๐‘ป๐‘ฝ.๐‘ท๐’‚๐’“๐’‚๐’…๐’Š๐’”๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š.๐’„๐’๐’Ž

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • ๐‘ป๐‘ฝ.๐‘ท๐’‚๐’“๐’‚๐’…๐’Š๐’”๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š.๐’„๐’๐’Ž

๐‘ป๐‘ฝ.๐‘ท๐’‚๐’“๐’‚๐’…๐’Š๐’”๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š.๐’„๐’๐’Ž Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ๐‘ป๐‘ฝ.๐‘ท๐’‚๐’“๐’‚๐’…๐’Š๐’”๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š.๐’„๐’๐’Ž, Media/News Company, Antananarivo.

โš ๏ธ ACCIDENT RN4- VOYAGE D'ร‰TUDE โ€ผ๏ธ FIARA NITONDRA MPIANATRY NY UNIVERSITร‰ PRIVร‰E AVY ETO TANA LATSAKA ANATY HANTSANA  Fi...
11/05/2025

โš ๏ธ ACCIDENT RN4- VOYAGE D'ร‰TUDE โ€ผ๏ธ FIARA NITONDRA MPIANATRY NY UNIVERSITร‰ PRIVร‰E AVY ETO TANA LATSAKA ANATY HANTSANA

Fiara sprinter nitondra mpianatra avy aminโ€™ny oniversite tsy miankina no nivarina anaty hantsana teny anelanelanโ€™i sy ny maraina teo.

๐ŸšŒ Nisy mpandeha 29 tao anatiny, ka maro no naratra mafy โ€“ anisanโ€™izany ireo tapa-tongotra sy ratra lehibe.

โ›‘๏ธ Efa naentina haingana namonjy hopitaly ao Ankazobe ireo naratra. Fantatra nis iray namoy ny ainy raha ny vaovao voaray farany ๐Ÿ˜ช

Sary fanehoana
Eh Aza adino COURS FLASHAGE Dร‰CODAGE GRATUITE ๐Ÿ‘‡ ๐Ÿ‘‡ ๐Ÿ‘‡ https://www.facebook.com/100058092454822/posts/1089349039678168/?app=fbl

๐Ÿšซ๐—›๐—ข ๐—™๐—”๐—œ๐—ญ๐—œ๐—ก๐—” ๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ฌ  #๐—ญ๐—”๐—ก๐——๐—”๐—ฅ๐—ฌ  #๐—ก๐—œ๐—ฃ๐—œ๐—ฃ๐—ฌ ๐—”๐—ก-๐—ž๐—”๐—Ÿ๐—”๐— ๐—”๐—ก๐—๐—”๐—ก๐—”Milaza ny avy ao amin'ny   fa, "๐™ž๐™ก๐™–๐™ฎ ๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™™๐™–๐™ง๐™ฎ ๐™ฃ๐™ž๐™ฅ๐™ž๐™ฅ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ-๐™ ๐™–๐™ก๐™–๐™ข๐™–๐™ฃ๐™Ÿ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ž๐™ฃ๐™ฎ...
02/05/2025

๐Ÿšซ๐—›๐—ข ๐—™๐—”๐—œ๐—ญ๐—œ๐—ก๐—” ๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ฌ #๐—ญ๐—”๐—ก๐——๐—”๐—ฅ๐—ฌ #๐—ก๐—œ๐—ฃ๐—œ๐—ฃ๐—ฌ ๐—”๐—ก-๐—ž๐—”๐—Ÿ๐—”๐— ๐—”๐—ก๐—๐—”๐—ก๐—”
Milaza ny avy ao amin'ny fa, "๐™ž๐™ก๐™–๐™ฎ ๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™™๐™–๐™ง๐™ฎ ๐™ฃ๐™ž๐™ฅ๐™ž๐™ฅ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ-๐™ ๐™–๐™ก๐™–๐™ข๐™–๐™ฃ๐™Ÿ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ž๐™ฃ๐™ฎ ๐™™๐™ž๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™–๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ฎ ๐™–๐™ง๐™ฎ ๐™๐™ค #๐™›๐™–๐™ž๐™ฏ๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ง๐™–๐™ ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™จ๐™–๐™ฉ๐™– ๐™ข๐™ž๐™–๐™ง๐™–๐™ข๐™ž๐™ก๐™– ๐™ข๐™—๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™๐™ž๐™ซ๐™š๐™ง๐™š๐™ฃ๐™–๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™ค๐™ฎ ๐™ž๐™ง๐™š๐™ฃ๐™ฎ ๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ค๐™ฃ๐™ฎ".
Tsy nahalala ity farany hoe nisy naka sary avy aty aoriana izay fihetsika tsy azo ekena ny toy izao araka ny nambaran'ny avy ao amin'ny .

ยฉCIRGN Antananarivo

Ny nahatonga ahy tsy hifoka moly...
01/05/2025

Ny nahatonga ahy tsy hifoka moly...

TSY AZO ANAOVANA MALOTO.DINA 10.000Ar.Plus BOMBE MANDATSA-DRANOMASO.De Plus DAROKA SY TIPAKA.
01/05/2025

TSY AZO ANAOVANA MALOTO.
DINA 10.000Ar.
Plus BOMBE MANDATSA-DRANOMASO.
De Plus DAROKA SY TIPAKA.

