
18/11/2023
Parfum tsara fofona be daholo😍🥰
Maharitra be iany koa.
Misy ho an'ny lehilahy, vehivavy ary ny ankizy iany koa.
12 000ar daholo
Manao livraison izahay ary mandefa iany koa.
Aza misalasala mandefa MP ary o!😉