
03/11/2023
💪MPANDRESY IANAO AMIN'NY ANARAN'I JESOA💪
Ry tanora malala, 👨👩
- Aza laniana amin'ny fanandramana ny mahafinaritra eto amin'izao tontolo izao ny fotoananao, mandalo daholo ireny
- Mahaiza manorina ny ho avinao, fa ny ho avinao dia miankina aminao ihany,
- Ny ho avinao dia manomboka amin'ny fitondratenanao aty amin'ny adolantsento
- Mahaiza manavaka ny mahasoa sy ny mahafinaritra
- Sao hanenenanao ka ho tara loatra ianao
😍😘Ry tanora namako, ndeha isika hikolo sy hitsinjo ny ho avintsika 😘😍