Nid Douillet

Nid Douillet Parce que chaque bébé mérite le meilleur 🤱
Produits de qualité pour le confort de votre enfant
📍 Disponible à Antananarivo – Livraison partout à Madagascar !

03/08/2025

misy de tena tsivaina mihitsy 🤣🤣

Lehilahy Livreur @ môtô 🏍️ tonga tao an-trano efa reraka ka nanapa-kevitra ny handeha hiseky.Tampoka teo dia nihazakazak...
30/07/2025

Lehilahy Livreur @ môtô 🏍️ tonga tao an-trano efa reraka ka nanapa-kevitra ny handeha hiseky.

Tampoka teo dia nihazakazaka nivoaka avy tao amin’ny do**he izy, niboridana tanteraka, sady niantsoantso hoe: “Matoatoa, matoatoa, matoatoa! Misy matoatoa ao an-trano!
Nivoaka ny manodidina mba hijery ny zava-nitranga.
Ary avy eo ilay mpanatitra dia nanazava fa rehefa nandraraka rano teo amin’ny lohany teo amin’ny in-5 teo ho eo izy dia tsy nisy na dia indray mitete aza nikasika ny lohany.

KAY !! adino ny nanala Casque vao nandro.😁🤣😁

📣 Mahatalanjona! Fantatrao ve fa voarohirohy amin’ny raharaha fanodikodinam-bola sy fananana zanaka i Maitre Shi Yongxin...
28/07/2025

📣 Mahatalanjona!

Fantatrao ve fa voarohirohy amin’ny raharaha fanodikodinam-bola sy fananana zanaka i Maitre Shi Yongxin, ilay lehiben’ny temple Shaolin any Chine? 😮

Vola tokony ho an’ny asa soa sy fanatsarana ny tempoly no voalaza fa nampiasainy ho an’ny tenany, ary lazaina fa miaraka amin’ny vehivavy an-tsokosoko sy manan-janaka maro koa izy! 🤣🤣

Raha tianaao ny hahazo vaovao mivaingana sy resaka mafana hafa tahaka ity, araho ny pejy fa mbola ho avy ny vaovao hafa faran’izay mahafinaritra sy manaitra!

23/07/2025
23/07/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ramasy Victor Ratsimandresy, Poussy Nadia Jackie Landinirina, Vonizara Florine, Jhonny Kambana, Josie Tolotranambinina, Lemana Rjbd de Sahafoza, Avotra Maminiaina, Eddy Royah's, Rakotovao Manajara Jean Toky, Nanih Vololoniriana, Randrianirina Fracyla, Aaron Legrand, Mia Randria, Charlotte Randriamaniry, Ralaifaneva Faneva, Natha Andria, Jean De Dieu Rakotondrafara, Ny Ntsoa, Fetra LD, Sylvia Moravelo Zanarinina, Leo Rabesa, Aldine Kinga, Fregate Bravo, Tïnåh Natolotriniavõ, Nivo Caroline Ranivoarisoa, SO Taan, Nivo Angeline, Nasrine Meraly, Nanou Razoelisoa, Tiana Mahery, Toloja Raz, Florice Florice, Christaniah Todisoa, Alphonse Marie, Cia Rni, Chez Maman Zepherine, Jean Christel, Vo Arîh, Sabotsy Laurent, Doliane Doliane, Hantaniaina Randriamananjara

Aza mba voan'izao moa 🤣🤣😪
22/07/2025

Aza mba voan'izao moa 🤣🤣😪

Tsy hitako izay ho lazaina Fa tena ontsa ny fo! 🥹🥹🥺😪Andriamanitra anie tsy hamela anareo ho kamboty
22/07/2025

Tsy hitako izay ho lazaina Fa tena ontsa ny fo! 🥹🥹🥺😪
Andriamanitra anie tsy hamela anareo ho kamboty

Efa nataoko laharam-pahamehana hatrizay fa ny marina hatrany no ho lazaina anareo vahoaka Malagasy.Koa manoloana ny raha...
22/07/2025

Efa nataoko laharam-pahamehana hatrizay fa ny marina hatrany no ho lazaina anareo vahoaka Malagasy.

Koa manoloana ny raharaha mikasika ny fanapoizinana niteraka famoizana ain’olona maro dia mampiantso ireo Minisitra tompon’andraikitra aho ao amin'ny Lapam-pajakana ao Iavoloha, ka hanome ny tatitra sy fanazavana rehetra ho antsika izy ireo.
Harahinao mivantana ao amin'ny haino amanjery TVM sy RNM izany ny Alakamisy 24 jolay amin'ny 8 ora alina, mba tsy ho tompon-trano mihono ny Malagasy, indrindra ireo manana havana maty sy mbola miatrika fitsaboana.

Source : Andry Rajoelina

"Quand c'est un poison , c'est un poison . Tout le monde peut empoisonner et je ne veux pas savoir!!!" , izany ny dokote...
22/07/2025

"Quand c'est un poison , c'est un poison . Tout le monde peut empoisonner et je ne veux pas savoir!!!" , izany ny dokotera manana bac+8 = mitovy niveau @ T1,T2 ny epp @ miteny frantsay !🥺😡🙄

⭕EFA NIVOKA NY HOPITALY I FENOHASINAVao nivoaka ny hopitaly i Fenohasina dia noetina avy hatrany eny amin'ny Section de ...
21/07/2025

⭕EFA NIVOKA NY HOPITALY I FENOHASINA

Vao nivoaka ny hopitaly i Fenohasina dia noetina avy hatrany eny amin'ny Section de recherches criminelles Fiadanana io maraina io hatao fanadihadina .

Ny renin'i Fenohasina moa efa voatazona na atao natao "garde à vue" , izany ho tsy mahazo mody aloha .

Araho hatrany ny pejy

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261343895999

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nid Douillet posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share