Kala Nap's

Kala Nap's Oroka mamy 💋
Contact pour partenariat : [email protected]

Bandy bokon’hozatsa izy no mpanao ara, sady mpihira no mpanao tantara. Nahafinaritra lesy ny fiarahana ry Fitiavana Mich...
01/09/2025

Bandy bokon’hozatsa izy no mpanao ara, sady mpihira no mpanao tantara. Nahafinaritra lesy ny fiarahana ry Fitiavana Michael ah! 😎

C'est du Joely Bob Tobias Officiel

Oroka mamy 💋

30/08/2025

Thank you! We are really ready for everything! Fahantrana ary tsy naharesy anay! 🇲🇬

30/08/2025

Maty eeee! Le sarimbilany vaky!!

Mikorontana ambony ambany ato ny trano amin’ny fitadiavako an’ity maillot Barea otantika vrai marque novidiko tetsy amin...
30/08/2025

Mikorontana ambony ambany ato ny trano amin’ny fitadiavako an’ity maillot Barea otantika vrai marque novidiko tetsy amin’ny petity vitesy tamin’ny 2019 ity!! Bakeo ny fotoana eeehhh! 🇲🇬

Mivarotra sarombilany vrai marque otantika amle mipoapoaka tsara. Aimpé ze mila. 🇲🇬Misy iray tsy dia mirefotra fa afaka ...
30/08/2025

Mivarotra sarombilany vrai marque otantika amle mipoapoaka tsara. Aimpé ze mila. 🇲🇬
Misy iray tsy dia mirefotra fa afaka ampiasaina atao zesta teknika fotsiny mba hoe otrotrzay eh!

Ny milay otranay izao tsy mila miseho milay fa tode hita eny hoe milay! Draissss 😎Any amin’ny Theâtre Traversière Paris ...
29/08/2025

Ny milay otranay izao tsy mila miseho milay fa tode hita eny hoe milay! Draissss 😎
Any amin’ny Theâtre Traversière Paris daholo mifampitaona izany izay te hiseho milay rehetra eh! Oroka mamy
Ato ny rohy hangalana tapakila fa efa sold out izy ao.
www.cestdujoely.com

26/08/2025

We respect the people in Madagascar!! 🇲🇬

26/08/2025

Nofafan’i prezy sahady ilay post goal teo! 🇲🇬

Mba te hanao lifestyle kely ny voanjobory roa kapoaka nefa ilay taolana efa mangotsongotsoka tsy mahazaka talon intsony!...
26/08/2025

Mba te hanao lifestyle kely ny voanjobory roa kapoaka nefa ilay taolana efa mangotsongotsoka tsy mahazaka talon intsony! Hafa ihany ilay tenisy manakaiky ny tany eh! Mampijaly tena ihany isika vehivavy ka! 😭

Raha te handefa vola any Madagasikara hividanana voanjobory dia SENDWAVE ampiasaina. Mbola mahazo BONUS 10€ rehega mampiasa code promo « KALANAPS ».

Inona pr indray itony ry Benja ah?
25/08/2025

Inona pr indray itony ry Benja ah?

22/08/2025

Misy musique de fond daholo ny ahy ny fiainako rehefa miankanjo. Desanseka raha hainao daholo ireo ny mihira an’ireo hira ireo 🙌🏽! Miala amle droit dotera dia Kala Nap’s ihany no feo lafika. 😁

Mangalaha sary kambony dia hanaovy story mihitsy fa zahay aty France ko ary be dia be no tsy mbola nitaingina izany télé...
17/08/2025

Mangalaha sary kambony dia hanaovy story mihitsy fa zahay aty France ko ary be dia be no tsy mbola nitaingina izany téléphérique izany, satria tsy misy amin’ny toerana rehetra sady tsy « moyen de transport urbain par défaut » ireny aty.
Raha sendra tapaka fotsiny ilay jiro dia oroka mamy daholo dia mahereza.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kala Nap's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kala Nap's:

Share