
20/09/2025
🎬 𝗗𝗮𝘃𝗶𝗱𝗮 𝗸𝗲𝗹𝘆 𝗵𝗲𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗧𝗲𝗮𝘀𝗲𝗿 𝗻𝗮𝗹𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝗹𝗮𝘆 𝘀𝗮𝗿𝘆 𝗠𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗞𝗿𝗶𝘀𝘁𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 𝗗𝗮𝘃𝗶𝗱𝗮 𝘀𝘆 𝗚𝗼𝗹𝗶𝗮𝘁𝗮 ( 𝗙𝗶𝗻𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝗲𝘀𝘆 𝘁𝗮𝗵𝗼𝘁𝗿𝗮).
Mampiseho ny fahendrena sy ny fahatokiana nananan’i Davida tamin’ny andraikitra noraisiny amin’ny fiandrasana ondry sy ny fanahafany an’i Jesosy ilay mpiandry ondry tsara. Salamo 23 😊
🔴Jereo izao ato amin'ny Youtube :
https://www.youtube.com/watch?v=1BR6AFMUy_A
Ho anao mpampianatra sekoly alahady amin’ny fiangonana zay misy anao , mbola tsy nisoratra anarana nefa te hahazo ny Dessin animé ranoray Davida sy Goliata (Finoana mandresy tahotra)
👉🏽Alefaso ny hafatra miafina na ny mail @ ny [email protected] na antsoy ny laharana +261 34 06 763 62
🟠Ireto avy no zavatra ilaina amin’izany :
-Anaran’ny fiangonana misy anao sy ny toerana
-Anaran’ny Pasteur
-Anaran’ny mpampianatra sekoly alahady, manao ny fangatahana
-Laharana finday
-Adresse mail gmail handefasana ny video
Zarao amin’ireo namanao hatrany fa efa manaparitaka filazantsara sahady ianao amin’ny fanaovanao izany😊❤
Mampiseho ny fahendrena sy ny fahatokiana nananan’i Davida tamin’ny andraikitra noraisiny amin’ny fiandrasana ondry sy ny fanahafany an’i Jesosy ilay mpiandr...