1er Mai 2025, ๐Ÿ“ Paradis
01/05/2025

1er Mai 2025, ๐Ÿ“ Paradis

Tandremo les zn๐Ÿค”๐Ÿ˜ญ๐Ÿคฃ
01/05/2025

Tandremo les zn๐Ÿค”๐Ÿ˜ญ๐Ÿคฃ

Toxie Danielle dia nanao ny fanovana ara-batana ho aminโ€™ny faratampony.Taloha, mbola niseho voajanahary izy, fa ankehitr...
01/05/2025

Toxie Danielle dia nanao ny fanovana ara-batana ho aminโ€™ny faratampony.

Taloha, mbola niseho voajanahary izy, fa ankehitriny kosa dia rakotry ny tatoazy manomboka aminโ€™ny lohany ka hatrany an-tongony. Saika rakotra ranomainty tanteraka ny tapany ambony aminโ€™ny vatany.

Nanao fanovana mahery vaika maro izy, anisanโ€™izany ireto : โ€” Tatoazy aminโ€™ny masony,
โ€” Ny lelany dia nasinao tatouage sady nozaraina roa,
โ€” Nesorina taminโ€™ny fandidiana ny orony,
โ€” Nasina nofo manify napetraka ambaninโ€™ny hodiny ka nahatonga toy ny tandroka teo aminโ€™ny handriny.

Fomba fisehoana miavaka sy mahagaga izay mbola manaitra sy mampitolagaga olona maneran-tany.

E!....MAHASOA ANAO SY NY MANODIDINA ANAO TY!...Otranโ€™izao ny Stade nโ€™ireny SIDA ireny rehefa tsy manaraka fitsaboana ian...
28/04/2025

E!....MAHASOA ANAO SY NY MANODIDINA ANAO TY!...
Otranโ€™izao ny Stade nโ€™ireny SIDA ireny rehefa tsy manaraka fitsaboana ianareo๐Ÿ™๐Ÿผ...manaova Teste isaky ny 3 volana.
Tsy indray mandeha manao teste fa isaky ny 3 volana ianao mila manao teste.
De aoka mba mitandrina fona, tsy mahamenatra ny miteny hoe manaova kapoty.
Dia aza tia miray aminโ€™olona tsy fantatra ny fahasalamany!...tsara foana manantona mpitsabo (CSB, hopitaly be). Dia aza mandeha mafy loatra raha mbola tsy voa isika fa mampidi-doza ho anโ€™ny ankohonanaoโค๏ธ

Tadidio fa ny olona mitondra ny tsimokarentina VIH Sida tsy voatery mahia kely fa misy mahazo aina nefa mitondra ilay Virus!...efa misy ny fitsaboana mba tsy hitomboanโ€™io Virus io aminโ€™izao ary rehefa manaraka fitsaboana ianareo dia tsy mamindra aminโ€™ny hafa afaka manome taranaka, afaka miaina toy ny olona rehetra ihany koa!โค๏ธ

Elร na tsiny aminโ€™izay tomponโ€™ny sary fa sary fanehoana no atonโ€™io!!!

Ampitiavana be!....

Izao indray no malaza๐Ÿ”ด๐Ÿ˜๐Ÿ’—
28/04/2025

Izao indray no malaza๐Ÿ”ด๐Ÿ˜๐Ÿ’—

Un petit bisous ร  tous๐Ÿ˜๐ŸฅฐGood night ๐Ÿ˜ด๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐ŸคžLa photographie Notre Beau metiรฉr sexy girl ๐Ÿ“ท๐Ÿ–ค๐Ÿ’Ž
27/04/2025

Un petit bisous ร  tous๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ
Good night ๐Ÿ˜ด๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿคž
La photographie Notre Beau metiรฉr sexy girl ๐Ÿ“ท๐Ÿ–ค๐Ÿ’Ž

Ialana tsiny fa somary mavesatra ny sary๐Ÿ™.Mamiana Bioncia, zazavavy 14 taoรฑa avy any  ambatondrazaka,  manaรฑa olana amin...
27/04/2025

Ialana tsiny fa somary mavesatra ny sary๐Ÿ™.
Mamiana Bioncia, zazavavy 14 taoรฑa avy any ambatondrazaka, manaรฑa olana amin'ny tongotrany roa (izy naseho amin'ny sary ambany reo), telo volana no namparary azy, nahiditra hopitaly ao CHRR Ambatondrazaka.

Efa maro ny fitsaboana natao (dokotera - Gasy - dokotera๐Ÿ˜ช). Ankehitriny anefa mila didina (Tapahina) ny tongotrany roa, koa manao antso avo ireo Ray aman-dRenin'ny sy ireo Mpikarakara azy fa efa lany ny eo ampelatanana, isaorana sahady tsara sitrapo . anareo izay hafaka haรฑampy.

Ity ny nimerao hahafahana mifandray na handefasana faรฑampiana ho azy โ˜Ž๏ธ 0349951509 Mme Fitiavรฃna.

"Tsy misy manaรฑa ny Ampy fa sambatra izay mifaรฑampy"

zarazarao...vaovao ity ho hitany namana sao misy afaka manampy

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐‘ป๐‘ฝ.๐‘ท๐’‚๐’“๐’‚๐’…๐’Š๐’”๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š.๐’„๐’๐’Ž posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share