15/07/2026
π΄π TSY FOTOANA HIALANA SASATRA FOTSINY NY FIALAN-TSASATRA, FA FOTOANA HANORENANA NY HO AVINAO KOA! π
Mandritra izao fialan-tsasatra izao, araraoty ny fotoana hanatsarana ny fahaizanao sy hanokafana varavarana vaovao ho an'ny ho avinao miaraka amin'ny TEHINA SERVICE. β¨
β
Fiofanana azo ampiharina avy hatrany
β
Mpanoro lalana sy fanohanana manokana
β
Taratasy fanamarinana (certificat)
π Sehatra fiofanana: πΉ Fandraharahana
πΉ Marketing Digital sy Varotra
πΉ Fampiasana ordinatera sy bureautique
πΉ Fiteny vahiny
πΉ Intelligence Artificielle sy Graphic Design
πΉ Leadership sy Communication
πΉ Fitantanam-bola sy maro hafa...
π‘ Ampiasao ny fialan-tsasatra hananganana ny ho avinao fa tsy handaniana fotoana fotsiny.
π― Mianara anio, mba hahombiazana rahampitso!
π© Manorata hafatra aminay raha mila fanazavana fanampiny na te hisoratra anarana.