Franck Pejy

Franck Pejy Abonnez-vous mes amies ๐Ÿ™‚
Bienvenue ร  tous sur ma seule page ๐Ÿฅน

โŒ Tsy nisy na iray aza tamin'ireo ekipa 6 avy ao amin'ny Premier League ka nandresy nandritra ny lalao ampahavalon-dalan...
11/03/2026

โŒ Tsy nisy na iray aza tamin'ireo ekipa 6 avy ao amin'ny Premier League ka nandresy nandritra ny lalao ampahavalon-dalana mandroson'ny Ligue des Champions

GALATASARAY 1๏ธโƒฃ-0๏ธโƒฃ LIVERPOOL
ATLETICO 5๏ธโƒฃ-2๏ธโƒฃ TOTTENHAM
NEWCASTLE 1๏ธโƒฃ-1๏ธโƒฃ FC BARCELONA
LEVERKUSEN 1๏ธโƒฃ-1๏ธโƒฃ ARSENAL
PSG 5๏ธโƒฃ-2๏ธโƒฃ CHELSEA
REAL MADRID 3๏ธโƒฃ-0๏ธโƒฃ MAN CITY

๐Ÿ“‹ Voka-dalao [Ligue des Champions - 1/8 de FINALE Aller]
10/03/2026

๐Ÿ“‹ Voka-dalao [Ligue des Champions - 1/8 de FINALE Aller]

๐Ÿšจ Navoakan'i Xavi daholo ny tsiambaratelon'i Laporta.Nilaza i Xavi fa i Laporta mihitsy no nanao izay nandehanan'i Messi...
09/03/2026

๐Ÿšจ Navoakan'i Xavi daholo ny tsiambaratelon'i Laporta.

Nilaza i Xavi fa i Laporta mihitsy no nanao izay nandehanan'i Messi niala tao amin'ny Barรงa.

Nieritreritra i Messi tamin'ny voalohany fa iray tsikombakomba tamin'ny fampandehanana azy niala tao amin'ny Barรงa i Xavi,fa taty aoriana dia nifandray tsara ihany izy sy Messi fa Laporta no tena fositra.

Nanao izay handotoana ahy izy hoy Xavi,mba haharatsy ahy teo imason'ireo mpilalao sasany.

Na ny zavatra tsy nisy aza noforoniny,hoy hatrany i xavi

Mety ho izao ny formantion ny Barcelone manoloana ani Newcastle
09/03/2026

Mety ho izao ny formantion ny Barcelone manoloana ani Newcastle

Lalao manaraka hoan'ny zay ts maharaka
09/03/2026

Lalao manaraka hoan'ny zay ts maharaka

17/12/2025

Zavatra vaovao sode tara tapeo *101*1 # mahazo apelle 10 minute Gratuit zarazarao mba ho hitani namana

๐Ÿ†• Nilaza i ๐™€๐™ฉ๐™๐™–๐™ฃ ๐™ˆ๐™—๐™–๐™ฅ๐™ฅรฉ fa ny ๐‘ท๐‘บ๐‘ฎ no hivoaka mpandresy โœ…๐Ÿ”ฐ Mbola hita ao amin'i ๐™€๐™ฉ๐™๐™–๐™ฃ hatrany ny fitiavany ilay klioba na...
09/07/2025

๐Ÿ†• Nilaza i ๐™€๐™ฉ๐™๐™–๐™ฃ ๐™ˆ๐™—๐™–๐™ฅ๐™ฅรฉ fa ny ๐‘ท๐‘บ๐‘ฎ no hivoaka mpandresy โœ…

๐Ÿ”ฐ Mbola hita ao amin'i ๐™€๐™ฉ๐™๐™–๐™ฃ hatrany ny fitiavany ilay klioba nanabe sy nikolokolo azy. Tsy nisalasala izy nilaza tamin'i ๐™†๐™ฎ๐™ก๐™ž๐™–๐™ฃ zokiny fa tsy handresy ๐‘ท๐‘บ๐‘ฎ izany ny ๐‘น๐’†๐’‚๐’ ๐‘ด๐’‚๐’…๐’“๐’Š๐’….

๐Ÿ”ฐ Saingy tsy adinony koa hoe tsy maintsy mahatafiditra baolina ao anaty araton'ny ๐‘ท๐‘บ๐‘ฎ i ๐™†๐™ฎ๐™ก๐™ž๐™–๐™ฃ mba ho falifaly daholo ny rehetra

๐Ÿšจโœ๏ธ Latsa-dranomaso mihitsy i Paul Pogba ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ต nandritran'ny fanaovan-tsonia fifanarahana niarahany tamin'ny AS Monaco.Nand...
29/06/2025

๐Ÿšจโœ๏ธ Latsa-dranomaso mihitsy i Paul Pogba ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ต nandritran'ny fanaovan-tsonia fifanarahana niarahany tamin'ny AS Monaco.

Nandalo fotoan-tsarotra loatra izy nialohan'izao fahitana klioba indray izao ! ๐Ÿฅน

๐Ÿ”ด๐Ÿšจ Vaovao mandona Fo ๐Ÿฅบโค๏ธNohentin'i Cubarsi nanaraka azy tany amin'ny fampivondronana hiarahana amin'ny ekipam-pirenena E...
06/06/2025

๐Ÿ”ด๐Ÿšจ Vaovao mandona Fo ๐Ÿฅบโค๏ธ

Nohentin'i Cubarsi nanaraka azy tany amin'ny fampivondronana hiarahana amin'ny ekipam-pirenena Espaniola ny CAHIER sy ny BOKINY mba hianarany lesona ๐Ÿ˜ฑ

Manomana fanadinana hidirana eny amin'ny Universitรฉ i Cubarsi amin'ny 11 ka hatramin'ny 13 Jona ho avy izao, ka na mbola manao baolina ary izy dia tsy hadinony ny Fianarany ๐Ÿค—โค๏ธ

Rehefa vita moa ny kotrana hiarahana amin'ireo ekipa dia mianatra lesona no hataon'i Cubrasi ๐Ÿฅบโค๏ธ

Ny azoko ambara dia ny hoe Soa fianatra ry zareo an. Jerevo i Cubrasi fa na efa manana ny hoaviny tsara ary any anaty kitra dia tsy manadino izany mihintsy ny Fianarany. Raha toa ka mbola manana MOYEN aloha dia tohizo foana ny fianarana fa tsy hanenenana io ๐Ÿ˜Œ๐Ÿ˜Œ
Ary tsy adino koa ny mirary soa ho an'ireo izay efa miasa ๐Ÿค—

Andeha isika hirary soa azy mba hatratra ny tanjony izy ๐Ÿฅฐ

VAMOS Cubarsi ๐Ÿ’Ž๐Ÿ›ก๏ธโš”๏ธ
VISCA BARร‡A ๐Ÿ’™โค๏ธ

_______________________

Aza adino hatrany ny manaraka ny pejy

โšฝTOURNOI PENTECOTE๐Ÿ”ด๐Ÿ”ตPORTUGAL sy ESPAGNE no hiatrika ny lalao famaranana amin'ny  alahadin'ny Pentecote ho avy izao.
06/06/2025

โšฝTOURNOI PENTECOTE

๐Ÿ”ด๐Ÿ”ตPORTUGAL sy ESPAGNE no hiatrika ny lalao famaranana amin'ny alahadin'ny Pentecote ho avy izao.

17 years old.
06/06/2025

17 years old.

15/06/2024

Mention spรฉciale ร  mes nouveaux(elles) super fans ! Malala Rajao

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Franck Pejy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share