06/07/2025
🥼NDAO NDRAY HIRESAKA FANAFODIM-BAVONY🥼
Ravinkinesy sy Felamalana, mahafaka aretim-bavony aretin'aty goty kiste fibrome cancer kiste, perte mangididy na misy fofona (Infection vaginale), mahafaka fifohana rongony sy sigara mapahazo Zaza, mandio utérus sy mandio kibo, troubles hormonal
1️⃣. Oignon+siramamy kikisana ny oignon 2 rarahana siramamy 3 sotro avela hilona hahazoana ranony hanina 10mn alohan’ny sakafo 2 sotro in-3 isanan’andro
2️⃣. Ovy manta 2 lehibe kikisana hahazoana ny ranony sotroina in-2 isanan’andro anelanelan’ny sakafo.
3️⃣. Ravina papaye 1 + rano 1L apangotrahina dia sotroina 15mn alohan’ny sakafo fatra 1 vera sotrina maraina atoandro hariva
4️⃣. Ranona laisoa sy karoty mixena miaraka sotroina 15 mn mialohan’ny sakafo .
✅❌❌✅Tsara ho marihina tsy tsara ny fihinanana: café, ny alcool, ny sakafo matavy, ny menaka mandry, ny manao voky be loatra, ny fihinanana zavatra glacé sy ny fihinanan zavatra mafana be, ny fihinanana vary nafanaina ny fihinana miovaova lera lava sy mihinana matetika lava izay mandreraka ny vavony Tsara ny misotro rano mandritra ny tontolo andro elanelanina mandritra ny roa ora izany raha azo atao hampiasa azy tsara nefa aoka hosotro rano rah te hisotro Ataovy madio tsara ny ativava miborosy nify tsara rehefa avy misakafo
➡️➡️ Healthy Gasy ⬅️⬅️