Eric T. Guitare MG

  • Home
  • Eric T. Guitare MG

Eric T. Guitare MG Musicien

04/02/2024

Soirée kely ny Omaly SAMEDI


A/C Ny JIHY

Manaja daholo 🤛 Nokarohako kely izy ity fa misy fivadihana ACCORD mahafinaritra 🤩 dia sady nasiako tononkira no nampiara...
17/01/2024

Manaja daholo 🤛 Nokarohako kely izy ity fa misy fivadihana ACCORD mahafinaritra 🤩 dia sady nasiako tononkira no nampiarahako @ Accord
NIU RAZA Arendrina Taratasy

••• 1èr COUPLET 🖋️

Mba tadidinao ve
A-min > F-maj
Ilay lalana falehantsika mandeha sekoly

G-maj > D-min
Teo tsika ilay mampiaraka, mialohan'ny tsy maintsy mody

Harivariva
A-min > F-maj
Mody masoandro, Masoandron'Antananarivo
G-maj > C-maj
Ianao ilay zatra manatitra ahy, tsy adinoko

________________________
E-min > F-maj
Tsiarotsiaro ihany ireo, tsy azo afangaro
E-min > F-maj > G-maj
Sento sisa aho raha mba sendra mahatsiaro

RÉF : ⬇️

Fa toy ny
A-min > F-maj
Arendrina Taratasy ôh, ny antsika sy ianao
C-maj
Efa may may
D-min
May may

Satria
A-min > F-maj
Arendrina Taratasy ôh, ny antsika sy ianao
C-maj
Efa may may
D-min
May may

🎹 Mélodie 🎼

••• 2èm COUPLET 🖋️

C-maj > D-min/F > A-min/G-maj
Mba tadidinao ve ilay fihaonana

F-maj > A-min/G-maj
Ilay tsika roa manenjika bus

F-maj > A-min/G-maj
Mijanona eo MAHAMASINA

A-min > D-min/F
Rehefa tsena Alakamisy

A-min > D-min
Harivariva mody masoandro

F-maj > A-min/G-maj
Masoandron'Antananarivo

B-maj > A-min7 > D-min7
Ianao ilay zatra manatitra ahy

G-maj > C-maj
Tsy adinoko
________________________
E-min > F-maj
Tsiarotsiaro ihany ireo, tsy azo afangaro
E-min > F-maj > G-maj
Sento sisa aho raha mba sendra mahatsiaro

RÉF : ⬇️

Fa toy ny
A-min > F-maj
Arendrina Taratasy ôh, ny antsika sy ianao
C-maj
Efa may may
D-min
May may

Satria
A-min > F-maj
Arendrina Taratasy ôh, ny antsika sy ianao
C-maj
Efa may may
D-min
May may

🎹 Mélodie 🎼

22/02/2023

Vazovazo kely miaraka Fāœl Rabearimalanto
Ndeha re anaka
A/C DADAH Rabel

GUITARE Afaka hafarana ato @ pejy avokoa izay hitanao @ vidéo alefako eto sy izay mbola ho alefa

Araho hatrany ny pejy 👈

Address


Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Telephone

+261381373475

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eric T. Guitare MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Eric T. Guitare MG:

  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share