐™ž๐™ฆ๐™ช๐™š ๐™ž๐™ฉ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ค ๐™–๐™๐™–๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™œ๐™– ๐™–๐™ฏ๐™ฎ ๐™ž๐™ฉ๐™–๐™™๐™ฎ ๐™จ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ž๐™ ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™ข๐™ž๐™ก๐™–๐™ฎ ๐™š๐™ฏ๐™–๐™ ๐™– ๐™—๐™š ๐™–๐™ซ๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ค... ๐Ÿ“ŒToe-tsaina sy...
25/11/2025

๐™‰๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ง๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™–๐™ฃ'๐™ž๐™ฉ๐™ฎ ๐™ฉรฉ๐™˜๐™๐™ฃ๐™ž๐™ฆ๐™ช๐™š ๐™ž๐™ฉ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ค ๐™–๐™๐™–๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™œ๐™– ๐™–๐™ฏ๐™ฎ ๐™ž๐™ฉ๐™–๐™™๐™ฎ ๐™จ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ž๐™ ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™ข๐™ž๐™ก๐™–๐™ฎ ๐™š๐™ฏ๐™–๐™ ๐™– ๐™—๐™š ๐™–๐™ซ๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ค...

๐Ÿ“ŒToe-tsaina sy fitondra-tena voalohany mila volenao manomboka anio dia ny hoe ๐ข๐š๐ง๐š๐จ ๐ง๐จ ๐š๐ฆ๐›๐จ๐š๐ซ๐š.

Hainao ve hoe toa ny ahoana ny fanirian'ny olona iray andrombaka ny amboara?
Ny olona iray dia vonona anao ny rehetra mihintsy afahany ho mpandresy mba ahazo ny mรฉdaille volamena.

๐Ÿ‘‰๐€๐ซ๐ฒ ๐ซ๐š๐ก๐š ๐ข๐š๐ง๐š๐จ ๐ง๐จ ๐š๐ฆ๐›๐จ๐š๐ซ๐š ๐ฏ๐จ๐ฅ๐š๐ฆ๐ž๐ง๐š ๐๐ข๐š ๐š๐ก๐จ๐š๐ง๐š?

Tsaroanao ve aloha ilay ianao ilay tsapanao manao izay tiany ilay olona iray iny foana satria tinao izy.
Mety hitanao hoe tsy hainao hazavaina ny antony ary tsy fantatrao ny hery manosika anao hitia azy any anatinao.
Fa nekenao izay tiany satria mataotra mafy ianao ny ilaozany.

โš ๏ธMataotra ianao no ilaozany satria tsapanao fa very ianao raha tsy misy azy.
Raha aminao dia izy no amboara.

๐Ÿ“ŒRaha mitondra tena ho toa ny amboara ho an'ny hafa ianao izany izao dia anao izay rehetra azony atao izy ahazoana anao.

๐€๐ก๐จ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐ญ๐š๐จ?
Aza manenjika sy mikaroka ny hafa foana.
Atsaharo ilay mangataka sy manao izay haneken'ny hafa anao foana.
Ampiaro ny herin'ny fampifilafilaina.

๐Ÿ‘‰Ny technique tsotra indrindra raha tinao ihany koa ny ho lasa Amboara ho azy ka anao izay rehetra azony atao izy ho anao dia ny fampiaranao ny atao hoe ๐™๐™ฃ๐™™๐™š๐™ง๐™œ๐™ง๐™ค๐™ช๐™ฃ๐™™ ๐™ˆ๐™ค๐™ซ๐™š na U Move.

๐Ÿ“ŒHo zaraiko aminao ataoko ranty mitokana ny afahanao manana ny Underground move aminy fomba tsotra indrindra raha tianao.

๐Ÿ‘‰๐˜ผ๐™๐™–๐™›๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™–๐™ง๐™–๐™ ๐™ค ๐™›๐™– ๐™ฉ๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ง๐™–๐™ ๐™ค ๐™ž๐™ฉ๐™ฎ ๐™ฉ๐™š๐™˜๐™๐™ฃ๐™ž๐™ฆ๐™ช๐™š ๐™ž๐™ฉ๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™™๐™ž๐™– ๐™จ๐™ค๐™ง๐™–๐™ฉ๐™ฎ ๐™–๐™ค ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ๐™ฎ ๐™˜๐™ค๐™ข๐™ข๐™š๐™ฃ๐™ฉ๐™–๐™ž๐™ง๐™š ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ค๐™š ๐™ช๐™ฃ๐™™๐™š๐™ง๐™œ๐™ง๐™ค๐™ช๐™ฃ๐™™ ๐™™๐™ž๐™– ๐™๐™ค ๐™–๐™ฉ๐™–๐™ค๐™ ๐™ค ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™ฎ ๐™ก๐™ž๐™จ๐™ฉ๐™š ๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™๐™–๐™ฏ๐™ค ๐™–๐™ฏ๐™ฎ ๐™–๐™ฉ๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ž๐™ ๐™ค ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค.

๐ŸŸกTadidio fa Ifanampy isika ary raha tinao dia ARAHO hatrany ny Pejy ary ZARAO ho itan'ny hafa satria efa manampy ny hafa sahady ianao raha manampy azy izay zarainao ho azy.

25/11/2025

Atsy ambadika atsy indray aloha ny boky gratuit ho anao maniry hivoatra sy amaky boky.
๐Ÿ“ŒAo aminy commentaire ny lien.

25/11/2025

Vonona ve nareo ra zaraiko aminareo ny tsiamnaratelon'ny sรฉduction izay noratoviko? ๐Ÿฅฐ
๐Ÿ“ŒAdaptรฉ ho an'ny lehilahy sy vehivavyโค๏ธ

Address

Itaosy
Antananarivo
102

Telephone

+261340495753

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ketrika saina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ketrika saina:

Share